TENY ARABIA IZA NO MAHAY
26. jennifer2
(
01/01/2006 07:43)
dadabe aza tezitra moa e!
Veloo a! ka njy anie mody tsy mahalala koa aiza no tsy ataoko hoe mody gisa e!
De dadabe mody manao gisa lahy???
Veloo a! ka njy anie mody tsy mahalala koa aiza no tsy ataoko hoe mody gisa e!
De dadabe mody manao gisa lahy???
32. dadabe
(
02/01/2006 11:34)
akamatiana > choukrann habibatii njy :wink:
hehehe tena izy io aa
jennifer > bihaibik hehehehe
hehehe tena izy io aa
jennifer > bihaibik hehehehe
33. ari.malala
(
02/01/2006 11:45)
eh... tsy maintsy we hivadika @ teny arabia ihany ity dinika ity raha zao no mitohy ktyyy.. d hijery bol ny tenanay :)
34. pissoa
(
02/01/2006 14:59)
ari, avy njy aty raha ampianarina - fa refa eto dia miteny gasy ihany an! :-D
37. ari.malala
(
03/01/2006 05:35)
aleo ihany aky za hiteny gasy fa ny teny gasy aza misy manahirana ko maika hianatra teny tsy fantatra v? an an an, vizana @zany ny lohako ka :) misaotra e, sady sao d mahay ny secret nareo eo za raha mahay :-D:-D:-D:-D
38. mamzelkely
(
03/01/2006 10:24)
marina ny anjy ry ari aaaa za efa vizan fety zao aaaa tena ts miasa mits ny saina :-D:-D
40. dadabe
(
04/01/2006 08:58)
Mpandefa : jennifer2 [ Valio ] 03-01-2006 05:57:31
Lohateny : Re : TENY ARABIA IZA NO MAHAY
dadabe, tsy haiko zay teneninao.
hanotanio i akamatiana fa izy mahay teny arabo ( lebanon) tena izy io fa tsy vazivazy a