mila toro hevitra

21. marengarenga ( 10/12/2005 14:19)
salut ianao, inona moa no naharaiki-pitia anao @ raha tsy hoe ny fihetsiny tsapany fonao fa tsara sa tsy zany? ny tiako holazaina aminao dia izao :ny fo nao dia milaza fa olona itokisana izy nefa ny sainanao kosa dia manenjika sy manisy ahiahy ny fonao ,ka nohonizany dia aza mijery zavatra ivelany ianao satria mety mitsapa anao anie izyee! ary ny zavatra rehetra izay ratsy ataony dia porofoy aminy ny maharatsy azy fa aza avela ho toy izao izy raha toaka tianao @ marina ;fa raha olombelona izy an!! dia tongasaina izy @ farany na dia hisaraka aza ianareo dia tsimaintsy mahatsiaro anao fona izy ka tsimaitsy miverina aminao
22. Herimiafina ( 10/12/2005 15:19)
"Le monde est un miroir, ou nous retrouvons dans les gens que nous fréquentons quotidienement le reflet de notre propre carcatère"HM.(l)
23. jos13 ( 10/12/2005 15:27)
raha ny fijeriko azy d manao jeu de provocation -nareo ka zay tsy mataty v mipitsika!matoa misy izany an d mety mitovy ihany ny sentiment nareo fa tsy ampy conversation nareo! ka acte mahatsiravina no ahamoahanareo ilay sentiment , matoa mety tahakizany ny fiarahanareo d misy fitiavana koa izy fa tsy ianao ihany , fa ataovy moramora fotsiny , zay zavatra izay d mbola maha gasy ny gasy , nefa tokony rehefa tia d ampisehoy e tia , fa aza miafiafy loatra ! miheza mba ho positif fa tsy negatif, ary hampisehoy ny personnalité-anao fa aza hafenina fa raha fitiavana basé- na @ lainga sy afina d tsy mety ! mahereza!
24. ravakamalala ( 10/12/2005 16:12)
tsara be ny toro hevitr i jos13, ny fitiavana marina tsy mandeha raha basé-na am lainga sy ny afina, ary rehefa ny communication koa no tsy mety amin ny olona roa miaraka dia aleo misaraka tsisy maratra.
25. Herimiafina ( 10/12/2005 16:33)
Somary nivahavaha ny fifampitondrana dia mitady lalàna (repere) mafy rasipa fa tsy hitany intsony hoe aiza no aleha.

Tsy misy afatsy ny resaka ny solution de mila fahazotoana sy bonne volonté ary fahasahiana.
26. fasaly ( 10/12/2005 17:03)
ravakamalala:

tsara be ny toro hevitr i jos13, ny fitiavana marina tsy mandeha raha basé-na am lainga sy ny afina, ary rehefa ny communication koa no tsy mety amin ny olona roa miaraka dia aleo misaraka tsisy maratra.


marina zany ravaka: fa tsy ny fitiavana ihany fa ny amin'ny lafin'ny rehetra mintsy ohatra ny amitié ohatra:wink:
27. fasaly ( 10/12/2005 17:04)
herimiafina: zà zao tena efa sahisahy be de aoana????
28. Herimiafina ( 10/12/2005 17:16)
Sahisahy be aminah ve ny tindroky tenenina, zah konkou sahisahy be kah, de ahoana konkou zany? Mila hevitra favy, tairo i toi no omena ny commande de mba tedavan'i toi fika favy tsika sy toi klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. vivi ( 10/12/2005 18:16)
herimiafina, an! za tsy sahisahy fa mahay zavatra an! ka zay safidinao indray !
30. Herimiafina ( 10/12/2005 18:18)
Zah hoa tsy tia misafidy zany akia ry vivi an, nenah alaiko daholo klé, hehehe:-D:-D

Tsy ankietsika njy : :*
31. vivi ( 10/12/2005 20:53)
an an ka tiako ho ahy rery i herimiafina , raha tsy safidy ianao d alaiko ambogadina ary d ataoko anaty coffre tomobile d any ampandriana no mifankahita
32. Herimiafina ( 10/12/2005 20:56)
Taiky iny njay no tsy hitako klé, tonga de tairo hoe jerena kely de refa avy any ampanjiana zah vao hisafidy klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
33. hesham ( 11/12/2005 00:22)
xxx ataovy carte sur table aki an . Zay ihany ny solution . Tsy solution zany hoe hitady bandy hafa hanadinonjy azy zany , ataovy aloha ny resaka ary ny fonao henona fa aza ny sainao raha tinao izy de tsory aminy ny marina fa aza afenina sao harary fo eo fotsiny nefa le ola ary tsy mahay hoe aona sy aona dia nji lasa any amin`olonkafa nefa izy mety mba tia anji ihany .Sao zany hanenina nji raha hisaraka aminy nefa tsy araka ny eritrerintrinji akory ny ao ampony . Mahereza eee:-D:-D
34. Herimiafina ( 11/12/2005 00:24)
Ary hesham ty kay henjy be otsan'izany an, zah kanefany mitady sipa maditsa injay izao klé, hiaraka maditsa be aminah klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. hesham ( 11/12/2005 00:29)
aza mitady lavitsa fa i xxx efa mitady solony ouuppssss kai izy tsy maditsa ka :-w:-w:-w iza re eee ande haditsa kely njai za zany kle , inn klou le ditsa tedavin`i herimiafina ee
36. Herimiafina ( 11/12/2005 00:30)
Tonga de le ditsa be reny mahintsiny, ze contraires n'izay tedavinao rehetra amin'izao e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. hesham ( 11/12/2005 00:53)
nga za niteny taminao ze zavatra tedaviko , ny ahy zao bandy maditsa njai no otsan`ny tiko hamiravira ana :-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 11/12/2005 03:40)
Kay leity e, tsy ratsy le terma klé. Mila viraviraina ve ndroky klé, ataovy gidragidra kokou fa tsy ampy anah zany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
39. fameusecousine ( 11/12/2005 05:19)
slt
ny fahitako anao de miaina a travers nazy ..ny relation de couple mantsy de ianao manana ny monde nao ..izy koa ary avy ny monde commun..projet ,,dicussion ,,se connaitre ...ny azoko ataro anao de reste toi même satria ohatran ny hoe mitondra masque ianao mba hi plaire azy ..sahirana avy eo satria tena confronté @ ilay tena personnalité nao ...mijaly ianao raha tohizanao fona zao...manana objectif personnel=))=))
40. xxx ( 11/12/2005 18:39)
misaotra anareo nanoro hevitra fa tena marina daholo ny lazainareo rehetra , ny tena tsy mety amiko koa angamba ny miheritreritra zavatra ao antin'ny sainy foana ,nefa indraindray ny interpretation-ko diso b !, ohatra : miantso azy za d izy milaza we occupé fa rehefa avy antsoy za ,d tonga d raisiko we miala bala fa tsy t hiresaka @ko iny d rehefa avy eo tsy antsoiko mihitsy izy!, izy koa tsy miantso d tena tsy miantso za satria za tsy anaiky gisitra eo koa , d rehefa sendra ela loatra moa d miantso ihany za d hoy izy we fa maninona za tsy nantsoinao awawaaw! d anatiny saiko indray @iny we zay fa manao cinema ! d hiomehezaka fotsiny we , oui c ça!!,za ihany anie d efa mijaly @ situation e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3688