president
22. ftma
(
25/07/2006 08:33)
soa ihany fa tsy tafiditra ao za :wink:
mampalahelo indray zandrikely cutie fa adinon'i kiali
za hiditra atoko mpanohitra :-$
mampalahelo indray zandrikely cutie fa adinon'i kiali
za hiditra atoko mpanohitra :-$
23. jajaf401
(
25/07/2006 09:01)
zahay mpanohitra fa afka mifampidinika refa misy itadiavanareo anay; na hatao Pdt Fokontany fotsiny !! =))=))=))
24. kala
(
25/07/2006 10:37)
kiali > :*:*:*:* fa na lany enao na tsy lany ngah misy idiran'ny fanambadiana zany klé. =D=D=D=D
dadabe > mialona kely ndray dia hanohitra an! sady tsy nahzo kil fa nivadihan'i mamafara :twisted::twisted::twisted::twisted:
mamafara > milay le sakafo f'aza hadino ny an'i président asiana hena foana na dia dité aza:-D:-D:-D, fa ny anà, non:wink:
lapino & mamafara ve??? marina tsy hatavy be ao an-dakozia ao reo :roll::roll:
mamzelkely > avion ngah? :lol::lol::lol::lol:
:-* daholo (efa manao propagandy koa zà io an!)

28. mandrindra
(
25/07/2006 12:25)
izaho sady tsy hanohitra no tsy hanohna fa ho hita eo aloha rehefa vita ny fifidianana. dia ny ahy ny ministeran'ny sekoly tsy miangatra no tiako
29. ikalakintina
(
25/07/2006 13:38)
za anohana de mbo ataovy mpitambola ny governemanta mba misy hanatavizana kely!(fangatahana io kiali ) fa ra tsy manaiky enao de hanagana antoko mpanohitra ato am serasera ato za an!:evil:
30. dadabe
(
25/07/2006 14:25)
sur kintina a =D=D 1 zay
kala > tsy toi ve zao no nialona ahy sy mamafara =))=)):-$
mamzelkely> ampiko toi , aleo zah hanao co-pilote:wink:
kala > tsy toi ve zao no nialona ahy sy mamafara =))=)):-$
mamzelkely> ampiko toi , aleo zah hanao co-pilote:wink:
31. xxx
(
25/07/2006 17:55)
Ity ny ahy no hevitro:
Filoha= rabaradaka
Filoha lefitra= sareraka
Mpamafa tranon'ny filoha= kiali
Filoha= rabaradaka
Filoha lefitra= sareraka
Mpamafa tranon'ny filoha= kiali
32. kiali
(
25/07/2006 17:55)
dadabe:
kayy le vita razokiny nefa ny propagandy tsy mbola miainga le =))=))=)) tsy ampy taktika toii ry le zama a, :-$ =))=))
fa izany hoe:-w:-w tsy misy pilasy ho an'i koff donk
MITSANGANA NY ANTOKO MPANOHITRA:-$ :@
apio lesy zah haka an'i cutie de meko toerana elah an
33. kiali
(
25/07/2006 17:56)
mamafara:
zaho tsy hiaraka amin'i dadabe hanohitra f'aleoko miaraka amin'i kiali ka.
kiali sy kala dia zaho mba mpahandro sakafondry zareo.:oops:
mesi mamafara an! tsy aleonao secretera partikiléra an!
34. kiali
(
25/07/2006 17:57)
mamzelkely:
kiali:
zelikely= soféra president sady vadikelin'i president(fa tsy azo atao fantatry kala an!)
ka i zelkely angah mahay mitondra fiara :°):-D:-D avion no hainy :-D:-D
tsy maninona fa ataoko vady kely aza eh! fa aza atao fantatry 'i kala an
35. kiali
(
25/07/2006 18:05)
ikalakintina:
za anohana de mbo ataovy mpitambola ny governemanta mba misy hanatavizana kely!(fangatahana io kiali ) fa ra tsy manaiky enao de hanagana antoko mpanohitra ato am serasera ato za an!:evil:
sur eh! azotsika hifandaminana zany refa mahay miresaka tsika eh! bola misy angeh ny toerana eh
37. MTN
(
25/07/2006 18:21)
propagandy re zany.
Ny ahy koa aloha rabaradaka eh. Le io mantsy serieux.
premier tour de viiiita
premier tour de viiiita
Ny ahy koa aloha rabaradaka eh. Le io mantsy serieux.
premier tour de viiiita
premier tour de viiiita
38. vale
(
25/07/2006 18:35)
kiali::°)zà minisitry ny forum :°):°):-D:-D:-D:-D:wink::-*
kiali a, de enao koa minisitra ny bizn'oroka:-D:-D:-D:lol: :wink: sa adino iny refa lasa president:P:P:^):-*:-*
kiali a, de enao koa minisitra ny bizn'oroka:-D:-D:-D:lol: :wink: sa adino iny refa lasa president:P:P:^):-*:-*
39. vale
(
25/07/2006 18:38)
xxx:renjekaky ôooo:{:{:{:{:{:{:{:{:{:-D:-D:-D
Ity ny ahy no hevitro:
Filoha= rabaradaka
Filoha lefitra= sareraka
Mpamafa tranon'ny filoha= kiali