TENY ARABIA IZA NO MAHAY
1. tafita
(
26/12/2005 19:38)
LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E
répondu par Veloo le 06/01/2006 20:00
5. Dezy
(
27/12/2005 13:12)
ba laray nemy tofgoky.misy dikany io fa havadio fotsiny ny reni-tsoratra ny B zany lasa Z tsy asiana zana-tsoratra,mamzelkely:lalbenemy,dadabe:vavaze
12. pissoa
(
29/12/2005 05:59)
ari, io efa notenenin'i Dezy io akia
de ny ari.malala zao lasa we: ahi.lamama :-*
Dezy:
havadio fotsiny ny reni-tsoratra ny B zany lasa Z tsy asiana zana-tsoratra,mamzelkely:lalbenemy,dadabe:vavaze
de ny ari.malala zao lasa we: ahi.lamama :-*
14. Dezy
(
29/12/2005 17:00)
zay fa manomboka mahay doly de ho tratrin'ny taona vaovao doly aza ééé:*:*:*
18. ari.malala
(
30/12/2005 06:08)
an an an, tena aleo hilam fa ts hianatra an'io ah ka! aleo ihany teny Malagasy :) :°)
19. Veloo
(
30/12/2005 14:39)
ari, zany ve? tsy aleo va afangaro kely :-D:-D:-D
pissoa izy tsy mety miteny knou hihihih:-D:-D
pissoa izy tsy mety miteny knou hihihih:-D:-D
20. jennifer2
(
31/12/2005 17:15)
ary fantatry veloo ihany le izy fa mody gisa be eo fotsiny izy an! de mody hoe tsy atoron'i dadabe.