ifosa kofa e.

1. Rojiane ( 17/02/2006 04:04)
O ry sipa isany a! mba lazao hoe raha mitovy ny fahitako sy ny fahenoko nareo reo ??? Ny akabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ry reto tsara feo be daholo,ny efa niresaka tamiko tamin'ny phone sy messenger io ,fa va-voir anie ny sariny na ny tarehiny e! :-D sa izany ilay hoe :ny feo mampite ho any fa ny tarehy mampiverindalana ry zareo
novalian'i kala ny 15/03/2006 12:51
2. stephane197 ( 17/02/2006 04:32)
aza atao an'izany kosa ny bandy ê!!!
3. Kadoda ( 17/02/2006 04:56)
:lol:
4. fasaly ( 17/02/2006 06:37)
rojiane kou nge tena mampmé e! hay tena manao collection bandy sersera be mahintsy zany, d'efa hay tsenjery dooly ve ny feony:roll::°)
aza mba manaratsy oul zany wa! fangah njy tena angel be mahintsy:°)
5. mamzelkely ( 17/02/2006 06:58)
ny efa henoko sy niresaka tamiko tam messenger kosa alo mbô nahafinaritra ana ee:°) saingy indrisy ....
6. pissoa ( 17/02/2006 06:59)
Wadray kle, misy olona dia kondrana mihitsy kah. Rehefa tsy handeha tsy mijanona fotsiny fa ... :-D:-D:-D
7. Fiffi ( 17/02/2006 06:59)
Rojiane: :roll::roll: fa inona koa ary zany ? dia iny fa tara t@ ireo feo dia nahita ny sary dia nadaboka ve ny namana ???????? aza mba atao an'izany ny namana fa mampalahelo zany fijerinao ny "bandy" zany kosa eh! dia ho hitanao fa raha izany no fomba fijerinao ny olona dia tsy ahazo namana ianao sa ve "parfaite" ianao ka tsy mendrika anao ry zareo ?:°)
8. Fiffi ( 17/02/2006 07:02)
aza mba manaiky ny hevitr'i Rojiane izany ry zareo ah! aza mba mifosafosa zany fa tssss , namana daholo ny eto !!!:evil::evil:
9. soasoafy ( 17/02/2006 07:05)
Tsy mety kosa ki ny ataonjy ry Rojiane a, Fijo ve de lazainjy fa ratsy?
sa mitady kof otsan'iza njy?nga njy mihevitsanjy ho tena majabe?
10. Fiffi ( 17/02/2006 07:43)
hoy pissoa "Wadray kle, misy olona dia kondrana mihitsy kah. Rehefa tsy handeha tsy mijanona fotsiny fa ... Ka zay manko !!! de tazomy any zany fa tsy fosaina eto fa namana daholo ny eto eh!
11. pissoa ( 17/02/2006 07:44)
Hita wa ry soasoafy, Fijo ary bogosy beeee koooo :-*:-*:-D

Rojiane> danz beuu njy zany an! Vao tamin'ny 12 Fevrier ve no tonga teto dia efa manana numero-na bandy firy sahady :-w:-w:roll:
12. Fiffi ( 17/02/2006 08:52)
dia itondra andry ho aiza anefa zao io mifosa olona io ? @ zay kay vao t@ 12 no tonga teto dia tonga dia izao no fitsarana ny olona ? sady mifosa am-pehibe-maso tsy tahotra tsy henatra :-w:-w:-w:-w
13. ravakamalala ( 17/02/2006 10:10)
Ary toa tsisy lehilahy manao commentaire mihitsy?

fasaly sy pissoa >:-D:-D

rojiane > fa angaha izay fotsiny no andehananao eto amin ny serasera? 8O
14. fasaly ( 17/02/2006 11:07)
soasoafy: fa inona no idiran'i fijo amzany aky fangah nareo efa nanao resaka fijo, izay ary ny an'i fijo:roll:
15. diamondra27 ( 17/02/2006 11:37)

kof sy joba milay doly ny ato @ serasera ri rojiane a!
ny goût anjy 'zany mila amboarina kely!

solosloina akia ny sakafo fa tsy atao sucré foana a!

ovay salé de ho hitanjy + piment :miam::miam:

de asiana marikivy kely:miam::miam:

ary faranana @ mangidy:miam::miam: @ 'zay de manala ny mikroba ( anti-homme)

Zà akia jalouse be fa hatr@zao mbola tsy nahazo tél sy mail foana nefa efa ho 4ans no teto @ sera²! ampianaro méthode fa toa intéressante be 'zany an!:-*:-*

16. lapino ( 17/02/2006 11:40)
Avelao kosa izy hiteny e! Liberté d'expression zao malaza! :D

Rojiane:
ny feo mampite ho any fa ny tarehy mampiverindalana ry zareo

Raha miverin-dalana enao de amboarina avy any aoriana indray, sa ahoana?
Ary mety ho izao àry izany no itiavan'ny pokona manao azy virtuel an! :-D:-D:-D
Sô de mbola tsy ampy taona aloha ity Rojiane ity e?! 8O
17. dadabe ( 17/02/2006 12:08)
aleo marina izy hiteny e,
rojiane a mba omeo ahy hoe ny phone anao de hiresaka isika de mba henoy ny feoko :-w:-w
18. ari.malala ( 17/02/2006 12:21)
dadabe> :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Rojiane, za alo ts dakor amle mifosa e! tena io no tsy mba nananako namana vhv talo fa d tena misy toa anao zao mints! ratsy toetra! sa ve enao tena anjely latsaka an-tany e!! aza mba manao an'zany fa zay no nanaovan'Atra ny tsirairay, samy manana ny charme ny avy ny tsirairay! dia erhefa mahasosotra anao dia tazony ho anao irery fa aza fosaina ny namana fa tsy mety!
19. fasaly ( 17/02/2006 12:33)
:-*=D
20. pissoa ( 17/02/2006 12:48)
lapino :{:{::-D:-D
dadabe :-D:-D:-D:-D:-D
ari =D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4055