mila toro hevitra

1. xxx ( 09/12/2005 13:25)
miaraka @olona iray izay tia fiainana be za (oh:boite,misotro,sigara,vehv....),tena tiako izy io , nefa ny mahakamo ahy d ny fijeriko azy d toa tsy reciproque ilay izy , za foana no mitelephone azy , fa izy indray aloa mba mankany antrano indray raha vao fantany we any @ mamanay za , zany we mamanay mipetraka tsy lavitra azy , fa za mipetraka lavitra b 600km , miala eo @,ny @nay aloa tsy misy fampanantenana na resaka we hivady fa d miaraka tsotrizao fotsiny , araka ny reviny io , raha ny reviko aloa d tsy mety @ d aleoko manaraka ambokony zay atany satria tiako izy!, noho ireo toetra rehetrany io anefa d miseho mba maharaka koa za we tsy mivakiloa tahak'azy na d efa marary kibo aza,ohatra: raha mandeha boite izahay ka mahita sipa ka sendra mikotikoty izy d mody mihomehy za ,za raha misy bandy mikoty ahy d mody mi-accepté mandihy miaraka @ilay bandy na mi-flirt mihitsy fa tsy miaraka mody akory, miseho we sex fotsiny ny @nay 2 ,za zany miseho we tsy mampaninona ahy ny ataony , mody tsy mivakiloa , zany we ny ahy no ataoko tonga aloa we tsy mivakiloa azy na tsy miraika ,nefa tena mila ho faty , ataoko ireo toetra ireo mba hiarovako ny tenako araka ny eritreritro , fantako aloa tsy mety fa mandeha ho azy ilay izy , rehefa aty ambadika aminizay za no mirediredy we inona ny ataony sns sns , ny fanontaniako we , inona no tokony ataoko mba ahtonga anay hiaraka na koa mba andeha normal ny fiainanay? , misy fotoana anefa aloa izy mba manolotra voninkazo, manao terme gentil we tu es belle!, milalao ny loako na ny tananako , misy fotoana aloa izy gentil ,mitondra gateaux,miteny we je t'aime , ohatra rehefa manokatra ny potable-ny d ny sariko no voaloany hita ao , ka na izahako aloa d efa sahirana @lai ataonay sy izy , fa hatoroy hevitra fa tena tiako izy na za aza tsy mahafantatra we tia ahy ve izy sa jeu fotsiny , very aloa ny saiko mieritreritra anilay izy!!
novalian'i perla ny 29/12/2005 09:59
2. fasaly ( 09/12/2005 13:32)
ka ny anareo ve juste pour le sex sa tena misy fitiavana e! samy hafa mantsy he zany izy hoe samy manao zay ahtaony rehefa ao amin'ny boite de nuit
misy ny fifaninanana aminareo donc mbola tsy miorina tsara lay fitiavana, ka mba hampiorina azy tsara de jereo izay tena izy na lay tena fitiavana na juste pour le sex kanefa no tena tsara de izy roa miaraka...:roll:
3. xxx ( 09/12/2005 13:44)
ny fantako aloa d za tena ria azy e! , fa azy d tena tsy fantako mihitsy!, ny fantako aloa raha @resaka fanambadiana aloa izy d tsy ao mihitsy e!, misy fotoana aloa d hotrany tena tia izy fa misy fotoana d mametraka fanontaniana za!, tsy fantako na matahotra ny ho tia ahy v izy ?,farany na ny conversation serieux lasa tsy misy eo aminay fa lasa resaka sangisangy foana , na manao resaka sex fotsiny ohatra:nahafinaritra alina , mahay ianao an! tiako b ilay , fa rehefa tonga ny resaka fitiavana d sami mody faninna !
4. mandrindra ( 09/12/2005 13:44)
tohizo amin'izao ry xxx raha zakan'ny lohanao, fa io ilay tsy mivaky loha sy manana fahalallahana eny amasombahoaka io no efa niorenana'ny fiarahanareo. Raha vao misy zavatra miova eo dia very daholo ny reperanareo, na ny anao aza.
5. Herimiafina ( 09/12/2005 15:24)
Toa tsisy olana izy zany ny fahitako azy kah, inn no tena olana ao izao ry xxx, toa sady miteny mantsy toi hoe tsy fantatro na tia ahy izy na tsia no miteny ihany koa hoe niteny je t'aime i nedala.

Zah azany tsy mba mahatolotra voninkazo zany klé.
6. Veloo ( 09/12/2005 15:46)
hatramin'ny ovina ianareo no hilalao otran'io? njy tokony hieritreritra ny fiainan-njy ko....
7. vivi ( 09/12/2005 15:54)
ka zao anie ry herimiafina e,ireny anie detail we mety te ahazo mofo ohatra na fahazarana miteny @ vhv we je t'aime !, ny zavatra andrasako anie ahoana ny avenir ny aminay e, tiako koa izy mba miantso, zany mi-drague sipa eo amaso zany koa anie marary e!, lasa ny tena avy manaonao foana mody rehefa misy mikoty mody faly nefa ny ao anaty saina mitazana anazy fotsiny , ndraindray aloa izy tratra ihany ny fihetsiny we toa mba tsy mazaka ihany angamba satria @tena mba misy mikoty na misy maka mandihy iny no vao maika mikoty sipa betsaka izy sady lasa miavonavona b!, depart-n'ny fiarahanay koa angamba no tena tsy nety satria tsy mba nametraka condition fa tonga d niaraka betement fotsiny !, mbola mofo tsy azony aloha d tena miantso foana izy e , fa rehefa azo ny mofo d tsy niantso telefone intsony , ny tsy tiako izy ilay tsy miantso!
8. diamondra27 ( 09/12/2005 16:08)
xxx:tena milalao fitiavana nareo zany a!
aza mamoha ny fitiavana raha tsy fotoananyraha tena tianao le olona de tsy misy tokony hafenina azy ny toetranao, @zay na mahatanty izy na tsia de ho hitanao eo, fa @ zao fotoana raha ny fahazoako azy de le toetranao no itiavany anao, la vie est belle pour lui,sady mahatanty nareo, tandremo sao lasa lavitra fa mety hivadika zavatra hafa io an! mety ho choqué enao fa zava misy ny toa izao araka ny tantara efa henoko de ni-propose-ny le bandy hanao trio le kala avy eo, hein !sipa afrikana t@ za niasa no nitantara io, ka noroahan'ny le bandy izy de nande t@ centre d'hebergement de sendra ahy teo @ accueil,ary nitantara iosy zavatra hafa zay tsy azo tantaraina
9. Herimiafina ( 09/12/2005 16:09)
Aza amena mahintsiny rayha izany fa raha ny haka mofo fotsiny no tedaviny de leo ho azy eo izy de lasa.

Fa izao, mety tiny ihany toi raha mahavita an'izany izy hahazoana mofo klé.
10. diamondra27 ( 09/12/2005 16:15)
xxx:tena milalao fitiavana nareo zany a!
aza mamoha ny fitiavana raha tsy fotoananyraha tena tianao le olona de tsy misy tokony hafenina azy ny toetranao, @zay na mahatanty izy na tsia de ho hitanao eo, fa @ zao fotoana raha ny fahazoako azy de le toetranao no itiavany anao, la vie est belle pour lui,sady mahatanty nareo, tandremo sao lasa lavitra fa mety hivadika zavatra hafa io an! mety ho choqué enao fa zava misy ny toa izao araka ny tantara efa henoko de ni-propose-ny le bandy hanao trio le kala avy eo, hein !sipa afrikana t@ za niasa no nitantara io, ka noroahan'ny le bandy izy de nande t@ centre d'hebergement de sendra ahy teo @ accueil,ary nitantara iosy zavatra hafa zay tsy azo tantaraina
11. Herimiafina ( 09/12/2005 16:20)
Inn zany loza amin'atambo tantarainao zany ry diamondra klé, misy an'izany ve?8O
12. xxx ( 09/12/2005 16:38)
eo koa anie tsy fantako e , nefa misy fotoana zahay miaraka ao antrano nefa matory tsy misy mofo , izy tsy mi insiste , fa juste calin fotsiny , mandalo ao antrano foana izy, rehefa any @ mamanay io ,fa tsy miakatra aty amiko aty, fa zahay koa tsy zatra mandeha manokana fa toujour misy tarika foana , mankaleo!en general zakako ihany fa ilay fanontaniana we inona no tena passe-ny tia bandy ? zay ny probleme? za tsy te hanao cinema ! mme na resaka teneniny diamondra we trio zany ,misy fotoana za no miteny we sahy ianao d miaraka miomemem, d izy miteny we tairo ary , nefa tsy t anao anizany fa te hatao hiseo we tsy miraraha azy za fa sex fotsiny , za voatery mailo toa izany foana , cinema no bediabe! leo,ka na ny anao resaka serieu za d lasa matahotra b!
13. Herimiafina ( 09/12/2005 17:03)
Tena otsan'ny tantara efa nandalovako izy zany klé, aleo zah hangina tampoka fa kay tsy tian'ny sipa kay ny zavatsa toy izany, ary diso mahintsiny ny heritreritro kay klé.
Tahak'izay zany nokitihiko ihany le kala anona iny klé, hehehe8)
14. diamondra27 ( 09/12/2005 20:44)
ary maninona raha ndry njay no manao déclaration d'amour e!
de jerena ze paikany
15. ravakamalala ( 09/12/2005 21:51)
Hoy i herimiafina :
Fa izao, mety tiny ihany toi raha mahavita an'izany izy hahazoana mofo klé.


inona no tsy ho ataon ny lehilahy ahazoana mofo? takariny io lanitra io raha azony atao?

raha ohatra izy ka tsy mahazo mofo nefa mbola mijanona eo dia izay vao tena tia!

tia mofo tsssss....
16. Herimiafina ( 09/12/2005 22:02)
Ka ny mofo amin'izao anie ry ravakamalala efa tsy misy valerany tsony e, zavatra tsy fady intsony, vidiana toy ny mividy bonbon klé.

Ka rehefa "abondant" izany le zavatra fa tsy "rare" de tsy hitako izay hanaovany investissement be, himatimatesany be manao izao sy izao mba hahazoana iny iray iny nefa eran'ny tanana feno. tssss

Ka izay ilay izy, matoa izy mimatimaty amin'iny iray iny de tiny iny izany fa tsy le hitany omena fotsiny eran'ny tanana no manintona azy klé.
17. ravakamalala ( 09/12/2005 22:20)
Mety marina ny hevitrao fa mety ihany koa hoe ambom-po no hijanony eo, ilay fisainana hoe tsy maintsy vohako io sipa io!!dia entina ireharehana rehefa avy eo, dia izy no favy be eo am tanana!:cry:

défi fotsiny ny azy fa tsy dia fitiavana an ilay vehivavy loatra.

Hay izy io omena fotsiny am zao fotoana zao? ianao zany mahazo fotsiny raha azoko tsara? matoa mahatsapa hoe omem potsiny!!:-P
18. Herimiafina ( 09/12/2005 22:47)
Hitan'i ravakamalala, ny olana anie hono ary le bandy efa omena tataka fa tsy mety mikitika na misalasala e.

Zah akia tsy hoe mahazo foana fotsiny fa zavatra hitako sy reko isan'andro dia toa omem-potsiny aza le izy kou. Tsy misy valerany tsony fa lasa monnaie d'échange toy ny vola klé, lasa bien économique, entambarotra.

Isan'andro zah maheno foana, ary tsy latsaky ny dimy.
19. tsahanontaniana ( 09/12/2005 23:26)
amiko aloha ny fifampikotina h@ valohany mihitsy no fototr'ireo rehetra reo. izy io manko arakiny fantatro de midépendra @ hoe taiza,t@ oviana sns de io no mampateza sy mampifamatotra kokoa.
oh ve agnao pesy tany @ boîte na net de mba ahoana no ampaharitra an'izany ko aza gaga ra tsy mampiseho fitia @nao le cofy:*
20. xxx ( 10/12/2005 11:02)
tsy tany @ boite kosa no nifankahitanay fa tany ampiangonana fa taty aoriana lasa mandeha boite zahay ,sy ny namanay , le izy tsy misy resaka avenir no mampi-gener za @ilay izy, izy anie rehefa miantso za mba manao we cherie ihany ,lery koa anie mba enjana hiany raha hampirevy an ! mba manao maximum lery!, na resaka sex aza mafinaritra fa , izy angamba manana caractaire tsy mivakiloa firy angamba satria na ny sipany taloa toa hotrizany ihany , fa za no tsy matanty, za zao lasa voatery anao sipa fa leo b ,@ zay za mety tsy ho tia azy intsony angamba ! mety solution ratsy io fa leo b za , za aloa tsy hiandry ny mahasosostra e ! tiako izy fa misy limite koa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2949