TENY ARABIA IZA NO MAHAY

1. tafita ( 26/12/2005 19:38)

LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E
novalian'i Veloo ny 06/01/2006 20:00
2. dadabe ( 27/12/2005 04:43)
tssssssssss tsy misy dikany izany kle :evil:
3. ari.malala ( 27/12/2005 07:23)
mitenena we dadabe azafady :)
4. mamzelkely ( 27/12/2005 12:03)
za klou ts mahay eee de ts haiko io zao na misy dikany na ts:lol:
5. Dezy ( 27/12/2005 13:12)
ba laray nemy tofgoky.misy dikany io fa havadio fotsiny ny reni-tsoratra ny B zany lasa Z tsy asiana zana-tsoratra,mamzelkely:lalbenemy,dadabe:vavaze
6. mandrindra ( 27/12/2005 14:27)
ba roa orafhan'i veby
7. xxx ( 27/12/2005 20:16)
LIAHARAZA AKAO NOA FATIFA (MAKFO)
8. xxx ( 28/12/2005 06:27)
zibb kpy Fatifa!
jiggoa
9. Veloo ( 28/12/2005 17:24)
inn doly ary reto.. tsy misy dikany kle :twisted:
10. dadabe ( 29/12/2005 01:56)
efa azoko ihan y ka humm
11. ari.malala ( 29/12/2005 05:07)
d mba manazavà ry dadabe fa zay tsy mahay a
12. pissoa ( 29/12/2005 05:59)
ari, io efa notenenin'i Dezy io akia

Dezy:
havadio fotsiny ny reni-tsoratra ny B zany lasa Z tsy asiana zana-tsoratra,mamzelkely:lalbenemy,dadabe:vavaze


de ny ari.malala zao lasa we: ahi.lamama :-*
13. tafita ( 29/12/2005 15:26)
xxx:

zibb kpy Fatifa!
jiggoa



de bizzoououo mammy be koa ary enao e
14. Dezy ( 29/12/2005 17:00)
zay fa manomboka mahay doly de ho tratrin'ny taona vaovao doly aza ééé:*:*:*
15. jennifer2 ( 30/12/2005 01:13)
Tafita a! de miarahaba anao ihany koa ho tratry ny taona e!
16. Veloo ( 30/12/2005 02:21)
tsy aiko io teny io ko :-D^^
17. pissoa ( 30/12/2005 05:50)
asaivo azavain'i dadabe :-D
18. ari.malala ( 30/12/2005 06:08)
an an an, tena aleo hilam fa ts hianatra an'io ah ka! aleo ihany teny Malagasy :) :°)
19. Veloo ( 30/12/2005 14:39)
ari, zany ve? tsy aleo va afangaro kely :-D:-D:-D
pissoa izy tsy mety miteny knou hihihih:-D:-D
20. jennifer2 ( 31/12/2005 17:15)
ary fantatry veloo ihany le izy fa mody gisa be eo fotsiny izy an! de mody hoe tsy atoron'i dadabe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2754