mila toro hevitra

61. jennifer2 ( 13/12/2005 03:16)
Tsisy tsara noho ny roa e! lahy sy vavy, complet zay>
62. Herimiafina ( 13/12/2005 03:46)
Ka raha roa marina moa ka haninona e6 Fa le izy anie efa supposé ho roa fa misy ihany le fangalarana fihinana any ambadika retsaretsa any de lasa efatra na dimy na enina mahintsiny aza indraindray e.

Fa raha mijanona roa foana le izy de mety hilay ihany, zah mantsy tsy tia chiffre impaire ankatry ny iray klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
63. jennifer2 ( 13/12/2005 03:52)
roa ihany no tsra de tokony samy miezaka tsy hihoatra ny roa, tsy tsara koa ny iray. (tsy tsara ralehilahy raha irery ka andeha hanamboarako olona tahaka azy). Tsy adala ny gasy nanao hoe: "tsiambaratelo".
64. Herimiafina ( 13/12/2005 04:07)
Ka izao zah vao irery de izao izany ve vao namboarina le olona iray ho akamako klé, mbola hiandry sivy volana vao ho hita, de mbola ampinonoina, de mbola alefa mianatra de mbola sns, tssss, hehehehehe:-D:-D
65. tyfoly ( 13/12/2005 15:10)
aleo aloa tena tsy manao sipa raha zakany vatana fa mamparary andoha indrindra moa raha tsy mandeha @ ilaivan'ny tena azy izay, marina mihitsy ny anao ry herimiafina fa ny ahy d manasa vilia d efa any ny saina , au toilette any , misakafo any , fa mahagaga indray fa rehefa lehib ny tena toa malany sakafo ihany na misy probleme d'amour aza !
66. Veloo ( 13/12/2005 16:38)
:-D:-D:-D
67. mimiso ( 13/12/2005 20:30)
Aza de maty an-kazo-tokana re ry XXX fa ny tany tsy lany kôf aki a!, miala ny mamba de misosoka ny voay,de hilalao fôna oh.zany nareo ? Mann ra anontanina izy ra tena tia na sex fotsiny no iarahanareo, fa ra sex fotsiny tsy aleo miala fa lasa ataony fanalana ny mavesatra fotsiny
68. Herimiafina ( 13/12/2005 22:05)
tyfoly:

aleo aloa tena tsy manao sipa raha zakany vatana fa mamparary andoha indrindra moa raha tsy mandeha @ ilaivan'ny tena azy izay, marina mihitsy ny anao ry herimiafina fa ny ahy d manasa vilia d efa any ny saina , au toilette any , misakafo any , fa mahagaga indray fa rehefa lehib ny tena toa malany sakafo ihany na misy probleme d'amour aza !

Betsaka ny zavatra important kokoa noho ny fitiavana sy ny sexe eto an-tany, mifantoha njy amin'izy ireny de hitan-njy fa hilamina moramora ny fiaina-njy.

Zah zao ohatra de aleoko mamaky BD Asterix sy Obelix tao amin'ny CCAC toy izay hanatitra sipa any Ambohijafy Fenoarivo de ho tara fodiana avy eo satria tsy misy bus klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D

69. hesham ( 14/12/2005 00:12)
tyfoly:

an an an , tany @ batemy no nifankahitanay satria namana niraisana ilay olona ni-invité anay ka,hiezaka anaraka ni teniny diamondra za, fa za mbola tsy nampiseho t@ kosa we maty @ e!, izy aloa sur za fa fantany fa tia azy e!, omay alina zao za niantso azy d niresaka , mahafinaritra ny resaka ,manontany izy mbola tia ahy v ianao d za namali we oui, et toi , d niteny izy we ie, hoviana ianao no tonga aty? d namaly za we @20dec fa za manao fety any , d, eo indray ilay erreur-ko , miresaka tsara iny d tonga d niteny za we, j'ai envie d toi , d mamaly we maintenant, d lasa ndray lay resaka sex @ telephone d sns sns ...d farany za niteny we avelako ianao fa t hatory d nifanao veloma d niteny za we hadinonao ilay mot magique d ,niteny izy we au revoir ma cherie et a bientot , et je t'aime.Fa ny resakay aloa d tsy misy avenir fa miaina tsotrizao fotsiny e !

Aza atao manohina anji ny fanontaniko fa ozy nji hoe "eo in1 ilay erreur-ko" nji anga tia sex be maintsiny sao dia zay no tena itiavany anji satria isaka miresaka aminy nji de asinji sex fona na mety tsy te hiresaka anizany ary izy fa nji no tonga de hhhuuumm fona


70. vegas ( 14/12/2005 00:49)
Ampirafeso kely ndray oe ijerevana azy fa zay ngamba sisa no mbola tsy nataonao raha ny eritreritro. Andramo aloha io de teneno eto ny valiny hoe nanahoana ny fiantraikany.
Bonne chance.
71. hesham ( 14/12/2005 02:59)
:-D:-D:-D
72. kolokolo ( 14/12/2005 07:51)
Ary sô de zao ko ry xxx a!? Misy karazan'oul izy io. Inn ohatra ny signe astrologique - n'leiry?
Mahafantatra za signe taureau, tsy mbô 1 an, fa manana an'reo toetra reo: miseho tsy mivaky loha nefa ny fihetsika @ ankapobeny ohatry ny hoe tia zany saingy tsy hita zay handraisana azy. tsy afaka hanaovana projet n'inn'inn mitsiny.
73. tyfoly ( 14/12/2005 09:16)
o ry herimiafina raha bd toa tsy ao za fa ,za aloa tia film e, nefa vizana ihany ny maso, sady efa vizana avy miasa iny angamba mahavita mijery film , fa hitady zvt hafa mihitsy analana azy , @zoma zao aloa mba andeha boite hiaraka @ olonkafa fa tsy asiana izy mihitsy ny saina fa sao kosa mba mahita any , rehefa tia zay koa anie na misy manja tahaka ny inona d tsy hita mihita fa ilay tianao foana no tsara e!, o ry hesham a, ka na ry zareo mianakavy aza miresaka d tsy maintsy mandeha foana io resaka sex io , na blague ,fanalana azy @ tarika sns sns,mbola tsy nisy ahy aloa d efa zany resakirizareo, izy koa anie tsy d olona b resaka b fa somary timide ihany , na amiko na aminolonkafa d tsy bavarde loatra fa ilay miheno resaka ireny d manampy kely fotsiny .Ilay hampirafy aloa toa efa ao anatiny programako ry vegas, sady efa nahita bandy zay za fa tsy fantako we anaiky v ny fisainako ,sady ilay izy vazaha nefa tsy t hiaraka @ vazaha za !,ny signe indray ry kolokolo d sagitaire , ka tsy fantako we ahoana reny olona reny !
74. Herimiafina ( 14/12/2005 17:57)
Fantatrareo moa fa ny sexe no anton'ny olana rehetra eto ambonin'ny tany? Izay karazana olana fahita andavan'andro dia miafandray amin'io daholo ka moramora ihany e, vita matavy eo an, aleo ajanona amin'izay fa aleo mba ho indroa isan'andro amizay farafaharatsiny klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
75. ravakamalala ( 15/12/2005 00:03)
Hampirafy ahoana ary an! tsy azoko mits lé olona mampirisika ampirafy ireny, maninn raha misaraka fotsiny tsotra zao rehefa tsy mety, aleo hajaina ny tena rehefa tsy ho hajain ny hafa ihany.
76. Herimiafina ( 15/12/2005 00:05)
Ravaka, kalma fotsiny njy akia an, milamina njy de tsy ankihetsika kely klou, de :*, hehehehhe:-D:-D
77. ravakamalala ( 15/12/2005 00:39)
"milamina dia misesy
fa sady tsy bal no tsy kermess"
78. Herimiafina ( 15/12/2005 00:43)
Ity resampitiavana ity mahintsiny no nahavoa an'ireny genie bedabe nandalo teto antany ireny klé, nahavita zavatra ireny raha tsy nanao fitiavana klé, tsss, tratran'izao karazana excuse isankarazany toy ny hoe tsy tsara ny iray fa aleo roa, sns, tssss hehehehehe:-D:-D=))=))
79. tyfoly ( 15/12/2005 10:27)
o ry herimiafina , tsara anie raha misy remedy tsy ahatonga ny olona ho tia fa tratrany tsy fidiny e!,tahakan'ny we tsy fidiny anao ny bogosy d sendra tara ary ilay sipa d ahoana ?, ka ilay sipa koa toa tsy mahahasotra izay koa d inona ary ny paikanao ? andositra ?, nefa izy hifanehatra @nao lava zao,ny ahy anie koa , t@ voalohany nanao vava we, iza koa ny tia anio pigmet kely, ary mba mianatra ny mikotikoty hono, d natao fihomehezana ilay izy,hay diso b fa b zavatra hay ty izy!, ny ahy moa d olona tena tsy genre mihitsy e,zatra miaraka @ bogosy sy tsara bika , hay ny zvt rehetra possible daholo!, izy tsy we ratsy fa petit mignon! hiihihhi! d atao ahoana moa ? ny tena efa tara !
80. hesham ( 15/12/2005 11:04)
hihihihihi pigmet ( petit mignon)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263