TENY ARABIA IZA NO MAHAY

41. diamondra27 ( 04/01/2006 09:50)
L=M
H=R
Z=B
K=N
F=T
de ny zanatsoratra zany tsy miova fa garde-na ihany

zay d emazotoa daholo manao entrainement
42. mamzelkely ( 04/01/2006 10:45)
efa eo ky njy ry diamondra de efa karakarao eo ky aaa:wink::-D:-D
43. pissoa ( 04/01/2006 10:58)
:-D:-D
44. Veloo ( 04/01/2006 15:14)
diamondra a ka dia lazao @ zay ary e :-D:-D
45. pissoa ( 05/01/2006 13:01)
Veloo te hamantam-bonona fotsiny :-D:-D:-D
46. Veloo ( 05/01/2006 16:09)
pissoa a matoa njy ato te hamantam-bonona ko :P:-P:-P:-P:roll::roll:
47. diamondra27 ( 05/01/2006 20:04)
veloo sy mamzelkely: tsy azoko le teninareo oe lazao @ zay. Efa navadiko nge le teniny e! hoe: "miarahaba tratry ny taona" sa inona ndray no lazaina e!
48. Veloo ( 05/01/2006 21:05)
diamondra ka tsy mbola tsy nanoratra ny rehetra tsinona ka :-D:-D:-D:-D miciiiiii e:-*
49. diamondra27 ( 06/01/2006 02:04)
veloo: chapeau kosa fa tsy hanoratra ny rehetra za fa mba zaraina ny TAF (travail à faire)e! efa nanome sopapa za de ampy zay ka!
50. Veloo ( 06/01/2006 20:00)
diamondra :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1612