PENTECOTE
21. diamondra27
(
25/01/2006 16:36)
booboo: ny andry ko retsy de le maka ambokony, tsy haiko ny manazava @ teny gasy re e!
nous avous besoin du SAINT ESPRIT pour nous conduire dans la vérité, la sagesse,la justice etc...ka zavatra ve iizy eo sa inona ? Miala tsiny raha en panne teny gasy e!
ohatra alohan'ny hamakiana ny tenin'Andriamanitra de mamngataka ny Fanahy Masina hanazava izay teny ho vakianao sy hanaovanao étude biblique.
Hira:
Ry Fanahy o midina
manatrehaanay anio ianao
mba hanoloranay ny vavakay mangina
vetsovetsompo zay atolotray
vola sy harena samy tsy hanananay
fa indro vavaka mangina
fanolorantenaho Anao tokoa

22. Veloo
(
25/01/2006 16:48)
diamondra a marina ny anjy...
tsisy olana ka:-D
nous avous besoin du SAINT ESPRIT pour nous conduire dans la vérité, la sagesse,la justice etc...
ka zavatra ve iizy eo sa inona ?
Fanahy invisible tsy itan-tsika fa ao an-tsaina-tsika no mikolokolo izy.. ary ny Saint-esprit+Jesus_ Dieu = 1... iray ihany ireo...
Miala tsiny raha en panne teny gasy e!
tsisy olana ka:-D
24. dadabe
(
26/01/2006 11:02)
diamondra > humm haiko io hira io a,
misy hira pentekoty ihany koa manao hoe
ry Fanahy masina
avia eee midina avia midina
....
ry fanahy nomena anay (avia 0
fanahy fahendrena (avia)
:°)
misy hira pentekoty ihany koa manao hoe
ry Fanahy masina
avia eee midina avia midina
....
ry fanahy nomena anay (avia 0
fanahy fahendrena (avia)
:°)
26. diamondra27
(
27/01/2006 17:56)
tery ambony tery nisy nanontany hoe: didy ve ny Fanahy Masina , valiny: tsy didy io fa FANOMEZANA AVY AMINANDRIAMANITRA
27. Veloo
(
27/01/2006 20:09)
an3 tsy didi mihitsy ka marina ny anjy...
fanahy masina=Jesosy=Andriamanitra
fanahy masina=Jesosy=Andriamanitra
31. Mifenty
(
29/01/2006 13:37)
tsy ampy ry bedada a
3 izay iray = trinite masina :lol::-D:-D
ho an'ireo tsy matadidy referensy d zao ny fanao
tenenina le izy oatra oe.
ny fanahy masina (Baiboly, TT na TV)
na teneninao oe
ny fanahy masina (Anaranao araka ny fandikanao ny baiboly)
32. marozevo
(
30/01/2006 01:13)
Tsy izay ilay referansy tsy tadidy ka... Ny ahy ohatra fantatro ihany hoe TT izay na TV, ary ndraindray fantatro aza hoe Marka izay na Matio na Izaia, fa ilay marika kely eo aoriana no tsy vitako mitadidy azy.
34. Mifenty
(
30/01/2006 11:26)
marozevo
de ra zany de tsotra kou, oatra oe matio le izy de atao oe Matio 1-et fin kou
mora né zany e
sady am zay kou lé oul afa mba miezaka mamaky anlé reference fa tsy miandry mamatam-boun fotsiny
no faharoa kou mba am zay azo tsara le contexte fa tsy oe le ampahan-teny fotsiny no voaresaka.
oatra,
ra ito fotsiny ny réf nomen le oul "atao anie ny sitra ponao" (toko sy andininy) dia tokony ho vakiana tanteraka le toko misy anl' izy fara faratsiny. De fantatra am zay oe vavaka anie izy io fa tsy oe fitoriana fitiavana be fotsiny e.

35. marozevo
(
30/01/2006 23:26)
Chapeau mifenty ! Tena tsara ilay torohevitra. Andraso fa ampiasaiko io amin'ny manaraka.
Fa tsy mety ve raha atao anjagogany be hoe : "Jereo ny baiboly". ?
Fa tsy mety ve raha atao anjagogany be hoe : "Jereo ny baiboly". ?