president

1. kiali ( 24/07/2006 16:11)
hilatsak president zah ry reto fa ba mila fanohanana avy aminareo an!
raha lany zah de :
kala= vadin'i president
hery= piraiministra
fasaly= maitressen'i president
pissoa= ministra fa iz no mifidy zay tiny
vale= minitry ny zay tiny ko
herimiafina= panolotsaina manokana
zelikely= soféra president sady vadikelin'i president(fa tsy azo atao fantatry kala an!)
tsoupou= minitry ny hatsikana
fiffi= panoltsaina manokana(tena manokana)
lapinou= minisitry ny sakafo(panao lakozia zany)
ka ahona ny hevitrareo amin'ireo??
miala tsiny @ izay tsy tratra antso fa amboarintsika manokana eo ihany ny ambiny :lol::lol::lol:
novalian'i kala ny 18/08/2006 12:23
2. kiali ( 24/07/2006 16:13)
mila manao propagande aingana tsika fa efa ho avy ny fifidianana an!
3. kiali ( 24/07/2006 16:17)
tandremo sô tezitra fa tonga de voroka sy migadra mintsy an!!
4. pissoa ( 24/07/2006 17:51)
minisitry ny inn re no milay zao e :?::-D:-D:-D
5. Achia ( 24/07/2006 18:50)
zay hanao antoko mpanohatra fa tsisy seza ho anay mitsy e !:-D
6. kiali ( 24/07/2006 18:55)
Achia:

zay hanao antoko mpanohatra fa tsisy seza ho anay mitsy e !:-D



bola afaka mifandamina wa tsika
7. pissoa ( 24/07/2006 18:56)
Hihihi, zah zany minisitry ny fanonganam-panjakana no tiako e ... dia i Achia no ... inn moa no fiantsoana azy? Tale-n'ny kabinetra moa sa inn? :-D:-D:-D
8. cutie ( 24/07/2006 19:00)
kiali tsy tiako tsony :twisted:
9. kiali ( 24/07/2006 19:07)
cutie:

kiali tsy tiako tsony :twisted:



tratra zah le!! tssss! ka enao angeh ataoko conseilliére particulière-ko
10. cutie ( 24/07/2006 19:08)
tsy mila za:twisted:
11. kiali ( 24/07/2006 19:15)
cutie:

tsy mila za:twisted:



mifona cherie an! oups
12. cutie ( 24/07/2006 19:18)
za tsy mandray fifonana:twisted:
13. kiali ( 24/07/2006 19:25)
cutie:

za tsy mandray fifonana:twisted:


ka jy koa angeh tiko beuuuu eh
14. cutie ( 24/07/2006 19:27)
Ka za tsy tia tsony :twisted:
15. dadabe ( 25/07/2006 04:14)
kayy le vita razokiny nefa ny propagandy tsy mbola miainga le =))=))=)) tsy ampy taktika toii ry le zama a, :-$ =))=))

fa izany hoe:-w:-w tsy misy pilasy ho an'i koff donk

MITSANGANA NY ANTOKO MPANOHITRA:-$ :@
16. mamafara ( 25/07/2006 04:56)
zaho tsy hiaraka amin'i dadabe hanohitra f'aleoko miaraka amin'i kiali ka.
kiali sy kala dia zaho mba mpahandro sakafondry zareo.:oops:

17. mamzelkely ( 25/07/2006 07:34)
kiali:

zelikely= soféra president sady vadikelin'i president(fa tsy azo atao fantatry kala an!)



ka i zelkely angah mahay mitondra fiara :°):-D:-D avion no hainy :-D:-D
18. lapino ( 25/07/2006 07:49)
lapinou= minisitry ny sakafo(panao lakozia zany)
Raha laniko ao daholo, kôzy raha hihinan-kanina zany ny pokona kle! :miam:
19. pissoa ( 25/07/2006 08:02)
lapinou (http://serasera.org/namana/iza:lapinou) ozizy fa tsy lapino (http://serasera.org/smileys/icon_evil.gif)
20. rabaradaka ( 25/07/2006 08:04)
Ce n'est pas sérieux ça !!!8O:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0657