Poopy sy bodo
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
81. xxx
(
16/08/2005 12:02)
mangalatahaka ny mpihira "vazaha " fihira i bodo aminy hirany sasany , misy ndraindray aza diso mi-style lotra dia manova be anlé hira nohavaozina!!"hirany taloha nohavaoziny iany io "
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
82. fasaly
(
16/08/2005 16:42)
ka betsaka anie ny manaovao hira ny artista e! sao kosa izy mbo lasa star interantional kou! vao maika anie tsara raha somary atao maka style vazaha ny hirany e! manendrika ny feony kinona moa ny maharatsy izany e!:wink:
![](https://avatar.serasera.org/7bee630c60ab3d81d9e96b7d94671e38.jpg)
83. jajaf401
(
16/08/2005 17:40)
Ny feo tsaraina eto fa ny an'Bodo kosa tsara eh! Na miakatra ambony na miakatra ambany tsara foana eh!!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
85. xxx
(
19/08/2005 09:00)
Ka raha hitovy @le hira taloha mo inn no tokony hanavaozana an'le hira e! tsy maintsy amboarina dôly, ny arrangement sns e! betsaka ko ny mpihira no manao an'reny reprise ireny e!
Na i Poopy aza nge manao an'reny e! de tsy maintsy misy miova ao fa raha le taloha ihany de ngamba aleo tsy kitihina fa mandany andro sy calorie fotsny!
Manana avantage kely fotsny i Bodo: mety aminy dôly ny hira rehetra: rock, jazz, gospel, ny kalon'ny fahiny, sa tsy mahita an'zany nareo?

![](https://avatar.serasera.org/e311dd5fd4cdbba780ea0d0062df7788.jpg)
89. christina
(
31/08/2005 14:52)
ny ahy aloha de i Bodo e!!!!!!!!!!fa misy hiran'ny poopy koa tsara ka !!!!!!!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
91. xxx
(
23/09/2005 09:11)
ny ahy aloha dia ny toetsain i Bodo mihitsy no hitako misy voa e!raha tsy izany ve ho nalaza be hoe nanao porno, de avy eo toa tsy bevohoka akory t@ le nilatsaka depute nefa tampoka teo dia hoe teraka.Toa olona tsy mazava ny aminy
![](https://avatar.serasera.org/584916ccee8fac9405dcefd400bcdc62.jpg)
92. nounoum
(
26/09/2005 13:11)
Mazava ho azy fa raha resaka kanto no ampitahaina eto ka i Poopy sy i Bodo dia aleoko lavitra i B(l)D(l) tsy mijery ny toetrany sy ny fombany za zany e! fa ny kanto avoakany no lazaiko.Raha ny antony hi compare-na azy roa indray klou de tsy olany fa samy mpanakanto ireo ka normal raha ampitahaina e! na i BODO sy i RADO mpanoratra aza anie de azo ampitahaina e! satria samy mpanakanto e!
Sa ahoana hoy ianareo:?:
Sa ahoana hoy ianareo:?:
![](https://avatar.serasera.org/584916ccee8fac9405dcefd400bcdc62.jpg)
94. nounoum
(
26/09/2005 13:25)
Eny marina izany ry bozimanga kanefa tsy misakana ny mpaka-fy tsy hanavaka ny tiany izany anie e!(l)