robe d'amour

61. sasa ( 19/05/2005 10:26)
yonika bedy njy an tsy mila mitady mpipasoka izany dadabe ihany dia efa afaka mipasoka anjy
62. pissoa ( 19/05/2005 15:08)
sonwin> iza njay zany pasohan'lah isaky ny adiny 1 ao zany?:evil::evil:

yonika, mba alefa manao stage alou dadabe fa tsy mahay? :-D:-D:-D

63. sonwin ( 19/05/2005 15:22)
pissoa> resaka fotsiny io fa indry mihitsy zao no tiako pasohana:wink:(l)
64. yonikafopl ( 19/05/2005 19:36)
snwin pissoa he he he:-P

sasa fa nahoana za no ho bedy raha mitady mpipasoka hafa? dadabe aa mipasoka ny hafa tsy bedesinareo:evil:

rehefa tsy vitany hatramin'ny fahatanorany ny stage tsy ho vitany tsony pissoa a:-P
65. pissoa ( 19/05/2005 23:17)
sonwin, hay ve e! hmmm hmmm
yonika, mieu vaut tard que jamais ka!
66. sonwin ( 20/05/2005 10:01)
pissoa ie :wink: :)
67. ari.malala ( 20/05/2005 10:54)
sonwin, nga raha tsy dia hita eto matetika i cutie fa sahirana mikarakaa tokantrano de ampirafesinao?! enao papa virtoaly ndray ve nomampianadratsy ny vahoaka virtoaly eto! sao de tsy mety!

68. sasa ( 20/05/2005 10:58)
o ry frera sonwin an moral lesy izany klé
69. dadabe ( 20/05/2005 18:23)
mety foana aky io ry malala a (adino ny ari)
c ly a iny ny anjy :-*:-*de milamina amizay (l)
70. iartistika ( 20/05/2005 19:13)
bedada> tady hisy fivadihana goavana ato zany klé:°):@:miam:
71. pissoa ( 20/05/2005 23:24)
ari.malala, zay telo mitsam ihany io :wink::-D:-D
iartistika, raha miverina mifoka eo indray i dadabe, ... miady aman'oll elah fa ataovy eo tsara
72. iartistika ( 21/05/2005 11:40)
pissoa> efa olon-dehibe io ko:-D:-D,io no fitaratra hihih
73. dadabe ( 21/05/2005 16:30)
zah aza lesy efa miafy ary @le trano ary rehefa te himaina kle :cry::cry:snif snif:cry:
74. sonwin ( 21/05/2005 17:39)
aiza moa zany zao ny kozy eto 8O
75. iartistika ( 21/05/2005 18:58)
aiza tkou moa letsy??:°)
76. pissoa ( 21/05/2005 23:27)
dadabe, :{:{ mba neveriko fa niova ...

sonwin, iartistika :?::?:
77. sonwin ( 22/05/2005 10:47)
pissoa :wink: (l)
78. yonikafopl ( 22/05/2005 13:33)
dadabe :evil: eo de mody we adino eo ny ari nefa te hanonona we malala mihintsy an
79. pissoa ( 22/05/2005 16:10)
dadabe sy bebe :roll::roll:

sonwin, :oops: menatsa be ah, sady dobodoboka be ny foko (l)

80. iartistika ( 22/05/2005 16:52)
tô ze hidirana misy mpivady miady foana! ko tsy aleo ihany manamaina raha izao:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6635