Poopy sy bodo

41. chipie1 ( 25/07/2005 07:45)
za ndray aloha dia nahita azy niresaka be izy , fanga mou ny artista ry ari.malala voatery tsy maintsy isariaka be eny andalana ? betsaka ny arista manao io voalazanao nataony i poopy io ! fa amiko tsy izany no itsarako ny artista!:wink:
42. possy ( 25/07/2005 07:47)
ny ahy ny tiako dia i Poopy sady izy ange tsy miavona e! ianareo mbola tsy niresaka taminy fa miresaka be izy sady izaho koa manana ny cassette 9 isa an'i Poopy satria izy no ankafizioko fa raha i bodo lasa zesta no be dia be fa ny hirany ange tsy ratsy fa tsy tiako aloha e! .
43. xxx ( 25/07/2005 09:00)
Mizesta i Bodo? Diso ianao ry possy. Satria ve izy mahay mietsika dia hoe mizeste? Hafa ndray zany!!!
44. Samoana ( 25/07/2005 09:23)
fijo> Tsy miavona izany i Poopy fa tsy mahazatra azy fotsiny ny manao "premier pas " @ olona tsy mbola fantany. Andraso fa ampanatonana azy elà rehefa mandalo aty amintsika @ manaraka izy :D
I Bodo tsy mbola natoniko akaiky saingy tsapako fa olona mahafinaritra koa na izany aza.
Ny hiran'izy roa samy misy tiako saingy ny an'i Poopy no maro tiako kokoa. Ny antony angamba dia satria efa nahafinaritra ahy ny fihirany fony izy mbola t@ tarika "Njila " fahiny.
Na izany aza tsy mpividy ny raki-tahiriny rehetra ny tenako fa izay tiako ihany.
45. ari.malala ( 25/07/2005 10:16)
amiko artiste izany kosa alo tokony ho sariaka ê! ary marina 100% io tenenin'i fasaly io! ka raha hiavona daolo ary ny artiste d aôna ka! tena aleoko alo Bodo kle!
46. fasaly ( 25/07/2005 10:48)
zà ko dakaoro miaraka amy toi ry ari ka!
rehefa mba harabain'ny olona de tokony mamaly fa tsy miseho ho zavatra be zany, sady tokony ho fanatry ny artista anie fa ny publik no tena mamelona an'ny ry zareo ireny e!
47. ari.malala ( 25/07/2005 11:11)
zistemà!!!!! raha mba mahatsapa anzany zareo d tena tsara mintsy! orona anie samy manana raha samy hilanja ê! :-D sa aôna aky? :-D
48. mamzelkely ( 25/07/2005 14:05)
mhhhhh!!:roll: za alo de samy ts fan an'izy roa vavy e!! fa za ko de remarquer-ko le poopy miavona be de refa eny ambony scene de ôtran maka ho azy zany fa tsy manao zay mahafaly ny public!!
49. chipie1 ( 25/07/2005 14:10)
ka raha tsy faly ve ny public mbola hisy mpijery izy ? tsss samy manana ny tiana fa tsy asiana komentera fa mampimé !!
50. kally ( 25/07/2005 14:51)
Marina izany ry Chipie! raha mba misy mahavita ny vitany mba satriko mihitsy aminareo ireo!
51. fasaly ( 25/07/2005 15:13)
chipie:
ka komentera mintsy anie no hatao eto e! ka in ndray azany ity.......samy mbo milaza zay heviny eo dooly kanou! sady tsy resaka publik tsy faly ka tonga mijery an'i poopy ihany anie no resaka eto e! fa ny tokony mba hahafantaran'ny artist fa ny publik no tena mamelona azy ireny e! ka tokony tsy hiavona n'iza n'iza harabaina fa tsy i poopy ihany akory fa izay artist miavona rehetra no tafiditra ao.
52. chipie1 ( 25/07/2005 15:24)
fasaly> ka iza ny artista tsy hahafantatra fa ny publik no mamelona azy ? mila hampifantarina aona ? njy kounkou mampimé !
53. Samoana ( 25/07/2005 15:25)
Ireo ankizy "maromaro" naman'i ari.malala niarahaba an'i Poopy mety nanao vazivazy tafahoatra ka izay no tsy namaliany.Ilay oul nisariaka koa novaliany ihany na tsy nitsiky aza izy . Mba manana zo tsy hime izy na artista aza.:D Za tsy izy fa heverin'ny mpandalo ho adala raha mivanitika lava hamaly arahaba ireo oul an'arivony mitoraka salut ahy isaky ny mivoaka:D:D:D:D:D:D:D
54. fasaly ( 25/07/2005 16:07)
ka i poopy ka! inona no hiavonana raha izany!!!njy kounkou ouuuuuuu!aoka wa marina e! misy anie olona tsy tonga saina e! ka aiza ko ano hahafantaranjy hoe fantan'i artist sasany hoe ny publik no mamelona azy, misy tsy mahalala any ho any e!
55. fasaly ( 25/07/2005 16:12)
samoana:
mitsiky sy mamaly tsiky olona tsy vidiambola, mariky ny fahatsoram-po fa tsy midika hoe mivanitika, fa raha izay indray de tena hoe: tena voadoana i rakalakely. tsiky de ampy e! jereo bodo tsikitsiky lava sady ny mitsiky anie mahatanora lalandava e! fa in njay aza ity e.....reveo manja wa lay fiainana e!
56. chipie1 ( 25/07/2005 17:04)
amiko tsy mila hampalalana azy izany fa fatany , raha izay firy taona nihirany izay , ary mbola betsaka ny tia azy !! tiany oul aminy maha izy azy...
57. fasaly ( 25/07/2005 17:29)
chipie! a!
fangah kosa moa misy miteny eo hoe tsy misy mpitia izy, otsan'ny artist rehetra ihany on aime ou on aime pas c tous! tsy hampahalalàna azy izany fa hoe ny vahoaka no mpamelona azy, fa mila hampahalalàna azy hoe somary miavona izy, ny olona tsy hiteninteny sy hamorona foana akory e! ny olona rehetra na artist na tsia dia misy mpitia amy maha izy azy ka!
tsara anie izy raha misy mpitia e! tsy misy contre akory fa ny fampitahàna an'i bodo sy poopy no lohahevitra de samy manome zay points-ny eo de basta e! tisy hifandirana kloatra!
sa ahoana ozinjy! tsiky de ampy e!
58. chipie1 ( 25/07/2005 17:52)
mais bien sur fa betsaka ny oul mamorona ? na ny momba poopy na i bodo fa tsy izany no entiko hifampitahana sy hitsarana !
inona akia no ifandirana ry fasaly? forum ity malalaka ny adihevitra ka !:wink:
59. fasaly ( 25/07/2005 18:20)
ka izay indrindra wa! zà nge cool e! de toi kou!8)8)8)
60. fasaly ( 25/07/2005 18:22)
fa na izany aza betsaka ny hiran'ny poopy tiko, de misy hiran'ny bodo tsy tiko........fa en generale mitovitovy izy roa samy ao tsara dooly!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4446