Hatraiza ny fahasarotam-piaronao

1. dolby ( 31/08/2006 13:09)
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.

Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ? Misy fiantraikany eo @ fiarahanareo ve ilay izy na mpivady io na mpisipa.
novalian'i fiderana ny 11/10/2006 07:17
2. bellla ( 31/08/2006 13:49)
euh...:@ zah alou tena fantatro fa saro-piaro b, ary @ izy tsy eo ankaikiko no tena mahalasa ny eritreritro hoe aiza izy izay, iza ny miresaka aminy any, nahona izy no mbola tsy tonga... fa tsy de misy fiantraikany firy amin'ny fiarahanay alou ny ahy e! voafehy tsara. :-P
3. Fiffi ( 31/08/2006 13:49)
iza moa no tsy saropiaro @ tiany ? fa de hasiana limity fotsiny na mba mifampiresaka hoe saropiaro zah , indrindra fa raha ohatra ka mba tsapan'ny 1 hoe saropiaro izy de mba mitandrina eh!
4. booboo ( 31/08/2006 14:03)
1- ié fantatro tsara mihitsy fa saro-piaro zà :°)
2- zà ndray tsy mivilivily zany fa tondé manombo klou avy eo miresaka :-w
3- hum...refa misy vehivavy tsy mahay mipetraka nefa zà eo donky mendrika ny hombohina izy zany :-w
4- :-D:-D tsisy fihatraikany " firy " kounkou klou hatreto fa voafehy tsara :-D:-D

5. dolby ( 31/08/2006 14:21)
Fiffi > Tsy nazavainao hoe rehefa inona ianao no saro-piaro...

bella > Betsaka mihitsy ny olona mitovy toa anao, tsy lasa ohatran'ny hoe tsy fahatokisana indray ve izany ?

booboo > tsy azoko tsara ilay hoe manombo sy hombohina ?
6. xxx ( 31/08/2006 14:24)
refa misy ny fifampitokisana zava_poana ny hasarotam-piaro misy ko nefa ny lehilahy na vehivavy manarorotra izany toe_javatra zany ; amiko manokana aloha de tsy mety le hasarotam_piaro be lotra ; nefa raha tratrako kosa oe io fa mapirafy de ataoko mahalala ny anarako mintsy lol(midika fa misy hasarotam_piaro ihany ao amiko fa tsy asehoko):-@:-$
7. booboo ( 31/08/2006 14:52)
dolby >:°):°)... tsy tsara, hono :-w, ny manombo dia aleo tsy hazavaiko sao mampiana-dratsy ny sasany :-P
8. fasaly ( 31/08/2006 15:04)
:roll:zà ndray klou tsy haiko zay ho kialina ny tenako, atao hoe tsy saropiaro nefa saropiaro, hatao hoe saro piaro nefa tsy saropiaro, ny fotoana maha saro-piaro njay ohatra de am fotoana ilaiko anle oul ny prézansy - ny zany am fotona ilaiko azy nefa izy varina any ankafa de iny aho no saropiaro beuh! lozatany....:roll:euhhhhh! inona kou re e!:roll::roll: tsy de misy fetraikany lotra am manodidina ahy anefa zany fa amiko irery ihany sy lay olona hasarotako fiaro....:°)
9. malalatinasoa ( 01/09/2006 00:34)
Za dia saro-piaro, indrindra indrindra rehefa ela be tsy nifanena, te-ahafantatra ny rehetra rehetra dia be fanontaniana be. Rehefa misy zavatra hafahafa anefa dia miezaka ny mody fanina, nefa dia toa zary kizitina @ tsy misy antony. Dia mampijaly tena irery eo.

Rehefa eo indray izy tsy misy olana, tsy saro-piaro mihintsy fa efa voavaly ny fanontaniako rehetra. Ny olana ndray dia izy no toa lasa saro-piaro ka mandreraka.
Tsy dia misy olana @ manodidina ilay izy satria mbola vitan'ny fifampiresahana.
10. Herimiafina ( 01/09/2006 00:56)
Inona izany "saro-piaro" ry zareo? :roll::-w
11. soanja ( 01/09/2006 02:01)
Zah tena tsy mety saropiaro mihitsy. Asa na ahoana? Rehefa miaraka amin'olon-kafa ny olona sipako taloha ohatra dia mazava izany ny lalany fa niova ny fony. Dia mifindra koa ny foko.
Ny vadiko indray dia atokisako tanteraka dia tsy mipetraka akory io fanontaniana io. Ny atao hoe fitiavana dia tafiditra ao koa ny fifampitokisana.
Ny maso hono tia jerijery ary ny isika dia misalotra nofo.
12. naritsimba ( 01/09/2006 04:56)
Akory aby e!
Izaho indray aloha dia tsy saro-piaro izany eh! amiko aretina ny hasarotam-piaro na @ endrika inona io na @ endrika inona. Matoa ny olona iray na vady io na sipa ka miaraka @ olon-kafa dia ataovy ao an-tsaina fa tsy tia anao intsony izy izay fa dia anjaranao no mieritreritra.
Fa ny tena tsy mety dia io nolazainy soanja io hoe: raha sendra manara-maso vehivavy eny an-dalana ny lehilahy na ny vehivavy no mijery lehilahy eny an-dalana ka izay no haha saro-piaro dia mihevera tena fa efa voa ny sainao izany.
Tsy maninona io fa reveo.
13. Fiffi ( 01/09/2006 08:01)
manimba zavatra bdb ry zareo io fahasarotampiaro io an!
14. diamondra27 ( 01/09/2006 09:37)
dolby: ie za mahalala ny fahasarotapiaroko ka, de fantako ny fitrangany

na dia namana tsotra aza mahasaropiaro ahy
raha vao misy mampalahelo le namako tonga de za no avy hatrany mandray anjara miaro ilay namako. Tena marina io an!
anontanio nge le namana (vhv) iray izay e!:wink::-$

de raha olontiana moa de aoka fotsiny , tsy azonareo vhv kitihina intsony fa matoa izay za manaiky dia misy dikany ao fa refa fantako oe: déplacer le izy de stop an! aza mifandramatra amiko fa tsy hanana ny rariny ianao :-D:-D:-D

fa na de zany aza de aza de atao be loatra le hasarotapiaro e! lanjalanjao, fa tsy vao oe: miresaka @ ranona tonga de saropiaro. Manjary objet le olona @izay fotoana izay
15. Fiffi ( 01/09/2006 09:40)
fa mba hanjaran'le olona tianao kosa no mijery hoe saropiaro ny tiako ka mba hitandrina an!
16. prime ( 01/09/2006 10:36)
Dia samy mitandrina izany e...
17. tywa68 ( 01/09/2006 12:52)
iza re no tsy saro-piaro a ! ny fomba fampisehoana azy no tsy mitovy !
Matoa milaza hoe tsy saro-piaro dia tsy sarotiny, zany hoe tsy miraha², zany hoe tsy tia loatra !!!
18. Fiffi ( 01/09/2006 13:06)
tsy misy tsy saropiaro @ ny azy zany hoa !
19. arson ( 01/09/2006 13:27)
fiffi
20. cathy ( 01/09/2006 20:09)
za indray zany no hafa aminy olona raha izany
za tsy saro piaro zany
amiko refa tiana de ananana confiance de zay:lol:
marary fo amin izayny eo farany marina eh
o ray olona ah raha hoe vao lasa mivoka kely de efa hoeritreretina misy zavatra ho vanina ve:?:
amiko refa ao antrano izy de ahy refa mivoka ny varavarana izy de any besy maro mahazo mijery azy doly knou
reveo manja eh :P:P:P:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0657