PENTECOTE
61. marozevo
(
24/02/2006 00:43)
Na pantekotista izy, na Baptiste, na Yawiste, na katolika na protestant na inona na inona dia tsy olana rehefa tsy mandoro Ambasady eh.
63. diamondra27
(
24/02/2006 06:28)
achia: tianjy ho fantatra ngah?
Tsy de tsara loatra amiko ny mitonona oe: 'zà zao na zao fa ny zavadebe de ny finoan'Atra sy fanaovana ny sitrapony ary mitandrina ny didiny.
Ny tsara ho fantatra de: raha kristiana enao nefa tsy tarihin' ny fanahin'Atra de ataoko fa diso lalana enao @ izay satria mbola mande araka ny nofo ihany

64. Achia
(
24/02/2006 18:13)
Ie ny fanaovana ny srapony sy mitandrina ny didiny alo defa fitarihan\'ny fnhm e . Ka le hevitra mivoaka nge no mahatonga ahy hanontany e fa raha nahatezitra anao lo de mamela ny fahotako e:D:D
65. Veloo
(
24/02/2006 18:44)
Achia vovela ny fahotanao retsy a :wink: zany ko ve dia fahotana ny manontany?
66. marozevo
(
25/02/2006 00:19)
Achia:
ay marozevo ko refa mino de zay ve
Izaho mbola tsy niteny izany teto, ary tsy hiteny an'izany. Ne me faites pas dire ce que je n'ai pas dit.
68. dadabe
(
26/02/2006 10:36)
Izaho mbola tsy niteny izany teto, ary tsy hiteny an'izany. Ne me faites pas dire ce que je n'ai pas dit.
tsy tezitra ve lety ialahy izany ??
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 17-02-2006 03:32:50
Lohateny : Re : PENTECOTE
Dia ahoana ? Dia anaovanareo hehin'ny tsara nify ve rangah i veloo koo. Mba hevero ihany eh
humm io fa mazava ny an'i marozevo fa i veloo sisa no andrasana
70. marozevo
(
28/02/2006 00:31)
dadabe > Za kosa aloha mbola tsy tezitra teto fa indraindray ihany aho no faly eh. Matetika aho no manao teny somary mahery kely, fa tsy mankaiza io eh... Sa ve sosotra i Achia ? Niresaka tamin'ialahy angah izy ? Mba ialao tsiny any leitsy aho ah..
Ialahy kosa aloha mitandrema ihany fa jereo ange ity anaovan'ialahy an'i veloo eh.. somary sosotra kely izy, fa tsy tezitra akory. Fomban'ny fiainana io eh.
Ialahy kosa aloha mitandrema ihany fa jereo ange ity anaovan'ialahy an'i veloo eh.. somary sosotra kely izy, fa tsy tezitra akory. Fomban'ny fiainana io eh.
71. Veloo
(
28/02/2006 13:54)
marovezo ie wa lesy an3 za tena tezitra ka:evil::twisted::twisted:
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
72. marozevo
(
02/03/2006 15:55)
Tezitra ve i veloo ? Amin'iza ? amiko ve ? Koa ataoko ahoana ary.... ifonana eh...
75. Achia
(
03/03/2006 18:45)
Akory aby ry zoky isany a tsy tezitra zany aho Ramro a :lol:mbola sahirana kely aho teo de tsy nahasoratra
76. dadabe
(
04/03/2006 06:03)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 03-03-2006 01:06:16
Lohateny : Re : PENTECOTE
io ahay mba sry 3 fa 1 le manenjika statistika :°)
78. diamondra27
(
04/03/2006 10:48)
EFESIANA 4:26 Tezera fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo
79. marozevo
(
05/03/2006 01:04)
Fa taiza sy oviana indray ary ity RAMARO ity ry reto ah.. Fara faharatsiny mba ataovy hoe Razevo eh... amin'izay mba tsaroako ilay toerana tsy foiko indrindra any Madagasikara.