PENTECOTE

81. marozevo ( 07/03/2006 02:09)
Fa maninna an'lah za ry dadabe no angarihan'ialahy toa io. Sa elah mba te-haka any marozevo koa... Ao atsinanan'Antsapanana ao leity misy anaran-tany mampihomehy raha hijery ialahy ah... Marozavavy.
82. dadabe ( 07/03/2006 05:12)
zah angaha lety mangarika an'ialahy ??tsssssss
83. Achia ( 07/03/2006 11:11)
marozevo:

Fa taiza sy oviana indray ary ity RAMARO ity ry reto ah.. Fara faharatsiny mba ataovy hoe Razevo eh... amin'izay mba tsaroako ilay toerana tsy foiko indrindra any Madagasikara.

ouyy fa manina ary no tsy tsy tiandrazevo le ramaro e sa kosa mety mifangaro @ le anramborona malaza zay izy mantsy refa anontaniana ny anarany de manao hoe :ramaro , ramaro ka mety zay ngamba fa le manaor atra le zevo ndrai2 mitady ho lasa hoe zefa foana fa hiezaka zay e tsy hanao ramaro tsony a

84. Veloo ( 07/03/2006 18:14)
marovezo mila matory aloha njy ka:-D:-D
85. marozevo ( 08/03/2006 01:03)
Azafady leitsy ry dadabe fa kay i veloo no nangarika ahy teo ah... Ny anaran'ialahy no hitako dia noheveriko hoe ialahy, kay izy ihany.
Efa te hatory be koa angamba aho ytamin'iny ka nafangaroko ny anarana sy ny texte.
86. Veloo ( 08/03/2006 16:17)
:-D:-D:-D
87. dadabe ( 09/03/2006 05:59)
zay de faly ery veloo, fa izany oe efa mba tsy manenjika stat tahaka ny teo aloha
88. Veloo ( 09/03/2006 21:07)
dadabe ko tsssssss:-D:-D:-D
89. marozevo ( 11/03/2006 01:20)
Achia > tsy olana na zefa aza no voasoratra ka... Aleoko aza izay toy izay le hoe Ramaro... tena tsy tiako ilay maro-zavavy eh... Fa ilay hoe zefa tena tiako be. Aza mba zefa ohatra ahy ihany ... Milay oh ?
90. dadabe ( 11/03/2006 04:26)
kiii ramarozavavy ve :-D:-D hatrany ambohibary sambaina ka hatrany faratsiho ve :-D
91. Achia ( 11/03/2006 06:00)
Ay zevo koa fa nga za miteny hoe enao zefa e azafady ary ra tezitra tonton zevo e .Fa le oe maro-zavavy nge tsy hoe be sipa e fa maro anaka vavy e
92. marozevo ( 12/03/2006 00:53)
I Achia kosa ao ambony ao miteny an'io fa aza manao fialan'ny Jiosy eo eh.. fa izaho ange tsy tezitra eh... marina eh... za aza tena faly be kooo... za manko te hitovy amin'i ZOZEFA ilay dadan'ndRajesosy. Jereko sy tombanako fotsiny i Maria any Marozevo fa ts kasihiko mihitsy.
Ilay Marozavavy any antsinanan'Antsampanana kosa aloha tena hoe "maro sipa" no heviny eh..
93. diamondra27 ( 12/03/2006 15:48)
efa natory ve aloha i marozevo e! t@ le nasaina natory tetsy ambony
94. marozevo ( 13/03/2006 01:09)
Efa nifoha indray aza aho izao tonga eto izao koa. Fa tsy mety angaha ry diamondra ilay lazaiko ? sa hors sujet loatra ve...
Ka izao ange eh... "Ny rivotra mitsoka amin'izay tiany, tsy fantatrao izay niaviany na alehany, dia toy izany koa izay entanin'ny Fanahy Masina".
95. Veloo ( 13/03/2006 01:39)
diams:-D:-D:-D:-D
96. marozevo ( 14/03/2006 00:24)
Rehefa hihomehy ihany ianao ry veloo dia ilay mihomehy mba misy nify aseho fa tsy ireo banga ridana ireo ah...
97. Achia ( 15/03/2006 14:39)
mbola mifonify izy e
98. Veloo ( 15/03/2006 20:20)
ity ary ry marovezo a :°):°):°) mety?
99. marozevo ( 17/03/2006 01:16)
Metimety kokoa noho ilay voalohany aloha eh... Fa ataovy mifandimby mihomehy ry zalahy fa aza atao miaraka eh... Angamba ho fatratra ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0951