PENTECOTE

1. diamondra27 ( 23/01/2006 18:00)
andro nilatsahan'ny FANAHY MASINA t@ mpianatr'i Jesosy . De mbola mitohy 'zany asany 'zany hatr@izao.
Misy ireo Kristiana nilatsahan'ny Fanahy Masina mandrakankehitriny : ao nymiteny @ fiteny tsy fantatra, mihira ihany koa. Mila fikarakarana io mba tsy ho very (satria fanomezan'Andriamanitra)...

Samia milaza ze fantany na ny fisehoany, na fiasany , na ady hevitra
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:16
2. diamondra27 ( 23/01/2006 18:19)
Jaona 14:26: fa ny mpananatra dia ny Fanahy Masina

jaona 15:26 fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy @ Ray, fia ny Fanahin'ny Fahamarinana...

Asan'ny Apostoly:1:5B/ Fa ianareo kosa atao batisa @ Fanahy Masina
andininy 8: fa hahazo hery ianareo @ hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo ary ho vavolombelokoany jerosalema sy eran'ny jodia sy samariaary hatr@ faran'ny tany

Asan'ny Apostoly 2: 1-4
ary nony tonga ny andro pantekosta...Ary samy ho feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ke dia niteny t@ fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy

Andininy 17
:ary @ andro farany no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra ...andininy 21
3. marozevo ( 23/01/2006 23:50)
Samy maka izay reference fantany sy hitany ve sa fanazavana ny hoe Pantekoty no andrasanao?
Ny ahy manko le mitadidy referansy presizy tsy dia voako loatra, fa ilay contexte ankapobeny no tena mba ahombiazako kely... Tsara ihany ny mijery ny atao hoe Pantekoty sy ireo fety samihafa teo amin'ny taranak'i Jakoba tany an'efitra. Misy fety fito lehibe indrindra tamin'izany, ka anisan'izany ny Pantekoty... Angamba ao amin'ny Levitikosy 23(Levitika 23) ao no misy an'izay raha tsy diso aho. Dia io no ampitahaina amin'ireo voalazanao eo ireo.
Mazotoa.
4. diamondra27 ( 24/01/2006 00:08)
Misaotra anao nametraka fanontaniana

ze tianao sy fanatanao hatao fa tsy misy voatery hoe: asiana référence.Manjary ze tsy mahalala ve zany de tsy mba hiresaka.
De azo atao koa ny mametraka fanontaniana mba ho valian'ny namana fa tsy izaho irery.
Serasera izy ity fa tsy natokana ho an'ny olomboafidy ihany fa ho an'ny be sy ny maro

AROSOY ary ny hevitrao
5. Veloo ( 24/01/2006 01:11)
za aloha tsy mba mankalaza ny pentekosta e.. ny fanahin'Antra dia mirotsaka amin-tsika isan;andro rehefa mangataka @ andriamanitra isika...:wink: tsy misy hankanavaka mihitsy...
6. diamondra27 ( 24/01/2006 01:28)
ny fanahin'Andriamanitra dia tsy ho avy @olona rehetra kosa e! tonga aminao izy raha niaiky ny fahotana ianao ka manasa Azy na miantso Azy. Araka ny anarany hoe: MASINA de tsy hiditra ao @ota io fahamasinana io.
Fanazavana kely: izao an! raha nanota izaho dia mangataka famelankeloka aloha @ Jesosy, ary zay vao mangataka ny Fanahy Masina (= FM)hitoetra amiko de 'zay Izy vao hiditra fa tsy hoe tonga @olona rehetra ny FM .Asa na azonareo le tiako ambara. Kanefa kosa aoka tsy hilalao @ fahotana, zany hoe: efa fantatrao fa fahotana ny hoe: mamono olona ohatra nefa de mbola ataonao ihany, de fanahy iniana 'zay ka mety tsy ho voavela ny helokao satria tsy fankatoavana izy @izay
7. dadabe ( 24/01/2006 14:50)
: marozevo [ Valio ] 24-01-2006 03:50:32
Lohateny : Re : PENTECOTE
Samy maka izay reference fantany sy hitany ve sa fanazavana ny hoe Pantekoty no andrasanao?
Ny ahy manko le mitadidy referansy presizy tsy dia voako loatra, fa ilay contexte ankapobeny


hay ve ianao no tsy mahzaka le refrence izany e:D

diamondra > ny pentekoty angaha moa didy ao @ soratra masina ?? tahaka ny paska
8. diamondra27 ( 24/01/2006 15:02)
tsy didy fa zavatra ilaina @ fanamasinana
9. dadabe ( 24/01/2006 15:09)
:roll::roll:
10. routa ( 24/01/2006 15:45)
aona indray zany?
mba azavao ho anay tsy de mahay lotra :)
11. Veloo ( 24/01/2006 19:16)
12. booboo ( 24/01/2006 19:58)
f'angaha zavatra ilay pentekôty ? dia ilaina @ fanamasinana inona ? tsy azo, tsy mazava sady tsy araka.
13. diamondra27 ( 24/01/2006 22:33)
indro handao anareo aho hoy Jesosy ary mbola hiverina de handrotsaka ny Fanahy Masina aminareo mantsy ny mpianany

Inona no mahaolombelona anao?= vatana, saina ary Fanahy
Inona no mahasamy hafa anao @ tsy mpino? = Fanahy Masina (= manazava, mananatra, manolo-tsaina ...)

hira 190 ffpm
Ry Fanahy Mpanazava
miandrandra anao 'zahay
aza ela fa tongava
taomy ny fanahinay....

Hira FFPM anomboka 174...

14. dadabe ( 25/01/2006 00:37)
fa tsy pentekoty :-w
15. marozevo ( 25/01/2006 00:46)
dadabe:

: marozevo [ Valio ] 24-01-2006 03:50:32
Lohateny : Re : PENTECOTE
Samy maka izay reference fantany sy hitany ve sa fanazavana ny hoe Pantekoty no andrasanao?
Ny ahy manko le mitadidy referansy presizy tsy dia voako loatra, fa ilay contexte ankapobeny


hay ve ianao no tsy mahzaka le refrence izany e:D

diamondra > ny pentekoty angaha moa didy ao @ soratra masina ?? tahaka ny paska



Tsy mahazaka referansy ahoana indray ary ity ? Ilay MITADIDY REFERANSY ho'aho no tsy dia manavanana ahy... Milay ianao ry dadabe, fa ny mahavoa kely anao dia tsy vakianao tsara le zavatra lazain'ny olona dia mamaly ianao.
16. dadabe ( 25/01/2006 01:24)
ouuupss!!:roll: azafady aza e :(
17. marozevo ( 25/01/2006 01:28)
Tsisy fady razoky ah
18. dadabe ( 25/01/2006 01:48)
:D:D
19. diamondra27 ( 25/01/2006 11:29)
za koa tahaka ny marozevo io e!tsy mahatadidy réference
20. dadabe ( 25/01/2006 11:51)
:°):°):°) zah koa anie e, saingy ny ahy hiainako le izy de tadidy ihany en fin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773