president
41. pissoa
(
25/07/2006 18:42)
Zah kou hanohana an'i rabaradaka fa zah tsy novalian'i kiali :twisted:
Oki - Rabaradaka! premier toro de vitaaaaaaaa :-D
Oki - Rabaradaka! premier toro de vitaaaaaaaa :-D
42. Herimiafina
(
25/07/2006 18:59)
Conseil omeko voalohany leisy ry Kiali dai atsangano ny didy jadona fa toa vao tsy lany akory isika dai efa feno mpanohatra noho ity demokrasia tsy hahavitan'azy ity! =))=))
44. kiali
(
25/07/2006 19:28)
pissoa:
Zah kou hanohana an'i rabaradaka fa zah tsy novalian'i kiali :twisted:
Oki - Rabaradaka! premier toro de vitaaaaaaaa :-D
andray!ok aza eh
46. zoklbfkfk
(
26/07/2006 04:34)
izah ndray ry kiali hanolo-tena ho minisitry ny vola, ny vola eto fika fa tsy le tena izy. minisitry ny fikafika zany (= tsy corruption io fa fika bonne)dia tsy maninon i pissoa mba dircab
rehefa tsy ekena io minisitra io dia tsy maninona mba manao "garde de corps" ny vadin'ny président, miaraka foana any anaty limousine -ny serasera
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
rehefa tsy ekena io minisitra io dia tsy maninona mba manao "garde de corps" ny vadin'ny président, miaraka foana any anaty limousine -ny serasera
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. pissoa
(
26/07/2006 05:22)
kiali:
andray!ok aza eh
Inn ny dikan'io? Tohanako ihany i kiali? :roll::-D:-D:-D
zklbfkfk:Ry zokilahy kou tsy mba manara-baovao mitsy kle. Zah efa tsara toerana aty mbola tiana atao dircab ihany tssssss :-w:-D:-D:-D Efa
dia tsy maninon i pissoa mba dircab
kiali teo oe:
pissoa= ministra fa iz no mifidy zay tiny
:-D:-D:-D
48. tsoupou
(
26/07/2006 10:40)
:-w:-w:-w Miankina amlé sôsy omen-toi ihany io ka. Asio connexion internet iany ny bureau-ko dé ampy zay fa ny ankoatr'izay vitako ny mi-assuré azy. =))=))=))
49. kala
(
26/07/2006 11:21)
[quote=dadabe]
kala > tsy toi ve zao no nialona ahy sy mamafara =))=)):-$
Bold textsanatria
:evil:
:evil::evil:
kiali > inona ihany ity tsy atao fantatry kala ity ê! sao dia bilao ary ny pilasy omenao ahy
kala > tsy toi ve zao no nialona ahy sy mamafara =))=)):-$
Bold textsanatria
:evil:
:evil::evil:
kiali > inona ihany ity tsy atao fantatry kala ity ê! sao dia bilao ary ny pilasy omenao ahy
50. pissoa
(
26/07/2006 12:08)
:-D:-D:-D
Toa tsy haharitra eo amin'ny fitondrana i kiali izany fa aleo hikendrikendry ... na dia par interime fotsiny aza kle :oops::-D:-D:-D
Toa tsy haharitra eo amin'ny fitondrana i kiali izany fa aleo hikendrikendry ... na dia par interime fotsiny aza kle :oops::-D:-D:-D
51. tsoupou
(
26/07/2006 13:39)
pissoa:Ka tsika membres gouvernement ngé tsy maintsy miala alo vo miala ny président e. Ravain'i lery mitsy alo tsika fa mi-démissionne iz na manala tena :x
:-D:-D:-D
Toa tsy haharitra eo amin'ny fitondrana i kiali izany fa aleo hikendrikendry ... na dia par interime fotsiny aza kle :oops::-D:-D:-D
52. kiali
(
26/07/2006 16:01)
kala>vadin'ny prezida zany ve de place kitoatoa eh
tsoupou>raikitra lesy zany an!
pissoa> zay tinao wa mety daholo
cutie >secretera tena particuliére -ko fa fiffi tsy hita indray
tsoupou>raikitra lesy zany an!
pissoa> zay tinao wa mety daholo
cutie >secretera tena particuliére -ko fa fiffi tsy hita indray
53. cutie
(
26/07/2006 16:06)
cutie >secretera tena particuliére -ko fa fiffi tsy hita indray
ka toi tsy ho lany president koa in njay :-D
56. cutie
(
26/07/2006 18:15)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 26-07-2006 22:16:58
Lohateny : Re : president
lany akia zah an! injy ko
na lany na tsy lany za tsy izy koa:-D
57. dadabe
(
27/07/2006 02:05)
anjekaky oo !! fifidianana no atao dia misy mivindina orona le :-D
raha misy minisitry ny vhv sy ny ponina ary ny fanatsarana ny toepiainan'ny mpiara belona any dia zah vonon any hanao ministra kle mvpftm:-$
: kala [ Valio ] 26-07-2006 16:21:59sady tsy mandeha @ laoniny ny raah soratana hahaha=))
Lohateny : Re : president
[quote=dadabe]
kala > tsy toi ve zao no nialona ahy sy mamafara
Bold textsanatria
kiali > inona ihany ity tsy atao fantatry kala ity ê! sao dia bilao ary ny pilasy omenao ahy
raha misy minisitry ny vhv sy ny ponina ary ny fanatsarana ny toepiainan'ny mpiara belona any dia zah vonon any hanao ministra kle mvpftm:-$
58. mamzelkely
(
27/07/2006 05:21)
poste vô ho foronina zany ry dadabe aa refa za no lany prezidà de asiko io poste io :-D:-D
59. kala
(
27/07/2006 12:59)
dadabe > :evil:
kiali > tairo aloha ny :* fa ilaozanao manao propagande any fotsiny
pissoa > wéééééééééééééééééééé:-*
kiali > tairo aloha ny :* fa ilaozanao manao propagande any fotsiny
pissoa > wéééééééééééééééééééé:-*
