mila toro hevitra

41. Herimiafina ( 11/12/2005 18:56)
Tena tsy tia an'i toi i nedala izany kah, l;e tsy mivakiloha aloha efa eo ihany fa ity tenenin'i toi farany ity tena porofo fa tsy ao mintsy nedala e. Raha zah toi mitia olonkafa mahintsiny kalongany de avela ileiry refa mahita klé. tssss
42. ravakamalala ( 11/12/2005 19:55)
herimiafina > hitanao fa tsy tia izy !

ny tena fitiavana tsy mila mametram panontaniana, raha mbola misalasala ianao hoe tia ahy ve izy, tia azy ve izaho, dia tsy fitiavana izany, tadidio fa ny fitiavana no ambony sy tsara indrindra eto antany, ka noho izany, rehefa tena misy ny fitiavana dia tsapanao foana hoe izay ilay izy, na tsy voaporofo aza, na tsy voalaza aza.

xxx > raha tena tia azy ianao, dia ovao ny fihetsika, aza be ambom po ohatran io fa ampisehoy azy ny fitiavanao. Omeo ny aza manadino kely izy, fantaro izay zavatra tiany dia tanteraho. Raha tsy tia azy moa ianao dia tsotra ......

d mahereza fa manan anjara daholo tsika olombelona.:-*
43. Herimiafina ( 11/12/2005 20:19)
Ka izao anie vao complete akia ny information anie ry ravaka e.

Hitanao le olona tsy miantso ireny mahintsiny fa tsy te hiantso no mody manontany hoe: "fa maninona ianao no tsy niantso anah mihintsy nefa zah niandry be ny appel-nao".

De otsan'izay koa ny mail, sns, ary zah sur fa misy joba hafa i nedala de mody hoe sahirana be zah fa rappeler-o klé.

Fika daholo zany klé, hehehehe
44. Veloo ( 11/12/2005 21:08)
45. hesham ( 11/12/2005 22:24)
miombonkevitrea aminao za herimiafina an . Tsy tia anao io bandy io ry xxx fa courage dia afindrao moramora any ankafa ny fitiavanao fa sao lany andro eo fotsiny ianao .:wink::wink:
46. diamondra27 ( 12/12/2005 07:23)
inon daholo ary 'ty, fa maninona no asarotina ny fiainana e! ento mora e! f'angah tsy hiatan'i xxx le dinika mombany hoe:la paix" fa misy ao oe: "faites l'amour mais pas la guerre",
ka de tiavo ze tsy tia anao fa inona moa ny soa azonao raha tia ze tianao ianao? efa azonao sahady ny valimpitia @ zay, tsara zany fa tohizo e! manome lalana ho an'i le bandy ndry @ zay,
de ozy za oe : aza rarana ny ankizy raha hanambady... refa voadona njy de ataovy anatra ho an'ny sisa fotsiny e! experience doly zany, raha tsy manao erreur tsy mahay miarina, tandremo fotsiny ny mivarilavo

fa raha za alou teo @ placenjy de tena lasa adala tamiko le bandy fa haiko tsara ny mamolaka ny bandy toa an'ireny e!
47. Ikala ( 12/12/2005 07:32)
ajanony rehefa mankarary fo anao, fa ho hitandry fa izy ndray no hanantona e!
48. diamondra27 ( 12/12/2005 07:35)
herimiafina: za kosa aloha tsy d'accord @ le mirroir e! za zao manana ty mpisotro la bière be nefa za tsy misotro boisson alcoolisé mitsy , eny fa na de panaché aza, (afa tsy betsabetsa= laingako kambo zany)
de manana namana tia mande boite koa fa ny ahy ndray ny tena tiako de le sardine @ boîte fa tsy mamonjy boîte
-----------------------------------------------------
de refa tsy mahazo mofo ny lhl de tambatambazany bonbon sy chocolat de mahatsiaro le hira hoe:
tomatomany nanaraka ahy,
de tambatambazako chocolat
-------------------------------------------------------
de tsy arako koa le izy ry xxx fa ahoana ary zany lamody njay nga ny mahita sipa any ampiangonana?
t@ za taloha alou le olona fantako tany ampiangonana tsy mande boîte zany fa mivavaka foana e! mamonjy cellule de prière etc..., zany tokoa ngamba no atao oe tsy maharaka tsony za f'efa nihalehibe ny ankizy
49. ravakamalala ( 12/12/2005 09:42)
reefa alahady mandeha fiangonana dia rehefa zoma magnifique mankany am boite (sardine).:wink:
50. tyfoly ( 12/12/2005 10:30)
an an an , tany @ batemy no nifankahitanay satria namana niraisana ilay olona ni-invité anay ka,hiezaka anaraka ni teniny diamondra za, fa za mbola tsy nampiseho t@ kosa we maty @ e!, izy aloa sur za fa fantany fa tia azy e!, omay alina zao za niantso azy d niresaka , mahafinaritra ny resaka ,manontany izy mbola tia ahy v ianao d za namali we oui, et toi , d niteny izy we ie, hoviana ianao no tonga aty? d namaly za we @20dec fa za manao fety any , d, eo indray ilay erreur-ko , miresaka tsara iny d tonga d niteny za we, j'ai envie d toi , d mamaly we maintenant, d lasa ndray lay resaka sex @ telephone d sns sns ...d farany za niteny we avelako ianao fa t hatory d nifanao veloma d niteny za we hadinonao ilay mot magique d ,niteny izy we au revoir ma cherie et a bientot , et je t'aime.Fa ny resakay aloa d tsy misy avenir fa miaina tsotrizao fotsiny e !
51. tyfoly ( 12/12/2005 10:35)
mamaly ny teniny herimiafina za fa tsy misy vadib aloa lery fa mety manana sipa @ sisiny angamba fa za aloa tsy mbola naheno aloa e!
52. ravakamalala ( 12/12/2005 13:25)
mieritreritra ianao fa resaka sex no mahafinaritra azy dia io no hitazomanao azy, maninn nefa raha andramana tsy manao resaka sex mihitsy, ary tsy manao sex mihitsy aza rehefa mifankahita fa manao calin fotsiny, dia raha gaga izy dia eo inaoa no miteny hoe f'anga ny antsika dia tena resaka sex fotsiny e? teneno izy hoe te hiova zavatra hafa main izay ianao!
53. ravakamalala ( 12/12/2005 13:26)
izy koa mety mieritreritra hoe ianao koa te hionona amin ilay resaka sex fotsiny,dia tsy miezaka mi propose zavatra hafa izy. raha toa ka tsy sex fotsiny no tadiavinao dia ampahafantaro azy hoe mitady zavatra hafa ianao
54. kafmalbar ( 12/12/2005 15:37)
f'angah i tyfoly le xxx e! tratra zany an! semaine tsy misy xxx nge ty herinandro ity e!
55. kafmalbar ( 12/12/2005 15:39)
dia ahoana ry xxx ilay resaka sex @ tél, tena excité be zany ndry sy xxx, dia mba tantarao anay hoe ilay morse
56. Veloo ( 12/12/2005 16:33)
57. tyfoly ( 12/12/2005 17:35)
hiezaka anizay koa za ry ravaka , ary amali ny teniny kafmalbar, za @ ilay sex, an an tsy misy anizany excité zany fa mbola milalao jeu foana , manao zay tiany fotsiny , izy aloa mahafinaritra ihany fa vanitika ny bediab satria ,za tsy zatra anizany fa izy olona efa gasy ela taty d tsy d misy tabou fa za mbola menatra ihany ,fa na d zany aza mahafinaritra za ny ataony rehefa resaka sex fa tena afampo kosa aloa e. hihihihihihihihihi!
58. Herimiafina ( 13/12/2005 01:11)
Njy konkou aky ry tyfoly tssssss. Ka njy ne zao raha tiaviny be tampoka ka ataony eo daholo ze tinjy de tanterahany daholo ny sitramponjy retsaretsa de lasa tsy tia anazy njay njy e,
Satria efa otsan'izao ataony izao no hitiavanao azy izany. hehehehe:-D:-D
59. jennifer2 ( 13/12/2005 03:04)
vo maika mampitombo an'le fitiavana zany ry herimiafina a!
60. Herimiafina ( 13/12/2005 03:12)
Ka zay anie le izy e, izay mahintsiny no tsy hitiavako manao an'io klé, mety ny atao mampimenomenona, tsy mety mampimenomenona, sahirana ny saina, tsy vita ny devoara, may ny sakafo ao anaty lafaoro, ny trano mikorontana, ny vilany mitongilana, ny toko tapaka, ny volombava tsy afaka, ny rafozana mandodona, ny salaka nefa tapaka,

Ny saina mizarazara entre asa any ampiasana sy vidina papézénika fa lany le reserva nefa rafotsy mbola matory, tssssss.

Milay le selibany klé, raha mitohitohy izao de depasser-ko i Einstein atsy ho atsy klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3883