robe d'amour
1. pissoa
(
13/05/2005 16:36)
Tonga avy nianatra hariva ony ny ankizy vavy kely iray 7 taona de gaga be nahita ny reniny (avy nandro) ...
- Fa inona koa ty ataon'i Neny? Fa maninona i Neny no tsy miakanjo?
- Miakanjo aho ka, ... robe d'amour no anaovako
De nony tany amin'ny dadabe_ny sy bebe_ny ilay ankizy, dia nandro, dia tsy nanao ankanjo avy eo. Dia nanontany ny Bebe
- Fa maninona ianao anaka no tsy manao akanjo
- Miakanjo aho ka, ... robe d'amour no anaovako.
Nony lasa ilay zaza, dia iny kou le bebe avy nandro, dia tsy niakanjo. Taitra i dadabe ka nanontany
- Fa maninona izato ianao ramatoa no tsy miakanjo?
- Miakanjo aho ka, ... robe d'amour no anaovako.
de hoy ilay dadabe
"Ary efa ela loatra izy izany tsy nopasohinao intsony"

novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
3. xxx
(
13/05/2005 16:40)
Soa fa tsy i dadabe na i nanibe ato amin'ny namana serasera io ry kala marina e
ha ha ha ha h
ta pa kaaaaaaaaaaaa how ny tsinaiko e
ha ha ha ha h
ta pa kaaaaaaaaaaaa how ny tsinaiko e
7. welie
(
13/05/2005 19:54)
kay!!!!!!!!!!!!!!! Teny iny no tsy hitako marina! Hahahahhahah...... o ry dadabe a! Mba pasopasoy matetika ihany i nenibe ao e! =))
8. iartistika
(
13/05/2005 20:16)
lôzan'la mifoka miara am bandy fotsiny :@ ,bebe ary tsy voapasoka :-D
9. Mifenty
(
13/05/2005 20:37)
reraka mipasoka ngamba i lery fa tato ho ato otrany efa mihavasoka koa ilay izy kou.
:-D :-D :-D
12. rurik
(
14/05/2005 09:43)
efa hitako t@internet io lazainao io hi hi hi hi fa tsy akizy fa ny rafozany no tonga dia nahita azy nitanjaka ka nanotany hoe inona ity hataonao toa tsy miakanjo ?dia hoy izy manao robe d'amour aho miandry ny vadiko =)) =)) =)) =))
18. welie
(
14/05/2005 12:41)
:@ :@ :@ merci radadabe an! Dia mba pasopasoy matetika wa nenibe fa tsss.....
19. mishou
(
14/05/2005 13:03)
dadabe> noheveriko fa mikotrana be foana ange nareo sy bebe sa nenibe @ alina de mbola miasa tsara ny abdo ny e, kay ve tsy ampy kotrana mihitsy le izy, maka ramanenjana kely kaloungany élà =)) =)) =)) =)) =))
pissoa> =D =D =D =D =D =D =D
pissoa> =D =D =D =D =D =D =D