RNS 2007- Vichy

61. fijo ( 07/03/2007 05:35)
hay ve fasaly koa nandinika ahy e,
za koa nandinika ihany fa tsy ny tarehy,satria iny efa itako fa manja,fa ny ahy le an no nodinihako tsara sy novinavinaiko
62. mbaliana ( 07/03/2007 14:35)
tsy azo tenenina eto anga zany ?
63. fasaly ( 08/03/2007 16:14)
fijo: in ndray no novinavinaina tao ry fijo????
zà zao mety hande ihany de aiza izany ny fotoana???
mbaliana ???indry sy iza no hande ary de aiza sy am firy njay io fotoaja voalaza io sa samy mande samy mitady eny:?:-P
stretch: rehefa tsy ho hita zany njy de tsy ho hita e!....za any am boule zany :-P mijery an'i samoana sy fijo:-P
64. mbaliana ( 08/03/2007 20:45)
fasaly> za tsy afaka akia amin'io fa misy fetim-pianakans an :cry::cry:
65. fasaly ( 08/03/2007 21:47)
:?:cry:
66. sakaizakely ( 08/03/2007 22:55)
récapépéteo hoe iza avy ary no handeha ?

Izaho indray klou de miandry dernier moment vao manapakevitra arakaraky ne état-ko amin'io fotoana io ihany.
67. fijo ( 08/03/2007 23:48)
za tsy lasa amin'ity kle
68. infinity ( 09/03/2007 00:08)
ANy izany mihaona e...:°)
69. fijo ( 09/03/2007 23:09)
mahereza aby e
70. Samoana ( 10/03/2007 09:45)
Araky ny vaovao dia
- 25 ny ekipa foot
- Volley: 16 ekipa vaiavy, 18 ekipa lahy
- Baskety: 11V, 32L

Ilay zandrikely namana te hanao foot tsy manana ekipa nanoratra tamiko raha mba afaka mandefa hafatra indray fa tsy tadidiko ilay pseudo.

Tsara ho fantatra ny taranja handraisan'ny namana samihafa anjara raha azo atao ô !

Raha hitanareo fa mifanjevo be ny fividianana sakafo dia aza misalasala mankany @ boulodrome fa any tsy be olona ( tondrahana manokana ho an'ny namana ny terrain rehefa misy mandalo ho an'ny mataho-bovoka:wink:)
71. adidy ( 16/03/2007 21:43)
hay efa tato ilay dinika!!Misaotra an'i Sipagasy!!
Lay amoron-drano moa aiza ho aiza??Rehefa hariva iny mantsy efa reraky ny mi-krapy ihany ka raha @ iny vao hiodina hitady ny moron-drano miaraka @ ilay posetin'ny ankizy dia sport ihany:°):°)
72. Samoana ( 17/03/2007 16:26)
Tsy mety angaha raha miara-misakafo ao @ boulodrome ny alina ? Permanence ao 'zahay hatr@ 11 alina:wink:
73. Fiffi ( 30/03/2007 05:57)
de iza sy iza hiany no ho any eh ? :roll:
74. andrea ( 30/03/2007 12:52)
Fiffi angaha handeha ho any? (tandremo be rancune tamin'ny herin-taona ann !!! za efa nifona fa diso !!!) :-*
75. Fiffi ( 30/03/2007 15:42)
andrea: :-$:-$ zavatra efa lasa akia iny de tsy hiverenana intsony an ! efa nalevina mandrakizay !
:):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
76. totofy ( 30/03/2007 18:05)
fiffi mou tsara fanahy ô :wink::-*
77. Fiffi ( 30/03/2007 19:27)
ka zah akia tsy mba rancunière zany an ! :) sady tia n amana.....
78. infinity ( 01/04/2007 14:39)
Kely sisa :wink: Herinandro sisa...la derniere ligne droite....tonga d any mihaona izany...okay e!
79. sipagasy ( 01/04/2007 15:30)
adidy:

hay efa tato ilay dinika!!Misaotra an'i Sipagasy!!
Lay amoron-drano moa aiza ho aiza??Rehefa hariva iny mantsy efa reraky ny mi-krapy ihany ka raha @ iny vao hiodina hitady ny moron-drano miaraka @ ilay posetin'ny ankizy dia sport ihany:°):°)



arahaba,

misy morondrano kely io eo tsy alavitry ny pont kely ahafahana mandeha tongotra mankany @ boulodrome e! dia misy seza ireny eo dia eo ny fotoanan'izay ho afaka izany e!!!

any mihaona, ny sac au dos entiko misy soratra hoe "SERASERA.ORG"
80. adidy ( 01/04/2007 19:58)
ZA ry reto alahady vao tonga fa mbola miasa ny asabotsy an!!! Fa raha misy afaka mametraka hafatra n° phone amiko dia faly aho!!
Za ve efa t@ herintaona no tsy nahita anareo:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084