PENTECOTE

41. marozevo ( 02/02/2006 01:25)
Veloo:

:{ ndray ary e



Aza mananihany moa leitsy ah.
42. Mifenty ( 02/02/2006 11:47)


ita oa ry veloo :{
43. Veloo ( 02/02/2006 20:07)
mifenty a :{:{
marovezo :-D:-D
44. marozevo ( 04/02/2006 00:32)
Veloo:

mifenty a :{:{
marovezo :-D:-D


Tsy hi-diviniser olona aho, sanatria, fa angamba lazaiko hoe vokatry ny fanomezan'ny Fanahy Masina ity fanomezan'i veloo ity, mba tsy hilazana hoe fanomezan'ny Fanahy Masina.
45. Mifenty ( 04/02/2006 18:34)
:-D:-D:-D
46. dadabe ( 05/02/2006 15:58)
humm vakio ary ao @ genesisy toko I ka hatrny @ apokalypsy toko faha 22 fa ao ny valiny :@:@
47. marozevo ( 06/02/2006 01:26)
dadabe:

humm vakio ary ao @ genesisy toko I ka hatrny @ apokalypsy toko faha 22 fa ao ny valiny :@:@



Valin'ny inona ?
48. dadabe ( 06/02/2006 14:56)
io ambony io :°)
49. Veloo ( 07/02/2006 20:43)
dadabe :-D:-D:-D
50. marozevo ( 08/02/2006 00:25)
veloo:snif:
51. dadabe ( 08/02/2006 08:51)
humm izy mitsam :-w:-w
52. marozevo ( 09/02/2006 01:05)
dadabe:

humm vakio ary ao @ genesisy toko I ka hatrny @ apokalypsy toko faha 22 fa ao ny valiny :@:@



Kay ialahy fetsilahikely kooo... Noheveriko hoe inona kay ny an'lahy ny Baiboly manontolo io lazain'ialahy io. Fetsy ii.............
53. Veloo ( 09/02/2006 16:59)
odryyyyyy inn ko ty manjo an'i marovezo?
dadabe :twisted:
54. marozevo ( 11/02/2006 00:12)
Veloo:

odryyyyyy inn ko ty manjo an'i marovezo?
dadabe :twisted:



Tsy hitan'i veloo angaha io hafetsen-dranamana dadabe io. Ndraindray izy manome referansy presizy, eto indray izy ataony anjagogany be... hatrany amin'ny Genesisy 1 hono ka hatrany amin'ny Apok 22, ny Baiboly manontolo ange izany eh. Ka tsy ho enim-bolana vao ho voavaly ny fanontaniam-bahoaka eto amin'ny serasera ah ?
55. dadabe ( 11/02/2006 14:22)
:-D:-D:-D:-D:-D:-$
56. marozevo ( 16/02/2006 23:32)
Dia ahoana ? Dia anaovanareo hehin'ny tsara nify ve rangah i veloo koo. Mba hevero ihany eh.
57. Veloo ( 17/02/2006 17:33)
marovezo a angaha mbola tsy namaky ny baiboly rehetra?8O
58. marozevo ( 21/02/2006 01:47)
Efa hatramin'ny 1986 aho no nanomboka namaky misesy ny baiboly (30mn par jour et 4jours sur sept). Telo taona vao vitako. Dia namerina namaky misesy indray aho aho ny 1992 ka hatramin'ny 1995. saiky hanomboka fanintelony aho ny 2001 fa nokorontanin zalahy ny Firenena tamin'izay, ny tena moa mba nanana ny maha izy ny tena ka nandray anjara tamin'ireny, dia tsy vita ilay famakiana misesy, fa ny famakiana isan'andro andininy tsoahina manokana dia ataoko hatramin'ny 1976 ka hatramin'izao, ary iriana mba hitohy...
59. Achia ( 23/02/2006 16:41)
:-D:-D:-D:-D ary pentecotiste ngamba i Diam 8O
60. Veloo ( 23/02/2006 17:01)
marovezo a dia tohizo fa tsara lesy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713