ifosa kofa e.

61. kala ( 20/02/2006 07:09)
Nitsirika teto foana zà hatramin\'ny nisokafan\'ity sijé ity...
De gaga sy talanjona we matoa ol efa mahay mifanerasera @ alalan\'itony teknolojia vaovao itony nefa mbola manana fisainana hafa tsy ampoizina...
raha izaho no manao ny invention na dksionera de efa nesoriko ity teny ity : mifosa!:)
Asa na zà no diso raha miteny an\'i rojiane we hafa be ny fijerinao ny fiainana fa mila miova kely.
:wink: toetra tsy tsara le mifosa olona na kôfa io na sipa no fosaina.
Toetra tsy vitan\'ny we mirefarefa amin\'ny tany fa tena lasa toetra lasa niverina nidina any an-davaka mihitsy..
:idea: aza mijery ny hatsarana ivelany fa mba jereo ny béauté intérieure n\'ilay olona.
tsy ampy ny feo tsara, tarehy tsara fa ny toetra tsara no katsahina..
Na ratsy tarehy ilay kôfa (azafady ry kôfa milay eto @ serasera rehetra), tsy tokony ho eto koa no hilazanao izany. Satria amiko manokana matoa misy ny toerana hahafahan\'ny vhv miresaka : tsy midika fa hifosa an\'i anona na i anona fa miresaka - mifanome torohevitra - tsy manin mifanome tanana - afaka mifampiantso sns... fa tsy hoe mifosa...
Ary ny olona iray manondro olona (mahita ny haratsiny) dia tsarovy fa enao mbola ratsy noho iny. Alaovy ange ny tananao dia tondroy @\'ny fanondronao ilay olona fosainao ê! de jereo amin\'izay le tananao hoe rantsana firy no manondro miverina @ tenanao.....telo farafahakeliny... ahan!
Amin\'ny sisa an! ovaina kely ny toetra mpifosa fa mba atao mivelatra ny saina...
sady ny olona koa ange samy nomen\'Andriamanitra ny maha-izy azy na feo na bika na hatsaran-tarehy sns....
Tsarovy fa misy ny olona mety ho ratsy tarehy nefa tsara toetra : malala-tanana, antra olona, manan-karena fahasoavana rehetra.
Nefa koa misy olona tsara tarehy : olon-doza, be eboebo,manan-karena materialy nefa mety tsy afaka na dia ny manome taranaka fotsiny aza
Fehiny (sady tsy hiverina eto @\'ity sijé ity tsony zà), ny harena ambony indrindra ny ny fananana toetra sy fanahy tsara fa ny ankoatr\'izay ambinambiny fotsiny.... Mba mamakia ny Ohabolana rehetra dia ho hitanao ny tiako hambara....
Mahereza ny Rojiane fa mbola tsy tara ny fiovana toetra. Manantena ny hifanerasera aminao amin\'ny fomba sy fijery vaovao.
Tsikyde ampy ka:)
62. diamondra27 ( 20/02/2006 07:24)
kala: :-D:-D
tena tsy nisy hatsikana kely le izy klé! mijanonà akia fa za malahelo sady mbola miandry ny N° tél -njy fa tsy afaka manome félicitation anjy oa zà

=D=D=D:de -*:-*:-*

masaka njy ry rojiane sao de hampiteny ny moana eto klé
63. Fiffi ( 20/02/2006 08:20)
diamondra: :-D:-D:-D
kala: =D=D=D fa tsy aleo kosa ve hiteny ny moana ry diamondra ? :-D:-D toa efa lasa nijery fitaratra kosa izy eh! manja ve ?:-D:-D:-D
64. Rojiane ( 20/02/2006 08:33)
:-D mba milaza ny hevitro anie izaho ,nefa inona ireto mampiakatra anareo rehetra :-D:-D , eo fa ametraka sary izaho izao dia izao , ho anareo izay liana ny ahafantra, fa ampio kely hoe atao ahoana tsara ilay mametraka azy ??? sa tezitra amiko daholo dia tsy misy hanoro :-*
65. mamzelkely ( 20/02/2006 08:36)
kala< sur za fa milay be iozvt nosotanjy io fa somary lava le izy fa tehafako fôna njy na de izany aza =D=D=D
66. akamatiana ( 20/02/2006 08:41)
kala=D=D=D tena nanaitra an'i Rojiane mitsy teninjy fa io tazako io izy :-D:-D

Roji > taiza akia njy elaela tsy hita :-D=)) tonga sou njay klou euuh!! ametraka sary njy hummm , vakivakio ao ilay fanaovana azy de hainjy io euuh!! =))=))
67. mamzelkely ( 20/02/2006 08:50)
rojiane< tsara ange ny manome hevitra ee fa le tonga de manaratsy be no ts mety eee satri tonga de généraliser njy be le izy de tsy mety
68. pissoa ( 20/02/2006 09:55)
Rojiane:
mba milaza ny hevitro anie izaho ,nefa inona ireto mampiakatra anareo rehetra

Ie - za alou tena tsy faly mihitsy e :? Toetra ratsy izany mifosa izany, sady tsy misy ilana an'izany fa ny olona tsy manan-katao no manao an'izany! Sady izay bandy akama milay be ireo ve dia ataon-jy an'zany :°)

Dia izao, ny fahalalahana (na haneho hevitra na hanao inona na hanao inona) tsy tokony ho entina hanapotehana na hanaratsiana olona na zavatra hafa ... Manangana zavatra tsara sy manatsara izay efa misy no tokony hilofosana!

Ary njiko kay sipa manjakely an (raha ilay ao amin'ny sary) :D Bizzz mamy dia bonne serasera :-*:-*
69. mamzelkely ( 20/02/2006 10:31)
izy klou de tena tsara mits ee ra tena izy io am sary io aa fa le toetra mila ovaina tsara tare ôtrany le sary :wink::°)
70. ravakamalala ( 20/02/2006 10:35)
mamzelkely> :wink:
71. diamondra27 ( 20/02/2006 10:37)
rojiane!: hum hay napetrak'injy ihany le sary an

fiffi: io ary le izy f'efa niteny , de ahoana? Za efa nanao travail be mitsy mba hiverina izy , de tairo @zay ny kestio

sipa 'ny sera² : tanjemo sao de tara @ rojiane doly eo njay 'nareo klé ! TSSSSSSSSSS za jalouse beeeee
surtout njy ry mamzelkely an!tsy matoky oe tena izy io.
(sekire)

72. mamzelkely ( 20/02/2006 11:20)
nan za klou ts tara aminy ee arina izy fa tsara fa aleko za klé ty ee :°):-D:-D:-D
73. akamatiana ( 20/02/2006 13:33)
ie aleko klou njy euuh!! sady toetra no tareh ao tsala doly :-D:-*
74. mamzelkely ( 20/02/2006 13:50)
ary mitovy gout tsika ro ry akamatina aa =))=))
75. diamondra27 ( 20/02/2006 14:01)
mamz: asio an'le tsiky kely aky de tsy mahaleo anjy izy a!
76. mamzelkely ( 20/02/2006 14:08)
:°)
77. akamatiana ( 20/02/2006 14:29)
mamzely , mitovy veuhh hihih
ary tsika fa tsy io kle :-D
78. mirana5 ( 20/02/2006 18:41)
miala tsiny kosa aho fa tiako ny feon'ny lehilahy gasy ko!(l)(l)(l)
79. Herimiafina ( 20/02/2006 18:44)
Ny anjy koa tiako be ry mirana5, hehehehe:-D(l):-D(l)
80. akamatiana ( 21/02/2006 04:58)
nanjavona njay i jolie Rojiane kle!!:roll::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3443