ifosa kofa e.
22. diamondra27
(
17/02/2006 13:37)
ari-: hay njy koa tsy tia vhv taloha ! zany anie oa e!
tanjemo variana mifosa eo fa sao lanin'ny kakabemaso
tanjemo variana mifosa eo fa sao lanin'ny kakabemaso
23. xxx
(
17/02/2006 13:45)
Rojiane !
Ianao io ve mba efa nijery fitaratra koa fa nahita anjely tao ? Angamba raha asehonao ny Kofa io sary hitanao eo amin'ny fitaratra io , sura zah fa be ny tapa-tsinay hoe zao ilay job be kritik, tena ......io ve de mbola virj, mety malalaka sy lalina be .....ny toetrany koa ......

24. lapino
(
17/02/2006 13:53)
Tô mihivingivin-doha pissoa? :wink:
Tsy aleo ve mba omena vahaolana izy, mba "positive attitude"? Am'zay mba tsy hahitany tarehy fa feo fotsiny? Azo isafidianana ohatra izao:
- vonoina ny jiro
- mitodik'ivoho
- tampenana ny maso
- am'telefônn
- cloison baoritra asiana lavaka kely
sns ... :-D:-D

25. pissoa
(
17/02/2006 14:14)
Ka i lapino tsinn mampihivingivin-doha kah :-D:-D:-D
Dia vao maika indray nampiany =))
Dia vao maika indray nampiany =))
26. lapino
(
17/02/2006 14:43)
Rah za ve no nampihivingivin-doha an-dry de ho nataoko havia-havanana? Mba ôtran'zao ahay: :-D
28. lapino
(
17/02/2006 16:23)
Danzz be ndray zany télékinésie virtuel izany kle! mbola tsy nisy feo akory kanefa an! :wink:
29. lapino
(
17/02/2006 16:36)
pissoa:
Rojiane> danz beuu njy zany an! Vao tamin'ny 12 Fevrier ve no tonga teto dia efa manana numero-na bandy firy sahady :-w:-w:roll:
Misy angadrano angamba zao ny ankihiben-tongony e?!
33. pissoa
(
17/02/2006 18:14)
Efa hoe io izy anontanio koa lapino koa mbola mampiasa saina eo ihany :-w:-w
Ravakamalala :°)
Ravakamalala :°)
34. lapino
(
17/02/2006 18:17)
Aiza lé solidarité féminine e? Apotray am'zay fa efa hifosa kofa zao! Maninn kosa izy no avelanareo ho voan'ny tamba-be? tsssss! :wink::wink:
35. pissoa
(
17/02/2006 18:19)
Hihihi - mifona marina e! Izaho kosa aloha tsy hiantso solidarite hifosa bandy izany e :-D:-D:-D
36. ravakamalala
(
17/02/2006 18:51)
bon, aleo atomboka am lapino ary e!
tandremo ry reto io lapino io fa tena danz be io bandy io a!:-D:-D:-D
tandremo ry reto io lapino io fa tena danz be io bandy io a!:-D:-D:-D
38. Veloo
(
17/02/2006 19:00)
Tsy sahy niverina intsony izy kle...
pissoa a tena danz be ilay kala ka tena nitairiny tao doly ny bandy kle :-D:-D:-D:-D
watch out ry kofa:{:{:{
pissoa a tena danz be ilay kala ka tena nitairiny tao doly ny bandy kle :-D:-D:-D:-D
watch out ry kofa:{:{:{
39. lapino
(
17/02/2006 19:14)
Ny sasany vô tsisy inn inn akory ve de mikolay lety e! :P:P
danz be raha haninn ry ravakamalala? :oops::oops:
danz be raha haninn ry ravakamalala? :oops::oops: