Hatraiza ny fahasarotam-piaronao

41. cutie ( 03/09/2006 18:59)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-09-2006 00:14:03
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Voalaza teo :
Mpandefa : dolby [ Valio ] 31-08-2006 15:09:03
Lohateny : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.

Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ? Misy fiantraikany eo @ fiarahanareo ve ilay izy na mpivady io na mpisipa.

marina mitsy alou le we tsy mampiadana e
Fa tsy maintsy ilaina ihany le fahasarotam-piaro satria mahatonga anao handinika ny tenanao sy le oul hiarahanao, hamakafaka tsara we in ny antony maha-saro piaro, de zavatra mitombona ve le zavatra maha saro-piaro sa tsia.
42. Herimiafina ( 03/09/2006 19:03)
xxx:

-Egoisme: lasan'ny olona ny vadiko sy ny fiarako.
Egoisme ve no filazana izany :-@:-@:-@



Nisy tsy nety kely kay le ohatra klé.
Fanitsiana goavana:
Egoisme: zah no mahazo mampirafy fa tsy ianao, mazava!!!!:-D


43. cutie ( 03/09/2006 21:48)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 03-09-2006 20:52:07
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Laingako ireo fa tsy misy olona tsy saropiaro izany ry ireto an! na tsy dai tia aza toa saropiaro ihany, fa saingy kosa, misy sentiment maro mampiavaka ny fahasarotampiaro tsirairay:
-Protectionisme: sao ampijalian'ilay rafy ilay olona.
-Amour propre: mahatsiaro tena ambany.
-Fierté: mihevitra fa tsy ho tratran'izay mihintsy.
-Egoisme: lasan'ny olona ny vadiko sy ny fiarako.
-Possessivité: tsy azo raisina ny stylo-ko, tsy azo kitihina ny vadiko.
-Exclusivité: tsy mahazo miresaka amin'iza n'iza ianao ry ilay donjona ity.
-....sns....

Mety afaka mifangaro ireo rehetra ireo.
Aiza ho aiza ao ianao?

aiza ho aiza @ reo alou i HM de lazaiko ny ahy :-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 03/09/2006 21:58)
tsy haiko ny misy ahy satria raha vao mitady ho saropiaro aho dia mitady solony, hehehehe:-D
45. cutie ( 03/09/2006 21:59)
fetsy ratsy :-D:-D:-D:-D:-D
46. Fiffi ( 03/09/2006 22:01)
dolby:
Fiffi > Tsy nazavainao hoe rehefa inona ianao no saro-piaro...
rehefa inona zah no saropiaro ? heu....faran'zay tena saropiaro na @ inona na t@ inona ! nefa kosa nahatsirao saina hiany nihafarany .
Fa aleo hiany hoa mitandrina fa tena mandrava zavatra bdb io fahasarotam-piaro io an!


47. Herimiafina ( 03/09/2006 22:07)
le mahatsiaro saina iny firy andro aty aorian'ilay saropiaro? raha ela loatra mantsy dia efa rava daholo na ny tsy tokony ho rava aza! :^):-w
48. cutie ( 03/09/2006 22:15)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 04-09-2006 00:07:33
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
le mahatsiaro saina iny firy andro aty aorian'ilay saropiaro? raha ela loatra mantsy dia efa rava daholo na ny tsy tokony ho rava aza!

ka matoa nahatsiaro tena de tsy rava zany koa:roll::roll::roll:
49. antsotokana ( 04/09/2006 08:15)
Herimiafina:

Mampa-antitra fotsiny satria matoa miodina dia tsy manjary izany ka inona no hitomanizana amin'izay tsy manjary e! :-D

hanampy an'i herimiafina zaho eto.
tsara ihany ilay saro-piaro fa tsy ny fiarovana an'ilay olon-tiana akory no hampipetraka azy irery hoanao.
Iza no tsy ho saro-piaro amin'ny azy?Aza atao bobaka be fotsiny fa marary fo eo fotsiny.
Ny ahy aloha tena tsemboka daholo rehefa saro-piaro izay.Fa misy raha ao an!
50. iriko ( 04/09/2006 14:00)
Amiko ny fahasarotam-piaro dia fitiavan-tena, fa matoa ianao mitia olona iray anh dia ny ahafaly azy no zavatra kendrenao,dia mitovy amin'izay koa ny ankilany, mila mifampireaska tsara anefa amin'izany,ny zavadehibe dia ny fifampitokisana (roa)dia madeha io, ny ilazako hoe fitiavan-tena io dia manjary mijaly ilay olona mahasaropiaro anao, satria miferinaina foana izy rehefa tsy miaraka ianareo (matahotra izy sao tezitra indray ianao sns...) ka noho izany aleo miaina tsara eh!!!fa kosa araka ny tenin'ilay namana tery aloha tery raha mahita ianao fa miaraka @olona hafa izy dia miala fotsiny fa tsy tiany izany ianao!!! mazava be, fa tsy marary fo eo!!
51. mamzelkely ( 04/09/2006 14:32)
dolby:

Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.

Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ? Misy fiantraikany eo @ fiarahanareo ve ilay izy na mpivady io na mpisipa.



za tena faran'izay saropiaro be ôtrany lasa maladie, de refa misy olona mitady hitanotanona ny sipako de avy za ny agadiko :twisted::twisted::-P:-D
52. Fiffi ( 04/09/2006 14:57)
cutie:
ka matoa nahatsiaro tena de tsy rava zany koa:roll::roll::roll:
:( tsy voatery akia io ry cutie an! tsy voartery hoe tsy rava satria nahatsiaro tena ! indrisy manko efa rava tokoa zay vao tena nahatsiaro tena ! tena possible io .


53. cutie ( 04/09/2006 18:33)
:roll::roll::roll::roll::roll:
54. Fiffi ( 04/09/2006 21:04)
inona akia no mahagaga andry an'io ? Ka tena marina ange io an! zah aloha tena efa nahita cas tahaka an'io mihintsy ! Saropiaro be loatra , diso tafahoatra loatra le fahasarotam-piaro kanjo nandrava zavatra bdb ! de zay vao tonga saina hoe tena tsy nety iny fahasarotam-piaroko iny an!
55. cutie ( 04/09/2006 22:50)
de zay vao tonga saina hoe tena tsy nety iny fahasarotam-piaroko iny an!

fa nga mbola afaka ihany nefa le hasarotan-piaro refa veo :roll::roll::roll:
Raha ohtra manko ka nahatsiaro saina we tsy nmety le fahasarotam-piaro de mbola mety tsy rava le izy fa matoa rava le fiarahana de mbola saro-piaro zay le oul .
Zay ny fahazahoako azy .:lol::lol::lol:
56. Fiffi ( 05/09/2006 06:47)
cutie:
fa nga mbola afaka ihany nefa le hasarotan-piaro refa veo :roll::roll::roll:
ka mitandrina avy eo kah! nahazo olana avy t@ io kosa ve akia tsy tokony ho raisina lesona zany fa mbola ho tohizana hiany ?


57. sitrakafeno ( 05/09/2006 07:06)
Za alou saropiaro fa mba asiana fetrany ihany fa manjary lasa hoe tsy manana confiance @ny ndray mantsy enao d vao me zay mahasarotra an'le tantara e,ny olona tsy mantsy saropiaro @ ny ananany alou e,
58. cathy ( 05/09/2006 07:46)
io fahasarotampiaronao io oh mety hitondranao any mosole
reveo manja wa ny fiainana
raha vao rarahina be kou ireny de mampifila vao maika mandrangitra fa aza mba saro piaro ange de hitanao eh
ataovy ohatrany ahy wa
ao antrano ahy any ivelany azony rehetra jerena:-D:-D:-D
tsy marary (l) amin izany
59. diamondra27 ( 05/09/2006 07:56)
cathy: ka sarotra be nge le izy e!
ohatran'ny hoe: tiana tazomina ho anao irery le olona na de fantatra aza oe: tsy anao irery izy; na de namana tsora koa aza io an! fa zany oe: le fanamboarana no saina no tsy mety e! nefa moa tsy maintsy ekena satria refa tsy tana ilay olona dia akory atao:(:(

de ahoana izany no atao?

60. kala ( 05/09/2006 09:07)
Saro-piaro daholo ny olona iray raha vao manana ny atao hoe fitiavana fa saingy ny fandanjalanjana azy fotsiny no zava-dehibe fa tsy hoe "lalitra manidina vhv na lhl mandalo miserana) rehetra izao dia itarainana avokoa".
* Manafintohina mihoatra noho ny rehetra ny fahasarota-piaro diso tafahoatra.
Aleo miova dieny izao fa areti-mandoza io. Sady indrindra fa fantan'ilay olon-tiana ny faiblesse-nao, vao mainka sahirana hianao ka hahazo areti-po amin'ny tsisy dikany eo.
** Zà aloha tena saro-piaro ê!
*** Tsy tsapako ny fitrangany fa mahamay angamba 2800°F :-D:-D
**** Miteraka disadisa tsy misy fiafarany ny fahasarotam-piaro be loatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.069