Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....

61. niryna ( 10/02/2007 02:08)
[quote=xxx]
Tsy mba manome courage ny olona vaovao fa tsy manantsaina afatsy ny hanisy olona foana ary manipaka ny hevitra havoakan'ny olona kanefa tsy manana hevitra antokona.Tsy manaiky ho resy lahatra na fantatra fa diso izao aza.Izay angamba no atao hoe hambom-po tafahoatra.Tia midoka tena fa tsy dokafana.

:x:x:x:x(l)(l):P:P:P
62. niryna ( 10/02/2007 02:12)
[quote=xxx]

Tonga dia hidingin-drambo izao ilay olona fa jereo anie.Miaro ny tenany izy kanefa miverina any aminy ihany ny tiako ho tenenina azy.Tsy ny rehetra io fa olona vitsivitsy ary miverina matetika ilay toetra ratsiny.Tsy mahafantatra izy fa mivoaka ny soratra soratany ny hatezerany sy ny toetra ao anatiny.

Ahoana no hidinginan'ny rambony ato anaty ordinateur:?:
Efa oue tsy afaka ny hanova oul isika kou8-)8-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053