ifosa kofa e.

41. lapino ( 17/02/2006 19:39)
raha :wink: ve? :-w:-w
42. pissoa ( 17/02/2006 19:46)
An3 kah, raha ...
43. Herimiafina ( 17/02/2006 19:47)
Rojiane:

O ry sipa isany a! mba lazao hoe raha mitovy ny fahitako sy ny fahenoko nareo reo ??? Ny akabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ry reto tsara feo be daholo,ny efa niresaka tamiko tamin'ny phone sy messenger io ,fa va-voir anie ny sariny na ny tarehiny e! :-D sa izany ilay hoe :ny feo mampite ho any fa ny tarehy mampiverindalana ry zareo

Mba antsoy hoe zah ry Rojiane fa tiako hoe heno be ny feonao hahafantarako anao! hehehehehe:-D:-D

44. fasaly ( 17/02/2006 19:58)
fa i kala iza no tsy niverina tsony ry veloo fa nisy inona
45. pissoa ( 17/02/2006 19:59)
Hihihi - kou ny tarehin'lah ary efa hita knou, antsoiny atao inona indray =))=))=))=))=))
Zah mananihany an :-*
46. akamatiana ( 17/02/2006 20:44)
8O:roll::roll: dain kousa ty Rojiane euuh!~! aza ataon'zany ny kofy ato am seraser an!! fa nga ny anjy ny tareh amambika no jerena fa tsy ny toetsa ama-panahy akia!! zao kou tsarouvy an!! fa na tsara tareh beuuh otsan'iny ny bandinjy an!! refa mikipy njy de tsy itanjy tsony izy , fa ra tsara feo beuh lery an!! de na mikipy njy ,heonjy fona wee zay lery sy ny feony lollllllllllll:-D:-D:-D
47. Herimiafina ( 17/02/2006 20:59)
Ity ny numero phone-ko 1-418-Heri-Miafina HB, hehehe=))=))
48. fijo ( 17/02/2006 21:44)
misaotra betsaka ry sipa sasany an,soa fa tsy mitovy ny hidirana ato.
ny antsika hitady namana sy hifanala,nyan'ny hafa hitady sy hanangona bandy.hany vao miditra dia feno N° tel sahady.
ary raha mba mampiseho sary koa hoe hojerena aloha.
49. diamondra27 ( 17/02/2006 22:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

HM: aza omena olona io tél io fa manjary voakotaba foana isika e!

'za ry 'reto mba te- haheno ny feon'ny kof ato raha manga feo 'zany doly ry zalah a! omeo fa antsoiko 'nareo e!:-D:-D:-D:-D:-D

rojiane nge ry 'reto mbola tsy ampy taona , de bedy izy fa hitan'i bebe sy dadabe de nalazan'ireo t@ papa sy maman e!
de tsy mahaazo mi-surf herinandro hono izy fa mbola hiverina
50. akamatiana ( 18/02/2006 04:37)
diam's :-D:-D ndana akia mba arovy izy de asaivo miditsa fa mianjy azy ny poukna a!!

Ny bady efa henoko kosa klou milay beuuh doly feonjareo euuh!! sady tsara toetra sy fanah doly an !!:-D:-D, zany ka tena namana
51. fiaritiana ( 19/02/2006 13:43)
namana serasera lasa feo serasera :-D:-D:-D
52. pissoa ( 19/02/2006 14:01)
:-D:-D:-D
53. dadabe ( 19/02/2006 14:17)
huuummm
54. pissoa ( 19/02/2006 14:49)
Hihihi - i bedada io koa ry zareo ah, danzz beeuu io raha ... :°):°)
55. fiaritiana ( 19/02/2006 15:33)
handeha hiofana pazzapa indray zany aloha so dé testen ny olona amin ny feo ka nul:-*
56. Fiffi ( 19/02/2006 16:14)
fiaritiana: :-D:-D:-D:-D
57. vale ( 19/02/2006 18:44)
Rojian: aza manaratsy olona izany, fa rehefa tsy tianao izy dia ajanony fotsiny, zà kosa alou tena tsy mba miray tsikombakomba amzany eh, na dia hoe hifanala fotsiny aza...
58. Herimiafina ( 19/02/2006 19:39)
vale (l):*:*(l)
59. diamondra27 ( 19/02/2006 22:51)
tsy sahy tsony hono izy fa masiaka be doly nareo, nefa izy mba mametraka fanontaniana fotsiny
60. mamzelkely ( 20/02/2006 06:07)
za mba te hiresaka am rojiane mba te haheno ny feony zany satri mty tovovavy lafatra angamba izy eee tsara tare tsara feo eny ee le toetra klou mila ovaina kely ftsn ee:°)

za alo zay henoko sy hitako nahafinaritra ana dôly e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2837