fanotaniana

1. zefalah ( 23/02/2006 03:29)
:oops: menatra be za refa miditra ato.
otran'hoe sarimbavy.
fa zao: mba saika anotany ndray ra azo atao e.
a we we!!!
aminareo jogasy(rozin'i gasikara)
nareo vhv, tsy anakanavaka.
mba azonareo azavaina amiko ve hoe inona no mahavehivavy anareo? de inona no tena asanareo manolonan'i fiaramonina sy ny tsy voatanisa?
zany hoe:inona no mahavehivavy anao?
moa ve nataon"Andriamanitra mitovy aminay ianareo?
lehilahy otrany aona no tianareo hiaraka aminareo?
lava be fa zay mamaly mamaly,zay tsy mamaly melatany.
veloma o!!:oops:
azafady iany alo e..otrany miditra @ resabehivavy fona za.
:oops:
2. Fiffi ( 23/02/2006 05:06)
hoy zefalah: "zay tsy mamaly melatany" :-w:-w:-w:-w
"inona no mahavehivavy anao?"
Nga tsy mba nihanatra i zefalah no tsy mahafantatra hoe inona no maha-vehivavy ny vehivavy ? mandehana aloha miverina any am-pianarana dia henaro tsara ny lesona! fa tsy ho afaka fanadinana eo raha toa ka tsy mbola mahafantatra hoe inona no maha vehivavy ny vehivavy!!!
3. akamatiana ( 23/02/2006 05:16)
:roll::roll::roll: tena zefa marina waaa !!
4. Fiffi ( 23/02/2006 05:23)
akamatiana :-D:-D:-D:-D fa misy dia tena mba zefa mihintsy an! ary tsy mitondra ny anarany @ tsy misy antony mihintsy fa dia mazava ho azy fa zefa eh! :-D
5. Fiffi ( 23/02/2006 05:25)
O ry zefa aaaa!!! aza gaga raha toa ka tsy mahita sipa ianao satria tsy fantatrao akory ary hoe vavy ve io olona io sa tsia :-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 23/02/2006 06:37)
zefa< mijereva boky de hitanao we inn ny mahavhv ny vhv eee en tout cas alo izy tsis an lavalava kely io ee :°):-D:-D:-D:-D
7. fasaly ( 23/02/2006 07:03)
mibontsina ny tratra fa tsy fisaka otsan'ny planche à repasser:°)
8. diamondra27 ( 23/02/2006 07:03)
ny tiany tenenina eto kosa de les rôles @ mahavhv angamba e! tsy hainy tsony oe: iza no tokony hanao inona? Tout est melangé dans sa tête sady raha nahazo le dakoma koa izy de mety noporetin'i dakoma tao de mba mitady vonjy oe: zao ny anjaran'ny vhv @ tokatrano, de zao ny anjaran'ny lhl.

zefa: Tsy mety kosa ny nolazainao etsy ambony an! tsy mendrika satria lazainao oe: ze tsy mamaly de mialà tany. Hum :evil::evil:
^:^^:^^:^= mahaiza manaja olona aloha na @ fomba firesaka na toetra
Ny fahitàko anao eto de toa ireny lhl macho ireny, ka raha te-haka hevitra eto ianao mba hampijalianao ny vhv namako de tsy mety 'zany = ataonao moyens ze dinika eto Jereo ange ny fomba fanoratrao e!

tokony nataonao dinika samy hafa ireo kestion ireo fa tsy natambatra

asan'ny vhv @ fiaraha-monina?
nataon'Atra mitovy ve ny lhl sy vhv?
Inona no maha-vhv anao?
9. rurik ( 23/02/2006 07:07)
zefalah efa eo @net ianao mijereva le anarana we x dia ho mety mba hainao kosa angamba ny manavaka we ty zany vhv fa tsy mitovy amiko ka, sa tsy hainao koa we inona ny maha lhl.sa mila anaovana sary zefa :?::?:
loza ko zany fanotaniana zany=))=))=))



raha eo @fiarahamoninona indray dia ny olona rehetra dia samy manana ny zavatra sahaniny, ohatranareo lhl miasa dia mitaraina reraka lava.:(:(
10. fasaly ( 23/02/2006 07:19)
diamondra: ka i zefa nge njainjay masiaka fiteny e!:-D hay ve zay no dikan'io e!" zay tsy mamaly miala tany":-D
11. mamzelkely ( 23/02/2006 07:26)
genre de lhl ôtran zefa zao mits le ataoko mamay mifopona mits vô manambany vhv zany :°)
12. rurik ( 23/02/2006 07:42)
azoko ny tiany tenenina fa tsy mamely le fomba fametrahany fanotaniana, sady mety fanahiniana ko ange le izy ry diamonndra ee zatra manambany vhv loatra:twisted::twisted:
13. diamondra27 ( 23/02/2006 07:52)
rurik & fasaly: merci!

hum! manambany vhv nefa mila vonjy an!mbola tsy ampy metody ve? manatona marina anay sy mamz de ho hitanao ny maha-vhv anay:wink:
14. mamzelkely ( 23/02/2006 07:58)
fa ny lazaiko ftsn we refa hitanao fa tsisy utilité ny vhv de andana mivadika PD fa ny lhl angamba no mety misy utilité koko aminao:-D
15. fasaly ( 23/02/2006 08:11)
diamondra27:

manatona marina anay sy mamz de ho hitanao ny maha-vhv anay:wink:



hummmmm hay kosa de efa misy fifanarahana be otsanzany an! ho haseho an'"i zefa ve ny maha vehivavy anareo roa kou tsy ho safotsa ho azy eo i zefa mangina ho azy ny teny masiaka .....:-D
16. diamondra27 ( 23/02/2006 08:18)
fasaly: inon indray ary no eritreretinjy eto @ le oe maha-vhvy anay? :wink:

raha safotra izy de tonga de ataondry bouche à bouchesy massage cardiaque ; fa 'zany no maha-vhv antsika, mamonjy olona tra-doza hihihi

une femme peut être une infirmière, secouriste, directrice, femme à tout faire, femme=conjointe, maîtresse, mère, etc...A LA FOIS
17. fasaly ( 23/02/2006 08:24)
diamonja mbola tsy ampy reo, escorte girl, io fa mivoaka ho azy ny fanonatanin'i zefa amzao an! une femme rey zefa de reo voalazan'i diam reo a!, mahay manao massage cardiak, bouche à bouche, mahay mapiseho ny maha vehivavy anao mangalà rdv am diam kalou!:wink::-D
18. nani ( 23/02/2006 09:25)
hummmm Zefalah , enao zani ve tsy silamo ee?? Toa ohatrany efa fantampatantro ni tianao ahatongavana :wink:
19. Fiffi ( 23/02/2006 10:14)
hoy zefalah: " menatra be za refa miditra ato.
otran'hoe sarimbavy." ka inona no idirana ato raha menatra be? sady @ zay miteniteny foana:-w:-w:-w
fasaly: an3 ampihovana fa manan-tsandry ka! :-D:-D
hoy nani: "enao zani ve tsy silamo ee?? Toa ohatrany efa fantampatantro ni tianao ahatongavana " toa ohatran'izany mihintsy ny toetran'ireny :evil:
20. zazafaly ( 23/02/2006 10:59)
ôôô! mahaiza manavaka ny fivavahna sy ny karazana!
hafa ny Arabo ,ary hafa ny silamo ,sao mantsy mivadika le resaka de lasa tsy cool ntsony e!;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1063