Poopy sy bodo
61. fijo
(
25/07/2005 22:28)
le izy anie tsy hoe voatery hitsivanivany izy e.fa mba manda moramora rehefa tsy hanao le zavtra fa tsy miavona.fa ny tena miavona aloha dia i njakatiana sy rija ramanantoanina moa le tsy heno intsony iny.
62. ari.malala
(
26/07/2005 06:16)
ah oui, Rija Ramanantoanina, Njakatiana, Gotlib (le mpampime iny nefa tsy d mampime fa mpanao resabetaveta fts!)
Hors sujet kely ireo teneniko ireo fa iverenako le resaka poopy miavona tsy ankizy maromaro namako akory noniarahaba anazy wa, fa za taoafara d le olona tsy d ankizy loatra fa efa mba lehibebe ihany, tsy nanao vazivazy fa niarahaba, manahoana i poopy! fa zara raha namaly ikala wa!!! d gaga ah! d hoy ah we, asa hoentin'ny avonavony mankaiza loatra?!! en fait tsy voatery anie izy hanao ohatran'i Bodo ê! i Bodo refa hita eny an-dalana d misariaka tsara... sady ny mitsiky koa anie tsy mandany n'inon'inona ê! za anie itsikiana raha tsy valiako tsiky sourire colgate tsara mintsy enao ê! :) :°):°)

63. fijo
(
26/07/2005 20:08)
izay mantsy.mba farafaharatsiny mamaly ilay arahaba,dia mba mitsiky kely,fa tsy avy dia motomototra fotsiny eo.
66. ari.malala
(
28/07/2005 06:30)
iza aky no nibedy anjy ry mamzelkely? teneno ana fa tsongoko ny sofiny ;)
70. mamzelkely
(
29/07/2005 08:07)
iza mo le nibedy teo fa angaha tadidiko akory fa za ko mo zany somary ... zay ka very tadidy e!!:°):-D
fijo< marina mits zany ka!!!:°)
fijo< marina mits zany ka!!!:°)
71. ari.malala
(
29/07/2005 11:25)
fa efa nilelaka nga fijo sa efa nihinana mintsy no mahalala fa sakay i poopy?:-D:-D:-D:-D:-D
72. fijo
(
01/08/2005 22:23)
ny sakay anie ry malala vao jerena dia heno ny hasiakny e.mamoasa moa tongolo e.
76. josi
(
03/08/2005 08:34)
Ny ahy aloha dia i Poopy no tiako e! izaho tsy mijery ny toetrany fa an'azy iny fa ny ahy dia ny hirany ihany no ilaiko azy dia izay mahafinaritra ahy izy , fa i Bodo ny hirany dia taloha no tiako fa ilay amin'izao toa lasa niova hatramin'ny hira ataony ka lasa tsy manintona ahy intsony .Fa mba henoy ange ny hiran'i Poopy e! toy ny miditra any aminao izany ilay izy andramo ange e!