Hatraiza ny fahasarotam-piaronao

61. diamondra27 ( 05/09/2006 09:58)
kala: sambatra ianao tsy mba saropiaro
62. prime ( 05/09/2006 12:08)
Izaho saropiaro fa tsy "excessif"...
Izaho aza "fier" raha mba misy misika na mikôty ny ankiziko... hoe mba nahazo milay kosa aho izany an... nomen'Andriamanitra an'ilay tena fffffiooooooo.... Fa raha tonga @ ilay mikasi-tanana na manelingelina tokan-trano efa zavatra hafa indray... am'zay tena kômbaka avy hatrany... ooops hay moa tsy mahazo mikômbaka intsony... kony moa diams ô?:lol:
63. cutie ( 05/09/2006 13:53)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 05-09-2006 08:47:33
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Hoy i cutie:
fa nga mbola afaka ihany nefa le hasarotan-piaro refa veo
ka mitandrina avy eo kah! nahazo olana avy t@ io kosa ve akia tsy tokony ho raisina lesona zany fa mbola ho tohizana hiany ?

de tsy haiko e :-D
64. kala ( 05/09/2006 16:33)
diamondra27:

kala: sambatra ianao tsy mba saropiaro


zà ngah niteny hoe tsy saro-piaro, au contraire tena le mampitsoaka matanjaka reny ka! saingy asiana ekilibra sao maty hoazy am-pitsanganana eo:wink:

65. Fiffi ( 05/09/2006 16:51)
cutie: ka aiko akia io an! :-D
prime: ma mikoty kosa akia fa tsy misioka an! :wink::-D:-*
66. cutie ( 05/09/2006 16:52)
fiffi hay :-D
za zany no tsy mahay
67. Fiffi ( 05/09/2006 16:59)
cutie: mety tsy haindry satria ndry mbola tsy tratran'io angamba ! zah aloha efa tratra ka...
68. cutie ( 05/09/2006 19:41)
ok:lol:
69. Fiffi ( 06/09/2006 06:58)
nijinja zay nafafy !:wink:
70. kala ( 06/09/2006 07:40)
fiffi > zany an! :-D
71. yumi ( 07/09/2006 10:52)
refa tina de arovy e! de mahaiza manadihady tsara sao de asarontam piaro diso toerana!
72. Fiffi ( 07/09/2006 18:08)
73. dailynews ( 11/09/2006 16:47)
mampahatsiaro ahy ilay olona teny akaikinay fahiny izany fa izaho mbola kely t@ izay fa resaky ny olona teo antanana hoe saro piaro loatra ilay vadiny ka nasiany gadana ny fermeture n' ny patalohan ny vadiny ...izany angamba rehefa tena saro piaro loatra ?
74. fiderana ( 19/09/2006 14:09)
Aiza kosa no hasiana gadana izany, ka raha poritra te-hivoka kosa izany tsy ho loza, lasa ao anaty pataloha..........aleho lanjalanjaina izany hasarotam-piaro izany fa mahafaty raha izany kosa ê!:P:D:)
75. fiderana ( 10/10/2006 10:51)
izaho aloha dia saropiaro beuuuuuuu mihitsy ê!, indrindra raha vao hoe hisara-toerana ela be izany, tsy haiko ny mandrefy azy fa malahelo be aho, dia mety ho tonga any mihitsy maka azy, aza mba miaraka amiko ihany!....:lol::lol::lol:!
76. cutie ( 10/10/2006 22:35)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 11-09-2006 18:47:10
Lohateny : Re : Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
mampahatsiaro ahy ilay olona teny akaikinay fahiny izany fa izaho mbola kely t@ izay fa resaky ny olona teo antanana hoe saro piaro loatra ilay vadiny ka nasiany gadana ny fermeture n' ny patalohan ny vadiny ...izany angamba rehefa tena saro piaro loatra ?

Efa tsy hasarotam-piaro tsony zany :-D:-D:-D:-D
77. fiderana ( 11/10/2006 07:17)
hita ho'aho ry cutie!=D=D=D!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059