Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....
1. niryna
(
23/01/2007 06:37)
Mino aho fa mety mitovy hevitra amiko koa ianareo.Mba satria manala sorisory sy mifaly ary mitokelaka miaraka @ namana eto:D8).Misy moa ny manome anarana ary misy ny xxx ,safidy iny.:oops:Ny mampalahelo dia misy olona tsy manantsaina afatsy ny manindrona olona, manebaka, manambony tena:(:(.Ny tsy fantatry ny olona dia izay avoakan'ny vavanao no mety hitsarana anao:cry::cry:.Tsy psychologist aho akory fa tonga dia taratra ny hatezerana e:roll:.Raha hanenjika olona sy ametraka olona ambany noho ny tena foana anie isika dia isika ihany noho voamafy eo e.Raha mihomehy hono ianao dia miaraka mihomehy aminao koa ny olona fa raha mitomany ianao dia ianao irery no mitomany fa tsy hisy hiaraka hitomany aminao eo ny olona."if you laugh, people will laugh with you=))=)), but if you cry, you cry alone.:cry::cry:"
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:12
5. fiderana
(
23/01/2007 09:40)
niryna>> tsy blem izany fa ny hataonao ihany hatao, ireny namana ireny mieritreritra hoe mba fahafinaretany ngamba ny manao toetra toy izany, tsy homena tsiny izy ireo fa ianao no aza voatarika fotsiny ê!dia hampio :lol: fa milay foana io.
8. Samoana
(
23/01/2007 15:10)
niryna:
...Ny tsy fantatry ny olona dia izay avoakan'ny vavanao no mety hitsarana anao...
Mamelà re ny helony na dia fantany aza izay soratany e :cry:!
12. pissoa
(
24/01/2007 05:38)
Indraindray - na matetika mihitsy aza
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanindrona, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatsindrona ho azy noho ny lazainy ny ny ataony (indrindra rehefa tsy mifanaraka ireo). :-D
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanebaka, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatebaka ho azy noho ny ataony ihany. :-D
- ny mpanoratra tsy mieritreritra ny hanambony tena, fa ny mpamaky no mahatsiaro ambany ho azy mamaky ilay hevitra mipoitra. :-D
Fiainana daholo izany :-D:-D:-D

13. pissoa
(
24/01/2007 05:39)
Any ho any izao misy mahatsiaro voatsindrona na voatebaka amin'io teniko io nefa za maneho hevitra + mivanitika toy ny mahazatra fotsiny. Sorry :-D:-D:-D:-D:-D
14. pissoa
(
24/01/2007 05:42)
cutie:
fa manin aza niryna no lazainareo fa lhl :roll:
ka ny momba an'i niryna tsisy oe lahy izy na vavy, de ze tian'oul zany :roll::-D
15. niryna
(
24/01/2007 05:45)
booboo:
Hombohy na zapper-na refa manirikiry fa tsy asiana sentimaka e !
=))=))=))Inona no tian'i booboo ho tenenina :-P
16. niryna
(
24/01/2007 05:46)
fiderana:
niryna>> tsy blem izany fa ny hataonao ihany hatao, ireny namana ireny mieritreritra hoe mba fahafinaretany ngamba ny manao toetra toy izany, tsy homena tsiny izy ireo fa ianao no aza voatarika fotsiny ê!dia hampio :lol: fa milay foana io.
Marina ny anao 8)8)8)
17. niryna
(
24/01/2007 05:47)
kelly13:
ka rehefa derriere l'ecran d mihevitra ho bôby dol kou :-D:-D
Miseho azy ho boby ahoana ry kelly:?::?:
18. niryna
(
24/01/2007 05:52)
Samoana:
[quote=niryna]...Ny tsy fantatry ny olona dia izay avoakan'ny vavanao no mety hitsarana anao...
Mamelà re ny helony na dia fantany aza izay soratany e :cry:!
Misaotra Samoana a nampahery a, izaho indray dia mora amiko ny mamela olona satria aho efa niala tao anaty maizina ka Jesosy Kristy no jiro sy fanilon'ny fiainako.Enga anie ka mba toy izany ny namana rehetra.:lol:
19. niryna
(
24/01/2007 05:55)
xxx:
niryna> lany bala angaha ny tovolahy?
:-D
Mifamazivazy ny namana ka rehefa tsy mahita ho tenenina iny izy dia ny niryna lahy sy niryna vavy foana no teneniny.Averiko indray fa vavy aho ary manambady amanjanaka.=))=))=))=((
20. niryna
(
24/01/2007 06:02)
pissoa:
Indraindray - na matetika mihitsy aza
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanindrona, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatsindrona ho azy noho ny lazainy ny ny ataony (indrindra rehefa tsy mifanaraka ireo). :-D
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanebaka, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatebaka ho azy noho ny ataony ihany. :-D
- ny mpanoratra tsy mieritreritra ny hanambony tena, fa ny mpamaky no mahatsiaro ambany ho azy mamaky ilay hevitra mipoitra. :-D
Fiainana daholo izany :-D:-D:-D
Pissoa izay no atao hoe fiainana, olona tsirairay no nanamboaran'Atra antsika.Raha resaka mpanoratra indray aloha dia adi-hevitra no tena betsaka eto saingy matetika izay mamaly voalohany dia iny no arahin'ny manaraka.Diso ny valim-panontaniana dia mety mandiso koa ny hafa.Ary ny tena mampihomehy dia misy tonga dia tezitra ilay fanontaniana ka tsy mandeha any amin'izay valiny akory ilay izy:):).Afaka mifanitsy sy mifampianatra anefa isika fa tsy hifamely lava eto.Iza koa no andany andro amin'izany.Reraka ny fiainana sy ny asa aman-draharaha ka mba manala sorisory:lol::lol: