robe d'amour

21. dadabe ( 15/05/2005 09:35)
mishou>ny anay hoa tsy mila an'izany satria zahay samy expert amin'io :wink:
fa iny klou ny maina raha hinono e :@ :@
22. sonwin ( 15/05/2005 10:50)
asio ny maina dia avy eo mafy toto be refa mipasoka a :@ pounk kely indray :°)
23. pissoa ( 15/05/2005 10:53)
zany an! tsy simba @zany ve ny fera ry sonwin?
24. iartistika ( 15/05/2005 11:05)
:lol:
25. sonwin ( 15/05/2005 11:07)
pissoa> tsy simba ka :D ilay voapasoka no mety ho simba :wink:
26. sonwin ( 15/05/2005 11:08)
pissoa> tsy simba ka :D ilay voapasoka no mety ho simba :wink:
27. mishou ( 15/05/2005 21:05)
8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
28. yonikafopl ( 15/05/2005 21:35)
hihihihih tsssssssss inn ary ty resaka ty, njy nge ry pissoa e!!'

dadabe variana manamaina tsinona nge e!!, okanareo amzay wa io resaka maina io fa manjary tsy mahatamana le trano milay be fa feno setroka :(
29. pissoa ( 15/05/2005 22:12)
bebe, mifona tompoko! Hi
dadabe, jereo nge bebe rah tsy mampalahelo kely e! Mba miova wa f'efa olon-debe.

sonwin, may ny lamba
30. dadabe ( 16/05/2005 06:20)
:@ farany iny ka
31. yonikafopl ( 16/05/2005 07:02)
:cry: :cry:
zao sisa no azoko atao, tokony hihomehy ato nefa dia ranomaso no latsaka :cry: :cry:
32. Mifenty ( 16/05/2005 09:03)


bebe sy dadabe, zay le tonga am le fitenenana atsy andrefana oe

ny tena mangana, ny baraka afaka kle.

33. dadabe ( 16/05/2005 11:42)
:oops: :oops: :oops: :miam: o^o
34. yonikafopl ( 16/05/2005 14:56)
mifenty hihihi andraso fa ampidirina njay le baraka afaka teo kle :wink:
35. dadabe ( 16/05/2005 15:35)
:cry: :cry: snif :cry: :cry: snif :cry: snif tsy misy maina
36. iartistika ( 16/05/2005 16:01)
ataovy môssy ndray eh!!
37. pissoa ( 16/05/2005 16:22)
dadabe =D =D =D
iartistika :?: :?:
38. iartistika ( 16/05/2005 16:40)
ka miala am maina ko!!
39. sonwin ( 16/05/2005 17:36)
pissoa refa may tifirina rano kely izay :wink:
40. sonwin ( 16/05/2005 17:37)
pissoa refa may tifirina rano kely izay :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725