Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....
44. mbaliana
(
29/01/2007 11:53)
diamondra27> za aloha akia dia anisan'le mandrangitra mahazo plaisir e.. satria mantsy vazivazy daholo ny ankamaroan'ny andraisako anjara...:-D:-D
45. nolalaina
(
30/01/2007 10:18)
zah ndray ry mbaliana lé vôrangitra mahazo plézir an!! hihihihihi:-D :-D :-D
51. niryna
(
31/01/2007 17:42)
diamondra27:
sitlo ihany ve no nyrina e!
sa miesona ndray za? Maninonan no averina intelo?
=))=))=))
Aiza ianao ry sitlo?8O
Ity aho niryna a ;-);-)
52. niryna
(
31/01/2007 17:49)
Rehefa reradreraka na somary misy olana iny dia mankanesa ato amin'ny serasera fa tapaka ho azy ny tsinainao.:D:D:D
53. mbaliana
(
31/01/2007 19:58)
niryna> loza raha ho tapaka ny tsinay fa aleo ihany totohizana ka..
fijo> matahotra antsy anga i fijo? anga mbola tsy voatapaka? :-D:-D
kitjo> atao inn antsy plastika e.. na gateau aza tsy voadidiny... aleo antsy vre no an' fijo e
fijo> matahotra antsy anga i fijo? anga mbola tsy voatapaka? :-D:-D
kitjo> atao inn antsy plastika e.. na gateau aza tsy voadidiny... aleo antsy vre no an' fijo e
54. niryna
(
02/02/2007 16:16)
mbaliana:
niryna> loza raha ho tapaka ny tsinay fa aleo ihany totohizana ka..
fijo> matahotra antsy anga i fijo? anga mbola tsy voatapaka? :-D:-D
kitjo> atao inn antsy plastika e.. na gateau aza tsy voadidiny... aleo antsy vre no an' fijo e
Adininao hoe tsiky kely dia ampy olona tato ihany no nandefa an'io ary dia lasa lohateny izy izao
56. niryna
(
03/02/2007 17:52)
Mianatra ny zava-misy sy tsy dia fahita ary mahafantatra toetran'olona ka mitandrina ny tsy hanome fanafitoinana
57. xxx
(
06/02/2007 07:09)
Tsy mba manome courage ny olona vaovao fa tsy manantsaina afatsy ny hanisy olona foana ary manipaka ny hevitra havoakan'ny olona kanefa tsy manana hevitra antokona.Tsy manaiky ho resy lahatra na fantatra fa diso izao aza.Izay angamba no atao hoe hambom-po tafahoatra.Tia midoka tena fa tsy dokafana.
Lany andro fotsiny satria tsy dia ahitam-bokatra firy noho ny olona manana toetra roa karazany kanefa olona iray ihany.Manenjika isa no tena hitako ato.8-)8-)
Tonga dia hidingin-drambo izao ilay olona fa jereo anie.Miaro ny tenany izy kanefa miverina any aminy ihany ny tiako ho tenenina azy.Tsy ny rehetra io fa olona vitsivitsy ary miverina matetika ilay toetra ratsiny.Tsy mahafantatra izy fa mivoaka ny soratra soratany ny hatezerany sy ny toetra ao anatiny.

58. kitjo
(
06/02/2007 17:06)
calm iany mo eee....
hihi..otran ahoana ngah zany ol midingin-drambooooo :roll:
hihi..otran ahoana ngah zany ol midingin-drambooooo :roll:
59. nolalaina
(
06/02/2007 18:39)
euuuuuhhh!! tsy ny vevavy zany no voa @zany raha azoko tsara an!! :wink: zay tsy misy rambo adingina!! :-P