fanotaniana
21. rurik
(
23/02/2006 11:04)
ka tsy loza ve i zefa efa manambany vhv io ny silamo ny maso sisa ny mivoaka ka raha silamo ve zafa tsy loza tsy ahita lalana tsony ny vhv fa tapenanay atramin'ny masony :-D:-D:-D:-D
raha naharaka ny tataran'i zefa tato ato nareo dia tena voadona mafy zefa ka manjary :evil::evil::evil:@vhv :-w:-w:-w

22. mamzelkely
(
23/02/2006 11:48)
soa klou fa ts miresaka amiko io fa ra ts zany maivana mits ee:roll::-D:-D:-D
24. nani
(
23/02/2006 11:52)
Zazafaly an !! Efa haiko aniee fa gasy Zefa fa tsy arabo eee !! Fa ilay silamo mintsy no tiako ho lazaina !!!
KAa innn no ahatonga ni resaka tsy ho cool tsony ??????

27. hesham
(
23/02/2006 13:10)
Anontanio Neninareo ry Zefa sa nivoka avy taiza moa zefa teo ??????naterak`iza sa lhl no nivoahanao t@ teraka .:roll::roll::roll:
28. ari.malala
(
23/02/2006 13:22)
quote=zefalah]
Ka tena sarim-bavy mintsy enao ka! zay nga zany vao fantatrao?
Mijereva sary d hitanao hoe inona no mahavehivavy ny vehivavy. Efa nisy niteny ihany tao ambony tao hoe tsisy an'le lavalava anelakelape io :-D
Ny asan'ny vehivavy bdb, afaka manao asan'ny lhl ko ny vhv fa ny asan'ny vhv misy ts afaka ataonareo lhl, isan'izany ny miteraka, ny mampinono (allaiter)
Tsy lehilahy ôtranao io kosa alo surement e! enao zefa loatra koooo :-D:-D
D aza midimiditra @ resabehivavy tsony na aza mametra-panontaniana intsony refa mahay vava ratsy ohatran'izany fa mandreraka b!
:oops: menatra be za refa miditra ato.
otran'hoe sarimbavy.
Ka tena sarim-bavy mintsy enao ka! zay nga zany vao fantatrao?
mba azonareo azavaina amiko ve hoe inona no mahavehivavy anareo?
Mijereva sary d hitanao hoe inona no mahavehivavy ny vehivavy. Efa nisy niteny ihany tao ambony tao hoe tsisy an'le lavalava anelakelape io :-D
de inona no tena asanareo manolonan'i fiaramonina sy ny tsy voatanisa?
Ny asan'ny vehivavy bdb, afaka manao asan'ny lhl ko ny vhv fa ny asan'ny vhv misy ts afaka ataonareo lhl, isan'izany ny miteraka, ny mampinono (allaiter)
zany hoe:inona no mahavehivavy anao?ts efa voavaly v zany e! tena manao fanontanian'olona zefa marina! :-D
moa ve nataon"Andriamanitra mitovy aminay ianareo?Tsia dia tsia tompoko!!!! Niangalian'Andriamanitra manokana ny vehivavy! Raha tsy izany tsy hiteny nyntaolo hoe raha mandeha ravaky ny lalana ary raha mitoetra ao antrano ravaky ny tokantrano. Efa noteneniko eo koa fa misy afaka ataon'ny vhv ts afaka atoan'ny lhl mandrakizay mihintsy!
lehilahy otrany aona no tianareo hiaraka aminareo?
Tsy lehilahy ôtranao io kosa alo surement e! enao zefa loatra koooo :-D:-D
lava be fa zay mamaly mamaly,zay tsy mamaly melatany.
D aza midimiditra @ resabehivavy tsony na aza mametra-panontaniana intsony refa mahay vava ratsy ohatran'izany fa mandreraka b!
29. zefalah
(
23/02/2006 13:32)
tsy mazava aminareo lay fanotaniana.
hoe tsy nianatra aho: marina zany.
tsy nianatra aho,tsy mahay na inona na inona.
marina.
lay tiako ambara dia izao.
maro am'sika no miaina eto an-tany anefa tsy mafantatra izay niaviany,sy ny hiafarany.
faharoa.
ny olombelona dia mpanadino,mazava ngamba zany.
ka moa ve diso aho raha ohatra ka ampatsiaro anareo ny fiavian-sika? olombelona.
avy @ lahy no nanamboarana ny vehivavy.
tsotra e.
za tsy nianatra ary tsis atidoa ianarana,fa ambarao ana ny mahavehivavy ny vehivavy?
hesham> raha azoko ny tianao ambara dia ny mahavehivavy ny vehivavy dia ny mahavevavy.
aza mena tsiny aza zaho raha anambara hoe: ny vehivavy dia tsis fisainana afatsiny filana ara-nofo
any no mahavehivavy ny vehivavy raha ny fahazahoako ny teninareo.

30. zefalah
(
23/02/2006 13:43)
calme fotsiny sipaaaaaaaa..
:-D aza mora miakatra tambavy fa vevavy oa. :-D

31. mamzelkely
(
23/02/2006 13:45)
zefa tena z... tokoa enao ka aleo za ts hiteny tsony tsony fa mamizana be miresaka aminao tena mila mianatra marina angamba enao :-D
32. ari.malala
(
23/02/2006 13:46)
Hay v enao tsy nianatra e! D ndana alo zany enao mianatra vao miverina eto ndray fa mandreraka b ny mamaky ny zavatra soratanao! Enao ngamba no manadino sy tsy mahay izay nihavianao sy hiafaranao ko! Tsy ny fivaviana (sexe) ihany no maha vehivavy ny vehivavy, ary raha hoe ny nanamboaran'Andriamanitra ny vehivavy no tianao tenenina hoe nakàn'Atra taolan-tehezana i Adama nanamborany an'i Eva dia ataoko fa tsy hisy tsy hahalala na hanadino an'zany! Efa nambarako ao @ valinteniko ao ny particularite an'ny vhv, izay tsy itovizan'ny lhl @ vhv mandrakizay, mamakia tsara, sa ko ts mahay mamaky teny zato izy?
33. Fiffi
(
23/02/2006 13:47)
hoy zefalah: aza mena tsiny aza zaho raha anambara hoe: ny vehivavy dia tsis fisainana afatsiny filana ara-nofo"
Tena zefa marina :-w:-w:-w:-w:-w
tena marary angamba ny sainao io an! mandehana aloha koa mitsabo saina fa tena mitapy :evil::evil::
ar rehefa tsy nianatra sy tsy mahay na inona na inona dia mangina fa tsy mirediredy ry zefa aaaaaaaaaaaaa:evil::evil::evil:
Ary fa naninona no tsy napetraka mora fotsiny ny resaka hoe "maro am'sika no miaina eto an-tany anefa tsy mafantatra izay niaviany,sy ny hiafarany" io fanontanianao io
hoy ianao: "za tsy nianatra ary tsis atidoa ianarana"
hitako no mirediredy:-w:-w:-w

35. Fiffi
(
23/02/2006 13:56)
hay ve zany eh ? dia ilay fanazavana nomen'ny mpampianatra zany lasan'ny rivotra fotsiny ?:-D:-D
36. nani
(
23/02/2006 13:57)
Zefalah an !!! Fa dia loza inn loatra ty lazainao eee , maninona no de manana toe -tsaina manambani vehivavy tahak izao . Mba saintsaino keli ni fiainana rehetra rah toa ka tsy nisy ny vehivavy !!
Milaza moa enao fa ni vehivavy de tsy misaina afatsy ni fihilan nofo !! Amin ankapobeny anefa , iza foana no mangataka firaisana ??? ary iza ilay mibaababa refy tsy mahazo !! Asa aloha !!
Asa loatra izay vehivavy nanadona anao tamin poto tany ka eto enao no manala vokona , nefa toa enao indray ty no ho afaka eto !
Bref ! akomboni ny vava fa aza miteniteny foana

37. zefalah
(
23/02/2006 14:06)
mahagaga ana nareo vehivavy reto :-D
ataoko hoe misy saina nefa tsis ati-do:-D
ataoko hoe mahay,nefa tsy misy fahaizana.
ari.malala> ka za ange tsis vola omena ny mpampianatra e:-D
za zao mila sipa adoan'ny vola ianarako.
:roll:
nani> akomboko ny vavako,akomboko ny tanako.
fa ny saiko tsy hikombona zany.
zavatra marina no lazina,tsy deraina...zay vhv matrapa tena fa mahay dia aoka andinika ny zavatra nataony rehetra.
nisy nteny teo hoe: zefa kay tsy nianatra.:oops:
ie,za ange tsy nianatra e...tsy mahay..za fa apenaro
de misy manome tsiny ana ve raha angataka an'zany zany za?
sa nisy dokotera nitrabo olona salama..sa nisy marary tsy nitady fanafody,na dokotera hisabo azy?
moa ve misy olona salama,anantona hopitaly?
ari.malala... nani>> apenaro za...jerevo ane ny momba momba ana e..de manorata avy eo..ok?:-D

39. Fiffi
(
23/02/2006 14:19)
hoy zefa: "ataoko hoe misy saina nefa tsis ati-do
ataoko hoe mahay,nefa tsy misy fahaizana.":-w:-w:-w
Rehefa tena dinihiny ny manjoa an'io zefa io dia olona Komplexé , raha misy sima na zavatra hafa ny tenano dia mahaiza mihonina fa izay no anjaranao!!!
Raha izaho manokana aloha dia tsy hi-riské andeha hijery ny mombamomba anao eh! efa izao ve no zavatra filazanao ny vehivavy dia mbola andeha hitonatonana hijery izay momba anao any koa ? ary andraso eo poly raha andeha hanoratra ho anao koa :-D:-D:-D
hoy zefa:" za zao mila sipa adoan'ny vola ianarako."
na andeha ambakan'ny lohan'ny sipa aza tsy ahita sipa handoan'ny fianaran'ny zefa zany , efa tahak'izao ve no fanaratsianao ny vehivavy dia mbola hanantena inona indray!! andraso eo poly wa!! :-D:-D
Ary mba tandremo hiany ry zefa vy vava an! fa misy tody daholo ny zavatra hatao an!

40. Fiffi
(
23/02/2006 14:24)
hoy zefa: "mahagaga ana nareo vehivavy reto
ataoko hoe misy saina nefa tsis ati-do:-w:-w:-w:-w:-w
fa ny sain'i zefa sy ny ati-dohanao hono mba inona kay ? tena mila fitsaboina maika ianao:evil::evil: