fanotaniana
61. nani
(
24/02/2006 14:10)
Zefalah ! refa tsy zaka ni vehivavy de lehilahy amini zay vadina ee!! ( Rah zay ni fahitanao ni vehivavy )
tsy handani andro hampianatra olona toa anao mintsy za !!
Soa fa virtoaly eto fa ra realy efa nandringa sy mangana ty enao !!
Tapitra !!!
tsy handani andro hampianatra olona toa anao mintsy za !!
Soa fa virtoaly eto fa ra realy efa nandringa sy mangana ty enao !!
Tapitra !!!
62. mirana5
(
24/02/2006 14:37)
zefalah:
calme fotsiny sipaaaaaaaa..
:-D aza mora miakatra tambavy fa vevavy oa. :-D
tena kely ati-doha marina raha Zefa ty k'ity, na ny ankizy any @ maternelle aza misaina noho ianao ZEFAAAAAAAAA!!!!!!! manana saina mirefarefa @tany ianao ZEFAAA!
66. Ralay
(
24/02/2006 22:12)
Solidarité masculine: Aokanareo kosa i zefalah fa fanontaniana kosa ny azy sady mba mila valiteny mahafapo kosa izy :lol:
68. fasaly
(
25/02/2006 16:03)
avelao nareo wa! i zefa e!
namako io an!ataonareo tamba be ato izy ka aleo zà hijoro hiaro azy kely:°):^):twisted:
namako io an!ataonareo tamba be ato izy ka aleo zà hijoro hiaro azy kely:°):^):twisted:
69. pissoa
(
25/02/2006 18:13)
Ralay :-D:-D:-D kah zah aza mba nanontany azy hoe hiaraka ho aiza no tiany ho fantatra dia izy tsy mamaly kooooo :°) Angamba izy tsy mamaky izay soratana akory fa miteny izay ao an-tsainy fotsiny rehefa tonga eto :roll::roll:
Zany ve ry zefalah :-*:-*:-*
Zany ve ry zefalah :-*:-*:-*
71. mamzelkely
(
27/02/2006 05:51)
Ralay aaa mbô apenaro kely aza izy klou ee de aza asaina mametraka fanotanina débil tsony :-D
80. zefalah
(
01/03/2006 09:21)
aleko tsy manao furom tsony .
mba vadiko ny anabaviko ra mbola manao furom za.
sady ra za mo no tsy anao furom,tsony?
tsy ampiotsina ny mpanao furom rehetra zany.
ray miala zato tonga...aleo za alo ianatra tsara vao manao furom ndray.