fanotaniana
41. rurik
(
23/02/2006 14:27)
zefalah resaka mandanijoro ny anao sady olona tahakanao izao manahiarana ny miresaka aminy.
43. pissoa
(
23/02/2006 14:35)
zefalah:
mba azonareo azavaina amiko ve hoe inona no mahavehivavy anareo? de inona no tena asanareo manolonan'i fiaramonina sy ny tsy voatanisa?
Ny ahy ilay eo amin'ny fiaraha-monina ihany no haiko de zah zany tsy hamaly ... :roll::roll:
zefalah:Misy ny hitovizana ... ohatra hoe afaka samy be coco sa ati-doha ampiasaina, dia samy manam-panahy koa ... Fa misy tsy hitovizany kou, raha mitovy daholo tsinn dia homo daholo ny eran-tany :roll::roll:
moa ve nataon'Andriamanitra mitovy aminay ianareo?
zefalah:Hihihi, izany angamba miankina ami'izay aleha :-D:-D Ka hiaraka ho aiza no tianao ho fantatra :roll::roll:
lehilahy otrany aona no tianareo hiaraka aminareo?
zefalah:^^^^
lava be fa zay mamaly mamaly,zay tsy mamaly melatany.
=))=))
44. Fiffi
(
23/02/2006 16:24)
aleko tsy mamaly tsony fa izany angamba no fahendrena fa lery koa mahay mandrangitr'olona ery!!:evil::evil::evil::evil:
45. diamondra27
(
23/02/2006 16:39)
zefalah nge ry reto mitady jo gasy kanefa de 'zao no ataony. Nefa mba kof milay ihany :-D:-D:-D satria kof ny sera². Raha 'zao aloha no fi-draguer-na hummm masaka elah razefa, romboin'ny sipa atao fa mifonà haingana.
omenay an'i Rojiane enao fa izy no mety sy mifanentana aminao
ny anao koa de sex ihany no anatin'ny lohanao nefa nisy resaka afa etsy ambony milaza fa afaka manao zavatra maro en même temps ny vhv.
Sady tsy mamaky no mbola manambany sipa an!

47. Veloo
(
23/02/2006 17:24)
diamondra
ary to nanjavona ilay kala e?
omenay an'i Rojiane enao fa izy no mety sy mifanentana aminao
ary to nanjavona ilay kala e?
50. booboo
(
23/02/2006 19:58)
:-D:-D:-D tonga ndray Zefalah lé ! Dé mbola tsy miova ihany ny raha fanorany sy ny réactions -n'ny namana vehivavy ! hihihihihihihihi.
52. zefalah
(
23/02/2006 21:09)
ny marina no lazaiko ry zareo a.
ny sipa malagasy miavaka be @ sipa vahiny.
nisy resaka tary hoe voafitakiny dakoma,sns.
zany manambara fa tsis saina ny sipa malagasy.
satria efa maro no voan'io zavatra io.
kanefa mbola maro koa ny manambady dakoma,tsy amin'ny fitiavana fa amin'ny interesse.
raha jerena dia ny gasy dia interesse doly.
indrindra nareo vhv.
za tsy nianatra,saingy itako aminareo io toetra io.

53. akamatiana
(
24/02/2006 05:29)
:-w:-w ahan!!!!
lazaiko an'i zefa a!! fa matoa ireo vavy gasy sasany mandeha any am dakoma , tsy interet zany fa fitiavana no ilainy , satsia mety efa voadonan'ny gasy lhl izy ngambany , de mba mitady fitiavana any ankoatra , nefa injisy !!!
Matoa ny vehivavy manao an'itsy sy iry , dia noho ny antony avy aminareo lehilahy !! zany tsy midika fa tsisy saina ny gasy vehivavy , fa ngamba enao mitsy ry zefa no tsisy saina , alohan'ny hanaratsiana de jereo wee aoan sy aona , de avy aiza ny antony .

55. mamzelkely
(
24/02/2006 06:26)
zefalah< enao manao anaty panier iray dôly ny vhv gasy fa angamba enao diso mampijaly anzay sipa gasy niaraka taminao de lasan'ny dakoma ry zareo ce qui est normal satri zao ve ny fomba fijerinao ny vhv gasy fa refa tsisy saina ny vhv gasy de andana maka vhv ts gasy eee c'est aussi simple que ca anie le izy ee de toute manière qui voudrait d'un mec pareil tssssss :roll:
57. rurik
(
24/02/2006 07:11)
tssssssss aza mivoto fo @olona ohatran'io ry reto an :twisted:
raha olona ohatran'io no ifanazavana dia aleo mangina , na ny zavatra teneniny aza tsy hainy akory:(:(:( nareo no hivonto fo eo (l)(l)(l)
raha olona ohatran'io no ifanazavana dia aleo mangina , na ny zavatra teneniny aza tsy hainy akory:(:(:( nareo no hivonto fo eo (l)(l)(l)
58. ari.malala
(
24/02/2006 07:28)
ampianarina inona? holany rora sy lany andro @ olona dondrona tsisy saina ohatranao ve? tsss! aleoko matory! Na manana vola b mahafeno ani'zao tontolo izao ko aza ah ts ez enao io mintsy ry zefalah ze tena zefa araka ny anaranao no handaniako vola fa be ny mahantra mila fanmapiana ka aleoko ireny no tolorana raha manana aho! Ary ity ko no pariticipation ako farany ato @ ty sujet ty fa nandra loatra le ol manoratra ka mampite homena ny daka!!!
60. mamzelkely
(
24/02/2006 12:22)
tô himehezanjy ftsn ky ty za ry pissoa koo:roll: ka marina anie zany e8)