Poopy sy bodo
1. rdjr
(
18/07/2005 12:21)
Iza aminareo ato @ namana no efa hoe manana ny rakikiran'izy roa feno, izany hoe manana azy rehetra?
Iza no ankafizinao kokoa i poopy sa i bodo?
Iza no ankafizinao kokoa i poopy sa i bodo?
novalian'i nounoum ny 26/09/2005 13:25
3. harotiana
(
18/07/2005 13:00)
Fa maninona no atao comparaison foana i Poopy sy Bodo? Samy manana ny personalitéany izy roa ary samy artiste mahay.
4. fasaly
(
18/07/2005 13:05)
ié! zay mintsy! fa raha resaka hira de manana preferansa an'i bodo zà e!
5. xxx
(
18/07/2005 13:42)
Samy manana ny maha-izy azy ireo fa aleoko kokoa i Poopy. I Bodo tsara ihany fa indraindray mikiakiaka rehefa mihira.
7. rdjr
(
18/07/2005 13:57)
TSy laviko ny valinteninao t@ le poopy sy bodo saingy tsy hoe mampitaha ny mavo sy ny jaune fa juste hoe manontany fotsiny e!
13. kally
(
19/07/2005 10:37)
Misy hiran'i Poopy tsara dia misy hiran'i Bodo koa tsy ratsy.
Raha tarehy sy fahamaotimaotinana ary fomba fiakanjo aleoko i Poopy, raha tsikitsiky sy fahaiza-miresaka dia i Bodo.
Raha tarehy sy fahamaotimaotinana ary fomba fiakanjo aleoko i Poopy, raha tsikitsiky sy fahaiza-miresaka dia i Bodo.
15. harotiana
(
19/07/2005 13:46)
Samy tiako ny hirany. Fa mandreraka ahy fotsiny dia mbola tsy afaka @ olona ny mi-comparé azy roa.
16. booboo
(
19/07/2005 14:04)
ôtra oe inn ny tianao foot sa rugby ? tsy ratsy ange izany. HS zà fa azafady e :°)
17. hps
(
19/07/2005 18:55)
ny ahy aloha ny fihiran'i bodo no tiako noho ny fihiran'i Poopy! ny antony mahatonga ny olona mampitaha azy indray dia efa samy talohaloha ihany ny fotoana nihirany zany angamba hoy aho,fa raha ny fihetsika ara-batana indray dia lany daholo na Poopy na Bodo:roll:
18. fijo
(
19/07/2005 20:15)
kally ,ngah bodo tsy maontina?????????
sady manontina iny no sariaka,i poopy saty jejo no miavona no konjo
sady manontina iny no sariaka,i poopy saty jejo no miavona no konjo