president

61. kiali ( 27/07/2006 15:02)
de alefaso amizay aza ny otisation fa efa anomboka ny propagandy
62. kiali ( 27/07/2006 15:02)
cotisation
63. pissoa ( 27/07/2006 15:32)
Mbola am'voalohan'ny volana vao manjay karama (biz'oroka :-D )
Dia aza matahotra fa alefako any amin'ny Prezida mitsy fa tsy any amin'ny mpitam-bola e :-D:-D:-D
64. Herimiafina ( 27/07/2006 15:51)
Ity pissoa ity toa karazan'ireny hanongampanjakana ireny klé! hehehehe:-D
65. pissoa ( 27/07/2006 15:54)
Ngah tsy hitan'lah ireto
Hihihi, zah zany minisitry ny fanonganam-panjakana no tiako e ... dia i Achia no ... inn moa no fiantsoana azy? Tale-n'ny kabinetra moa sa inn?

Toa tsy haharitra eo amin'ny fitondrana i kiali izany fa aleo hikendrikendry ... na dia par interime fotsiny aza kle

Fa aza tenitenenina an'i Kiali an :-$ Raha tsy izany tsy ataoko PM mantsy elah refa zah no filoha =))=))=))
66. Herimiafina ( 27/07/2006 15:58)
Zah tsy tia an'izany PM izany kah, le conseiller spesialy no tiako, amin'iny zah no mitondra ny baolina de i ra-kiali no voa mafy rehefa tsy mety ny tantara, hehehehe=))
67. pissoa ( 27/07/2006 16:03)
Ao ary fa tsy maninn e!
Refa zah no prezida de tsy koi satria refa misy tsy mety mantsy dia ozizy ny olona oe ngah andraikitry ny prezida izany :-D:-D:-D
68. kiali ( 28/07/2006 10:30)
ary i pissoa zany tô tady anongapajakana sahady le?
69. pissoa ( 28/07/2006 16:41)
An3 ka - tsy mbola am'zao zany :roll::-D:-D:-D
70. kala ( 31/07/2006 12:09)
pissoa > =D =D =D =D aiza no misy ivon-toerana fianarana an'io pôlitikandry io???:-$
dadabe > :twisted: :evil::twisted::evil:8)8O
Herimiafina > maninon toi raha atao hoe pilotin'ny avion spécial ny prézidà dia mba hoatr'izay fotsiny :roll::roll::roll::roll::wink:
=))=))=))=))=))=))=))=))

71. kiali ( 01/08/2006 14:03)
gadraiko zay conseiller special venjana eo ko!!
72. pissoa ( 02/08/2006 09:11)
I Herimiafina izany :roll::-D:-D:-D
73. kala ( 02/08/2006 12:44)
kiali > ngah manapatra ny fahefana sahady toi? :*

ataon'ny olona otage eo ange zà ê! :oops::oops:

dadabe > srp
74. pissoa ( 03/08/2006 06:32)
:-D:-D:-D
75. kiali ( 04/08/2006 10:51)
tsy te higadra zay mikitikitika ny kala-keliko eo!
76. kala ( 11/08/2006 14:47)
kiali > :* :* :* :* :* tsy gadrana zany leitsy fa aleo ampitazanina ny hagegena fotsiny
77. pissoa ( 11/08/2006 17:52)
Kiiiii - dia sanatria ve gaigy ny filoha mivady :roll::-D:-D:-D
78. kala ( 18/08/2006 12:23)
pissoa > tsia an! :wink:

kiali > aiza enao? :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0746