mila toro hevitra

81. ravakamalala ( 17/12/2005 22:39)
hesham >:-D:-D:-D
82. tyfoly ( 18/12/2005 09:25)
fanafody hitako aloa d ni misaraka fa ahoana ny atao hisarahana @ mb tsy harary fo?
83. ravakamalala ( 18/12/2005 13:36)
Tsy maintsy marary fo rehefa misaraka satria tsy moramora ny hamafa iny olona iny eo am fiainanao, tsy moramora ny handaino ny zavatra rehetra efa nataonareo fa izao : tadidio fotsiny fa avy eo anie indry maivana e, tsy hampijaly tena hieritreritra an azy intsony, hanontany tena foan hoe ahoana ihany ary tsika ty? sns, mankarary andoha be.

misaraka aminy ndry avy eo disponible kokoa, libre ndry hanao izay tian dry, hiaraka amin izay olona tian dry, na koa hitady olon kafa iarahana, maninn moa?
84. Maheriloha ( 18/12/2005 13:56)
Rehefa zakanao dia hiaraho fa rehefa tsy zaka hialao fa tsy lany ny lehilahy , sa ahoana hoy ianao , io zavatra @ lehilahy io ange tsy hoe volamena fa hozatra e! ka tsy ilaina tazonina ela fa manjary taolana ;ah! ah! ah!
85. mirana5 ( 18/12/2005 19:19)
raha ny hevitro aloha raha sexe fotsiny no hiarahanareo dia tohizo, fiaianana mandalo ity, fa raha fanorenana ny avenir dia adaboy androany dia androany ihany fa tsy ho lasa lavitr -nareo é
86. Herimiafina ( 19/12/2005 19:39)
tyfoly:

fanafody hitako aloa d ni misaraka fa ahoana ny atao hisarahana @ mb tsy harary fo?

Ny ataonao mba hisarahana mba tsy harary saina loatra de manaova lakozia bonne be, mahandro kaly, manao vakansa de mamangia havana sy tapaka maro de ndana konkou manao sport cardio, lomano, sns.
De aza miantso tsony sy manome signe, hehehehehe:-D

87. Karenjy ( 19/12/2005 20:46)
Ny olana mipetraka d zao, asa z nifanarahanareo hatry ny voalohany fa iz aloha zany mazava f mirevy iz ary hitany f mahazaka ialy reviny ndry d zay no hitiavany andry, ts manisy olana fa manaraka ny onjany fiainany eny, d iz manao la vie be fa ndry taraiky eo, ny taona mandroso, ny fiainana miovaova be ! Ahoana no atao hisarahana aminy mba tsy harary fo be ve ? Tsotra fotsiny, aleo indry no miala taloha d maivamaivana satria tsy hisy avenir mintsy toy izay refa tonga ny fotoana hitiavany azy d hiteny amindry fa hisaraka amindry d vao maika mankarary fo zany. Araka ny tenin'ilay namana ray io hoe, manaova kaly matsiro be, mivoha miaraka amin'ny namana, andana manala azy kely fa ny lehilahy mbola betsaka sady maro koa ny matotra e ! Mahereza
88. Karenjy ( 19/12/2005 20:47)

89. kiali ( 28/12/2005 15:52)
fombany lehilah io mody manabitamby sy manomé kdo sy mametraka sary eo @ portable io!! raha zah enao aza mijery izany fa endrika ivelany zany ! matoa izy bola mavita miodina sy mikôty sipa eo imasonao de tsy ampy tsara zany ny tena fitiavany anao !! bola kôfa be lalao zany fa raha mitady relation serieux enao de hialao tany fa antitra ho azy eo enao ! fantany koa enao oe tena tia be an'azy de araraotiny
90. perla ( 29/12/2005 09:59)
O ry Diam a! marina fa nanakinanao fitiavana io kôfa io fa tandremo tsara ny ho avy.
Izaho indray tsy hisorona fa tonga dé vavany : elao ny bandy toa an'izany fa sady tsy matotra no toa tsy hisy fanantenana mitsiny ny aminy.Ngôdé lany andro amin'izany enao, ary aza simbana amin'ny fombam-piainan'olona ny anao, reveo araka ny tokony ho izy. Be ny kôfa mahay miaina sy matotra. ARy raha azoko tsara enao efa mba te ho matotra kanefa lery tsy any dé ovay houa, dé mahazoa départ tsara fa aza atao toy ny départ nao teo aloha, ka ny any aoriana lasa ao aloha. Ny entretien an'io fitiavana io dé tsy ny fanarahana ny revin'ny anankiray fotsiny fa misy réciprocité izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3861