Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....
21. niryna
(
24/01/2007 06:05)
cutie:
fa manin aza niryna no lazainareo fa lhl :roll:
Efa novaliako im-betsaka io saingy averiko indray izay antony hanontaniany ahy lava tsy fantatro sady mampaninona ahy fa mila mihomehy ny tena.Vavy aho ry cutie a ary manambady aman-janaka.Jereo fa mbola misy anao XXX indray hanontany izany :):):)
22. niryna
(
24/01/2007 06:07)
pissoa:
cutie:
fa manin aza niryna no lazainareo fa lhl :roll:
ka ny momba an'i niryna tsisy oe lahy izy na vavy, de ze tian'oul zany :roll::-D
=))=))=))Izaho raha mba mijery izay lahy na vavy any,mety misy lahy aza ao lasa vavy indray raha izany koa
23. pissoa
(
24/01/2007 06:13)
niryna:
Raha resaka mpanoratra indray aloha dia adi-hevitra no tena betsaka eto saingy matetika izay mamaly voalohany dia iny no arahin'ny manaraka. Diso ny valim-panontaniana dia mety mandiso koa ny hafa.
aaa ! tsisy an'zany oe ze mamaly voalohany izany no arahin'ny manaraka. Tsy zazakely akory ny olona maneho hevitra. Fa rehefa milay be kosa ve ilay hevitra nomen'ny namaly voalohany tsy ho arahina :wink::-D
niryna:
Afaka mifanitsy sy mifampianatra anefa isika fa tsy hifamely lava eto.
Io no teniko tetsy ambony. Fa maninona no hoe fa tsy hifamely lava ? Nga eto misy mifamely lava ? Sao njy mahatsiaro ho voa lava amin'ny tenin'ny olona ? Dia io ambony io ny teniko. Ny olona mety tsy mamely akory - fa ny mpamaky no mahatsiaro voa ho azy noho ny ataony ihany. :-D:-D:-D
24. pissoa
(
24/01/2007 06:19)
niryna:
=))=))=))Izaho raha mba mijery izay lahy na vavy any,mety misy lahy aza ao lasa vavy indray raha izany koa
Ie ... refa sendra ny oul mpandainga dia izay. Ka raha mpandainga njy de zay koa zany. :-D:-D:-D
31. cutie
(
24/01/2007 22:31)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 24-01-2007 06:38:38
Lohateny : Re : Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy
Indraindray - na matetika mihitsy aza
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanindrona, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatsindrona ho azy noho ny lazainy ny ny ataony (indrindra rehefa tsy mifanaraka ireo).
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanebaka, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatebaka ho azy noho ny ataony ihany.
- ny mpanoratra tsy mieritreritra ny hanambony tena, fa ny mpamaky no mahatsiaro ambany ho azy mamaky ilay hevitra mipoitra.
Fiainana daholo izany
:-D:-D:-D:-D
=D=D=D=D
32. vale
(
25/01/2007 09:56)
pissoa:
Indraindray - na matetika mihitsy aza
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanindrona, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatsindrona ho azy noho ny lazainy ny ny ataony (indrindra rehefa tsy mifanaraka ireo). :-D
- ny mpanoratra tsy mihevitra izay hanebaka, fa ny mpamaky no mahatsiaro voatebaka ho azy noho ny ataony ihany. :-D
- ny mpanoratra tsy mieritreritra ny hanambony tena, fa ny mpamaky no mahatsiaro ambany ho azy mamaky ilay hevitra mipoitra. :-D
Fiainana daholo izany :-D:-D:-D
=D=D=D=D=D=D pissoa :D:D:D
34. naughtyboy
(
25/01/2007 21:40)
mahaliana daoly ry zareo zany kozy zany fa resaka mivanitika de ozy aho oe tsara fa tohizo,tsy nanaraka ny hevitr@oul aho iny fa fa niaranivanitika
35. mbaliana
(
25/01/2007 23:30)
na manindrona aza ny tenin'ny sasany dia mihomeheza foana e.. tsarovy fa virtuel ity .. tsy ho mety marina foana fa ny ankamaroany mijanona ho nofinofy fotsiny :lol::lol:
36. niryna
(
26/01/2007 06:51)
mbaliana:
na manindrona aza ny tenin'ny sasany dia mihomeheza foana e.. tsarovy fa virtuel ity .. tsy ho mety marina foana fa ny ankamaroany mijanona ho nofinofy fotsiny :lol::lol:
=D=D=D=D=D=))=))=))=))
38. diamondra27
(
27/01/2007 05:26)
mbaliana: za akia mbô gaga koa. Nefa kosa na de zany aza de hita ihany ny sasany maka plaisir mandrangitra e!
ka na de @ réel koa aza ange de tokony tsiky hatrany ny fiainana e!
I tesaloniana 5:16 "MIFALIA MANDRAKARIVA"
Tsy mikiakiaka fa tsy mande tsony ny mode: "gras" aty amiko
ka na de @ réel koa aza ange de tokony tsiky hatrany ny fiainana e!
I tesaloniana 5:16 "MIFALIA MANDRAKARIVA"
Tsy mikiakiaka fa tsy mande tsony ny mode: "gras" aty amiko