robe d'amour
43. mishou
(
16/05/2005 21:57)
sonwin>miova mihitsy élà ordsi fa averin'élà in3 foana ny resaka ohatran'ny we tsy voavakinay le izy raha tsy in3, mankanesa any @ cyber lesy papa a :°) :°) :°)
44. sasa
(
17/05/2005 05:54)
pissoa =))=))=))=D=D
afa-baraka i dadabe fa tsy voapasoka i bebe he he he ataovy ihany
dadabe varina mipasoka ny efa malama elah dia adinon'elah be be
afa-baraka i dadabe fa tsy voapasoka i bebe he he he ataovy ihany
dadabe varina mipasoka ny efa malama elah dia adinon'elah be be
45. pissoa
(
17/05/2005 07:29)
rano inn marina sy i sonwin? ...
mishou, aza kianinareo nama sonwin ah!:roll::roll:
sasa, mipasoka ny mbola malama no fiteny fa tsy mipasoka ny efa malama izany :-D:-D
mishou, aza kianinareo nama sonwin ah!:roll::roll:
sasa, mipasoka ny mbola malama no fiteny fa tsy mipasoka ny efa malama izany :-D:-D
46. dadabe
(
17/05/2005 07:30)
bebe aaaa!:cry::cry:snif ao fa pasoako foana njy isakalina aaa,zany cherie aa!:p
47. Mifenty
(
17/05/2005 10:07)
mitombo ny fahafaham-baraka kle.
zao lery vao mibaradaka oe \"ao fa pasoako foana njy isakalina \"
hihihihi
lalina kou lesy zany radada kle.
ary aona le teny verin-telo eo ambony io e.
pissoa : ahitsio koa nenà ra misy biloka ah hihihi.
48. ari.malala
(
17/05/2005 11:36)
in klo le mossy ê! za tsy mahay!
hahahah! laozan'i dadabe manao hadalana fotsiny, manenjika vadimasay eraky ny trano moa ko aiza no tsy hioritreoritra ny robe d'amour 'ni bebe! de avyeo koa mbola mampiana dratsy ny zafikely @ ty maina maina manempotra ity!

51. mishou
(
17/05/2005 22:55)
pissoa, naninona anao ny vadiko no tena nitsangana mihitsy ny tandroka no sady mihomehy
52. sasa
(
18/05/2005 05:07)
pissoa ny an'elah izany mbola malama, fa ny an'ahy efa malama he he he samy manana ny malaman'io e
iartistika tsy manana malama elah ve dia mipitrapitra
iartistika tsy manana malama elah ve dia mipitrapitra
55. sasa
(
18/05/2005 11:29)
pissoa rehefa tsy mipasoka elah dia pasoana izany dia mandehana pasoan'i dadabe fa izy mahay mipasoka be
sonwin raha elah kousa aloha no tsy manana pasoana dia mahagaga izany, elah ary mipasoka isaky ny adin'ny 1 sa ahoana lesy
sonwin raha elah kousa aloha no tsy manana pasoana dia mahagaga izany, elah ary mipasoka isaky ny adin'ny 1 sa ahoana lesy
56. ari.malala
(
18/05/2005 14:39)
hihihi! ka i bebe aza tsy voapasony ka mbola itondranareo hopasohina ihany i dadabe! mitomany eo ndray izy fa ataovy eo ihany! :-D
Manana aina kosa ra sonwin zany mipasoka isakin'ny adin'1 ko! :-D
Manana aina kosa ra sonwin zany mipasoka isakin'ny adin'1 ko! :-D
59. Mifenty
(
19/05/2005 08:43)
ka nenla ny any anatiny foana no pasoan lah kou
ny ivelany koa anie pasohana eh.
ihhihi kopy elah kle.
Le any canada aza kopy kle
60. yonikafopl
(
19/05/2005 09:00)
inn njay zany resaka canada zany ry mifenty :evil:
manenjika mipasoka hatrany canada nga le vadinay kle
ari malala aleo aky dadabe mba hipasoka any ankafa any fa za kou mba mila miova mpipasoka kely:-P
manenjika mipasoka hatrany canada nga le vadinay kle
ari malala aleo aky dadabe mba hipasoka any ankafa any fa za kou mba mila miova mpipasoka kely:-P