Poopy sy bodo
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
22. fasaly
(
20/07/2005 14:50)
ny ahy raha resaka look de ny an'i bodo no tiko, mba moderne fa ny an'i poopy tsy ratsy fa classic be loatra ndraindray, amy maha vedety , star de mba mila manaraka rythme ihany, fa ny look i bodo aloha mifanaraka amin'ny hirany ihany e!
![](https://avatar.serasera.org/4aee631d446e49253c4aab5f5e5dd79b.jpg)
25. harotiana
(
20/07/2005 16:54)
Amiko manokana dia ny look ny mpihira dia mety @ caracterany jereo fotsiny ny diférences entre pooy sy bodo ohatra.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
27. fijo
(
20/07/2005 21:20)
kally,lazao fa tsy haiko.ny fantaro dia miresaka sy sariaka be i bodo.fa i kala ratsy iry,tsy mamely fa konjo lava
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
29. ari.malala
(
21/07/2005 06:42)
ianareo marina! efa nisy nanao remarka i Poopy sy ny avonavony! ar ytsya olona iray fa efa aromaro, hatr@ mpiasan'ny radio iray no nanao emission speciale toetrana mpihira fa nasongadiny manokana i Poopy fa diso miavona loatra nefa hoy izy ireo olona iavonany no anisany mamelona azy @ fividianany ny raki-kira sy fijerena ny hetsika ataony... ary marina ny an'io mpiasan'ny radio io!
![](https://avatar.serasera.org/4aee631d446e49253c4aab5f5e5dd79b.jpg)
30. harotiana
(
21/07/2005 12:24)
Mahay mihira izy roa vavy fa ny toetra tsy mitovy.Hafa ihany i Bodo!!!
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
31. kally
(
21/07/2005 17:46)
Fa hono ho'a ianareo milaza fa i Poopy miavona ireo mba variana ihany aho , efa niresaka manokana taminy sa nangarihany manokana sa dia naheno izay nolazain'ny olona no mahatonga anareo hiteny an'izany?
Izaho aloha betsaka ny hiran'i Poopy nahafinaritra sy mba nahatsiarovako zavatra tsara ka satriko hihira sy ho tafita foana izy sady mahafinaritra ny mijery azy. I Bodo koa nisy hirany mba fihirahirako rehefa mandro sy mampirin-trano ka tsy hitako izay hanaratsiako azy.
Izaho aloha betsaka ny hiran'i Poopy nahafinaritra sy mba nahatsiarovako zavatra tsara ka satriko hihira sy ho tafita foana izy sady mahafinaritra ny mijery azy. I Bodo koa nisy hirany mba fihirahirako rehefa mandro sy mampirin-trano ka tsy hitako izay hanaratsiako azy.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
33. fijo
(
21/07/2005 21:22)
kally,ireo mpihira mandalo aty maro no efa niresaka sy taty amiko.fa ikala kely iny hafahafa,asa koa aloha na teo ny vadinny dia izay fa tena tsy mitovy amin'i bodo sy tiana ohatra,na dia tsy voako aza ny hiran'i tiana"sega"
![](https://avatar.serasera.org/0442a36ea12f767fbae0e640127202f0.jpg)
35. zaho
(
22/07/2005 07:24)
Ny ahy aloha izy roa dia samy tiko daholo e!fa dia tena olona roa samihafa nefany! i bodo tena manaraka ny lamaodina star mihitsy nefa koa i Poopy tiko be fa classe! ny mpiresaka amiko aloha i bodo fa izy dia sariaka tokoa e! fa i Poopy tsy haiko zany hoe konjo zany!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
36. fasaly
(
22/07/2005 08:06)
le look i poopy ny ahy somary mankaleo ndraindray fa tsy miova style mintsy amy maha star azy, tsara ny classe fa tsy isan'andro na manao clip aza de toy ny handeha hivavaka foana na hamonjy mariage, tsy kritik fa remarak. ny manara damaody anie tsy hoe tsy classe e!
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
37. ari.malala
(
22/07/2005 08:29)
non, tena konjo i Poopy ka! ndremande ankizy maromaro zahay no tafaraka nifanenfa taminazy d naika hangataka ôtôgrafy (fony fahazaza izany) fa nianjonan'ikala fts! d ndremande koa, za zao efa mba lehibebe zao :oops: nifanena taminazy , d nisy ol niarahaba anazy nisariaka tsara le ol fa zara raha namaly ikala!!! mba artiste v d zany no atao?!!!
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
38. mamzelkely
(
22/07/2005 09:58)
samy bof dôly reo amiko!!!! samy manana hira tsara tsisy preference!!!:°)
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
39. fasaly
(
22/07/2005 15:41)
ari-
marina izany izà mbola tsy nifanena taminy fa ny fomba fijeriny amy clip hita hoe milanja orona be izy, kanefa moa tsy mahatonga aiza ny avona e! samy ho levona any ambanin'ny tany ihany ve de....ho lasa vovoka dooly, de le we ko:"io vola benao io o! tsy ......mosolé