Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
21. diamondra27
(
01/09/2006 21:43)
cathy:;-);-)
hum, za matoky andry ange e!
manantena aho fa tsy hamadika ahy indry:-D:-D::-$:-$
ary manomboka tamàna ndry an!
miarahaba andry aloha tonga ato @ forum e:-*:-*:-*:-*! de mazotoa fa izahay efa hiala e!:-P:-P:-P toerana nivokisana hono tsy hijanona ela , dia ifandimbiasana izy ity
Tandremo ihany anefa indraindray fa tsy ary mitovy hevitra aminao daholo ny namana rehetra, ka sao de tafitohina eny andalana eny.
Mazotoa , de tohizo la fahatokisana olona e!@ fo malalaka fa asio reserve ihany na de izany aza.
Raha misy tsy mety de antsoy aho hiaro andry :-D:-D
efa niandry varavarana ihany hatr@izay .

22. cutie
(
01/09/2006 21:47)
za koa gaga fa mazoto manketo i cathy a :wink:
ho aiza njy ?
hanaraka an'i dadabe nga:roll::roll::roll:
miarahaba andry aloha tonga ato @ forum e! de mazotoa fa izahay efa hiala e! toerana nivokisana hono tsy hijanona ela , dia ifandimbiasana izy ity
ho aiza njy ?
hanaraka an'i dadabe nga:roll::roll::roll:
23. cutie
(
01/09/2006 22:14)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 31-08-2006 15:09:03
Lohateny : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.
Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ? Misy fiantraikany eo @ fiarahanareo ve ilay izy na mpivady io na mpisipa.
marina mitsy alou le we tsy mampiadana e
Fa tsy maintsy ilaina ihany le fahasarotam-piaro satria mahatonga anao handinika ny tenanao sy le oul hiarahanao, hamakafaka tsara we in ny antony maha-saro piaro, de zavatra mitombona ve le zavatra maha saro-piaro sa tsia.
24. pili
(
02/09/2006 13:05)
izay mahafantatra tsara an'i pili lony d tonga d kopy daolo fa ngamba tsisy oyl saro piaro mihoatra ana é,na am fotoana inn io na am fotoana inn,surtout mou k reefa ts eo akaikiko zay izy,miakatra 200° mints ny maripana:-P amizay fotoana zay,amiko manokana ny fahasarotapiaro ts midika mints oe ts fahatokisana fa fitiavana mihoatra ny fitiavana ny tena ary,ts aiko ny manazava azy + clair fa d zay fotsn,ary mbola ts nisy conséquences teo aminay mints io satria zay 2 samy saropiaro:*,otran'ilay hira oe SAROPIARO AHO AMIN'ZAY JERENAO:P,donc zay fotsn ny ah é,sady en + n'zay,efa ana iny k maninn no mbola kitikitihan'ny hafa iany:-w,
25. zandrikely
(
02/09/2006 19:48)
marina zany ry pili , tena misy fitiavana ilay hasarotampiaro , fa na izany aza tokony heverina ko ,fa manimba zavatra betsaka io , amiko zany ny olona ra vao manontany anao indray mande ka miteny ny marina enao , nefa izy mbola tsy matoky dia zavtra hafa zay , hasarotampiaro , fitiavana angamba no tiany atao fa amiko toa ootran'ny tsy matoky izy
26. Herimiafina
(
02/09/2006 19:51)
Aza mba saro-piaro izany hoa fa lasa antitra ho azy ampitoerana eo, raha te handeha izy mahazo mandeha, tsy manova ny fomba fihinana hanina izany na hampivadika ny tany sanatriavina. :-D
28. Herimiafina
(
02/09/2006 20:16)
Mampa-antitra fotsiny satria matoa miodina dia tsy manjary izany ka inona no hitomanizana amin'izay tsy manjary e! :-D
29. lanto
(
02/09/2006 20:48)
Raha d tena tsy saro-piaro mihitsy kosa mampanontany tena ihany hoe sao tsy tia
31. narij
(
03/09/2006 07:03)
izy io moa zany de atao hoe ny be loatra no ferana fa raha kely tsy manin, atao saropiaro tapany fotsiny fa tsy azo atao feno fa mangotraka be
32. lanto
(
03/09/2006 07:41)
Raha ilay olona tsy saro-piaro ireny mampiseho hasarotam-piaro kely mahafaly ny andaniny indray,hoe hay ve mba misy an'izany :) fa ilay efa mpigidraka isanandro amin'ny tsy roniny tsy ventiny ....tsy raharahian'ny oul tsony :-D
cutie> zah tena saro-piaro ka! afempenina fotsiny :p
cutie> zah tena saro-piaro ka! afempenina fotsiny :p
33. cutie
(
03/09/2006 17:40)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 02-09-2006 22:48:14
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Raha d tena tsy saro-piaro mihitsy kosa mampanontany tena ihany hoe sao tsy tia
io no lazaiko we efa vita vaksiny zany fa tsy njy ka :lol::lol::lol:
35. Herimiafina
(
03/09/2006 18:40)
Raha tsy saropiaro mihintsy dia na:
-Tsy misy fitiavana.
-Na kely fitiavana.
-Na tena faran'izay be fitiavana be e! Tena tia be mihintsy.
-Na donjona tahak'ahy de tsy mahafantatra fa mitsaingoka any ambadika rafotsy ohatra! lol :-D
-Tsy misy fitiavana.
-Na kely fitiavana.
-Na tena faran'izay be fitiavana be e! Tena tia be mihintsy.
-Na donjona tahak'ahy de tsy mahafantatra fa mitsaingoka any ambadika rafotsy ohatra! lol :-D
36. cutie
(
03/09/2006 18:42)
Na donjona tahak'ahy de tsy mahafantatra fa mitsaingoka any ambadika rafotsy ohatra! lol
toa io no mety kokoa :-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
03/09/2006 18:44)
Tsy misy olana kah, amin'izay koa justifié tsara rehefa zah indray no hanao rehefa te hanao izany! :-D
39. Herimiafina
(
03/09/2006 18:52)
Laingako ireo fa tsy misy olona tsy saropiaro izany ry ireto an! na tsy dai tia aza toa saropiaro ihany, fa saingy kosa, misy sentiment maro mampiavaka ny fahasarotampiaro tsirairay:
-Protectionisme: sao ampijalian'ilay rafy ilay olona.
-Amour propre: mahatsiaro tena ambany.
-Fierté: mihevitra fa tsy ho tratran'izay mihintsy.
-Egoisme: lasan'ny olona ny vadiko sy ny fiarako.
-Possessivité: tsy azo raisina ny stylo-ko, tsy azo kitihina ny vadiko.
-Exclusivité: tsy mahazo miresaka amin'iza n'iza ianao ry ilay donjona ity.
-....sns....
Mety afaka mifangaro ireo rehetra ireo.
Aiza ho aiza ao ianao? :oops::-w