Iza marina ny Francs maçon?

1. rhevinilsen ( 05/05/2005 03:18)
Tsy fantatro na nahatsikaritra nareo fa efa indroa izao no nisy fivorian'ny Francs macons afrikana REHFRAM ary vao tsy ela izay no nitsidika an'i Madagasikara ny lohandohmpisoron'i Grand Loge de France. Ireo Francs macons de antokon'olona anisan'mpanefoefo erantany ary tsy mampiditra ho isan'membre raha tsy laibany be, anisan'zany ry Bush, Chirac??, ary ireo maro samihafa. Ny tanjon'iz ireo de ny hi controler ny tany manontolo...sao de mba izy koa Ny president-tsika??
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin'ny satanisme sy ny gnotisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???
jereo ireto lahatsoratra notsongaina ireto http://fiainanavirtualy.blogspot.com/
novalian'i Abcd2 ny 23/12/2016 08:59
2. aristar ( 05/05/2005 06:36)
Ny hevitro voalohany dia tsaho sy on-dit ary a priori afatsin\'ny XIIIèmes Rencontres humanitaires fraternelles africaines et malgaches (Rehfram)tany Gabon.
Ireo Francs macons de antokon\'olona anisan\'mpanefoefo erantany ary tsy mampiditra ho isan\'membre raha tsy laibany be, anisan\'zany ry Bush, Chirac??, ary ireo maro samihafa.

Inona no porofo-nao moba an\'izany ary anga ny Franc-maconnerie (toutes obédiences confondues) ihany no association hoe manao demande ianao dia membre ? Ohatra fotsiny ny Lions Club International L\'admission à un Lions club local se fait par invitation.Sahala amin\'izanay koa ny Rotary Club ary raha ho te hiditra ho franc-maçon dia tsy maintsy parrainé nefa na parrainé aza ianao dia tsy maintsy adouber-vany ny membres ilay loge tianao hidirana izay voa lasa franc-maçon. Raha blackboulé ianao dia tsy membre ilay loge !
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin\'ny satanisme sy ny gnotisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???

Affirmation gratuite ! Informe-toi avant de dire des énormités pareilles.
Tsy afaka lazaiko @ teny fohy eto hoe inona ny franc-maçonnerie faha ity misy étude fohifohy misy historique sy fanontanina hoe \"Peut-on être chrétien et franc-maçon ?\" dia avy eo manaova recherche @ Google
http://www.centredeformation.net/actu/francmac.htm
3. dadabe ( 05/05/2005 10:03)
zaho raha mandinika de zao no fahitako azy:mbola maro ireo teny sy andala-teny ,ary indrindra faminaniana ao @soratra masina no tsy mbola fantatsika (izaho koa ao anatiny) ,satria fohy ny fisainantsika @maha-olombelona antsika ,ireo resaka rehetra voalazan'i rhevinilsen ireo de tsy ho voaporofo ara-materialy sy ara-piainana andavanadro (ohatra satanisme sns....)fa tsy maintsy olona manana ny Fanahy maherin'Andriamanitra ary afaka mahalala ny zava-miafina (surnaturelle),ary afaka mandresy ny asan-devoly.Ekeko fa be ny hanohitra izany teniko izany kanefa amim-pitiavana no nilazako izany @tsika ,fa raha olo-tsotra dia tsy ahatakatra izany ,
hoy i rhevinilsen
"Ireo Francs macons de antokon'olona anisan'mpanefoefo erantany ary tsy mampiditra ho isan'membre raha tsy laibany be, anisan'zany ry Bush, Chirac??, ary ireo maro samihafa. Ny tanjon'iz ireo de ny hi controler ny tany manontolo...sao de mba izy koa Ny president-tsika??
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin'ny satanisme sy ny gnotisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay
"

misy fahamarinany io fa aleo angamba ajanoko eo sao de de......eo zah
4. sonwin ( 05/05/2005 11:52)
tohizo frera a! iza izao no marina ny an'elah sa ny an'ilay raika lahy ambony io?liana be zay e
5. sonwin ( 05/05/2005 11:54)
tohizo frera a! iza izao no marina ny an'elah sa ny an'ilay raika lahy ambony io?liana be zay e
6. Veloo ( 05/05/2005 15:21)
Izy ireny ve tsy ilay oe atsasan'ny olona atsasany sovaly? marina ve zany? :lol: :lol:
7. annie ( 05/05/2005 21:01)
hihihih!
Za mahafantatra olona loahandohan'ny mpisorona tao @Francs maçon de afaka milaza satria tena nahita fa tsy honohono!
Ny zavatra hitako de manitsaka baiboly enao raha vao miditra ao,ka amiko aloha zany manitsaka baiboly zany de satana,ary mbola mahafantatra zavatra betsaka aho ankoatr'io.
namana
8. rhevinilsen ( 05/05/2005 21:55)
Peut-on devenir franc-maçon quand on est chrétien, catholique ? Et peut-on devenir chrétien quand on est franc-maçon ? Les faits eux-mêmes répondent oui aux deux questions\"
rehefa namaky ilay rohy nomenao aho de marina tokoa fa afaka manana religion kristiana sy katolika ny franc-macon, hoatran\'i George Bush anie Batista e! fa hoe tena mino sy manaiky an\'i Jesosy ho tompony ve ry zareo?! manaraka an\'i Jesosy ve izy?!raha zay de ekeko fa kristiana marina izy...fa raha ny endrika ivelany na fombafomba de iarahamahalala fa ny Francs-macons de afaka mitafy izany hoy ny fotokeviny iray hoe \"la fin justifie tout\"
voalaza ao @ rohy nomenao koa hoe :Pourquoi l\'Eglisecondamne-t-elle la franc-maçonnerie ?
raha namaky ny rohy nomeko ery ambony \"l\'origine maconnique\" http://pages.globetrotter.net/mleblank/msd/enroute.htmldia maneho mazava fa tsy neken\'ny fiangonana t@ zany vanimpotoana izany ny Franc-Maçonnerie noho ny tantarany sy ny fotokevitra ijoroany,ny niaviny (freres mysterieux des rose croix, Les Chevaliers du Temple 1er siecle, Illuminati sns...)
Inona no porofo-nao moba an\'izany ary anga ny Franc-maconnerie (toutes obédiences confondues) ihany no association hoe manao demande ianao dia membre ? Ohatra fotsiny ny Lions Club International
Tsy ny methode fandraisana membres no tiako hisongadina fa ny tanjona sy ny fifidianany ireo mpikambana tiany ho raisina dia ny \"Unification mondiale, globalisation sns..\" , mbola mangataka anao hamaky io rohy nomeko zay nanangonako ireo raha mila fanazavana lalindalina
http://fiainanavirtualy.blogspot.com/
na koa mba mi-goggle-va hoatran\'ahako koa hanaporofoanao ny teninao hoe:
Affirmation gratuite ! Informe-toi avant de dire des énormités pareilles
.
Misaotra an\'i Dadabe @ le hoe
satria fohy ny fisainantsika @maha-olombelona antsika ,ireo resaka rehetra voalazan\'i rhevinilsen ireo de tsy ho voaporofo ara-materialy sy ara-piainana andavanadro
efa nomeko ato ireo boky sy lahatsoratra nosoratan\'ireo mpandinika momba an\'zay ka asa zay eritreritrao http:_fiainanavirtualy.blogspot.com
9. rhevinilsen ( 05/05/2005 22:05)
ie
Inona no porofo-nao moba an'izany ary anga ny Franc-maconnerie (toutes obédiences confondues) ihany no association hoe manao demande ianao dia membre ? Ohatra fotsiny ny Lions Club International
L'admission à un Lions club local se fait par invitation.
Sahala amin'izanay koa ny Rotary Club ary raha ho te hiditra ho franc-maçon dia tsy maintsy parrainé nefa na parrainé aza ianao dia tsy maintsy adouber-vany ny membres ilay loge tianao hidirana izay voa lasa franc-maçon.

Marina daholo izany, hilazana fa misafidy ny olona tiany hiditra hanampy isa azy ireo izy, ary tsy "n'importe qui".
Ary fantatrao ko angamba fa ny Lyons club, Rotary club, YMCA de mbola "branche" francs macons L'éminent franc-maçon. I Paul Harris no nanorina ny Rotary International sur l'ordre de la loge B'nai B'rith en 1905 à Chicago; de mbola io loge io ihany no nanoriny ny Lions International, mbola tao Chicago, ihany t@ 1917.http://www.onnouscachetout.com/forum/index.php?showtopic=1194&st=20
10. rhevinilsen ( 05/05/2005 22:10)
Ny mampalahelo de misy tsy mahafantatra akory ny ao andamosin'ity confrerie sécrete ity ka voasodokan'ny asa soa ao @ Lyons club sy ny Rotary sns de miditra tokoa. Manaraka ireo ambaratongan'ny rites atao mba hanarahana ny fombafombam-pivavahan'izy ireo.

Ary Izy ireo dia mifidy izay olona izay azony antoka fa ho lasa lavitra amin'ny fiainany hiditra ao aminy, zay lay par invitation voalazan'i Aristar
11. rhevinilsen ( 05/05/2005 22:28)
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin'ny satanisme sy ny gnosticisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???


tsy hilaza aho afatsy ny momba an'i Bush iza no tsy miaiky ny herimpon'izany lehilahy izany, vonona hamorona ady lehibe any amin'iny faritra proche orient iny hahatanteraka ny tanjona iriny...sa irin'izy ireomoa zany ..."Le discours du Président Bush a son investiture"
http://www.paroledevie.org/base/articles/html/A324_discours_bush.htm
12. aristar ( 05/05/2005 22:45)
annie>
Za mahafantatra olona loahandohan'ny mpisorona tao @Francs maçon de afaka milaza satria tena nahita fa tsy honohono!

Ny zavatra sahala @ izao no mahatonga ny honohono dia avy isy hiteny izaho mahafantatra an'i Annie mahafantatra olona mahafantara olona...
Izaho koa hafaka milaza fa mifanerasera @ francs-maçons fa ny zavatra tsapako dia ny maconnerie tsy société secrète fa société discrète. Rehefa miresaka izahay dia indrindray misy olona iray @zareo miteny hoe "les murs ont des oreilles" rehefa misy iray miteny zavatra momba ny loge-ny. Ny antony dia jereo eo @ "Constitutions d'Anderson"
4. Conduite en présence d'Étrangers non Maçons.

Vous serez circonspects dans vos propos et dans votre comportement, pour que l'étranger le plus perspicace ne puisse découvrir ni deviner ce qu'il ne doit pas connaître, et vous aurez parfois à détourner la conversation et à la conduire prudemment pour l'honneur de la vénérable fraternité.


...Ny zavatra hitako de manitsaka baiboly enao raha vao miditra ao...

Mety maina io fa milaza fotsiny hoe ilay olona fantatrao tsy mino an'Andriamanitra sy franc-maçon fa tsy mlaza mihintsy hoe ny franc-maçon tsy mino an'Andriamanitra. Mbola avy ao @ "Constitutions d'Anderson"
I. Concernant Dieu et la religion:

Un Maçon est obligé par sa tenure d'obéir à la Loi morale et s'il comprend bien l'Art, il ne sera jamais un athée stupide, ni un libertin irréligieux.

Mais, quoique dans les temps anciens les Maçons fussent astreints dans chaque pays d'appartenir à la religion de ce pays ou de cette nation, quelle qu'elle fût, il est cependant considéré maintenant comme plus expédient de les soumettre seulement à cette religion que tous les hommes acceptent, laissant à chacun son opinion particulière, et qui consiste à être des hommes bons et loyaux ou hommes d'honneur et de probité, quelles que soient les dénominations ou croyances qui puissent les distinguer; ainsi, la Maçonnerie devient le centre d'union et le moyen de nouer une véritable amitié parmi des personnes qui eussent dû demeurer perpétuellement éloignées.
13. rhevinilsen ( 05/05/2005 23:24)
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin'ny satanisme sy ny gnosticisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???

Mbola milaza ve ianareo fa mifanaraka amin'ny tenin'i Kristy ny Franc maçonnerie?
Ny francs-maçons de te hihavana @ firehankevitra rehetra na fivavahana inona io na inona, tsy noho hoe ny firehankevitra mitovy akory fa noho ny tanjony dia ny hametraka "eglise universelle" sy ny hoe "nouvel ordre mondial".
Aminareo ve de mifanaraka amin'ny fivavahana kristiana ny firehankevitra voalazan'ny "constitutions d'anderson?" izay manaiky ny magie, ny occultisme, astrologie, sacrifices, sns ... izay fonosin'ireny rite secretes ireny.. Singaniko manokana amin'ireny izao ohatra ny charbonnier sy ny rite egyptienne sy mishraim. Mila detail??? http://www.morgane.org/Gouttelettes/braises.htm
http://www.chez.com/vassilissa/sciencesoccultes.htm

Na i Papa Benoit XVI mbola manamafy ary nanao sonia ny fanambarana ny incompatibilités n'ny catholicisme sy franc-maconnerie na tsy nilaza ny antony aza izy jereo http://www.vatican.va/roman_curia/congregations/cfaith/documents/rc_con_cfaith_doc_19831126_declaration-masonic_fr.html
De vao lany ho pape i Benoit XVI de mampime fa ny site BenoitXVI.be de mitondra mankany amin'ny site web'ny Franc-macon,valifaty ve zany? jereo http://www.hiram.be/
14. rhevinilsen ( 05/05/2005 23:37)
Betsaka ny grades sy rites ataon'ny olona iray ho amin'ny diany "progression vers la Lumière"...ray fotsiny ohatra ny rite de Misraïm dia misy 90 grades ary ny an'ny Memphis izay mifandray aminy de misy 94 http://membres.lycos.fr/cirem/initiation.htm
...
Au grade 8°-11°, le Questeur tente le passage des eaux. Il peut passer le pont qui unit les deux rives, mais il peut aussi tomber dans les eaux sans espérance.
Au grade 12°-17°, une fois les eaux passées il peut affronter la voie alchimique, et au grade 18°-30° la voie astrologique et cabalistique.
A partir du 30°-90°, il commence à opérer avec les forces des éléments, et par la suite avec les forces supérieures. Le Rite sacrificiel,...
15. rhevinilsen ( 05/05/2005 23:43)
Société secrete sa societe discrete hoy enao Aristar; Amiko tsy zavadehibe amiko na secrete izy na discrete, fa inona no ataony ao ambadika ao inona? Fanompampivavahana amin'i satana + magie noire + famadihana ny baiboly + fanosorampotaka an'i Kristy sns... ohatra omeko anao ity
Ce n'est pas non plus un hasard si l'essence même du Rite est kabbalistique. La kabbale, en effet, comme méthode d'interprétation de la Bible, permet de faire surgir une nouvelle Bible entre les lignes de la première, dégagée dialectiquement par leur méthode rhétorique et mathématique. C'est ici, nous semble-t-il la première des subversions. La seconde touche moins aux moyens, qu'aux fins visées. Car que cherche le kabbaliste misraïmite ? extraire les noms secrets de dieu pour contrôler l'univers, car la maîtrise du mot sacré peut détruire ou construire le monde auquel il se rapporte. Ainsi donc, les kabbalistes misraïmites s'inscrivent-ils dans les marges de l'abrahamisme, dans une spiritualité où l'homme peut s'identifier, se faire dieu.
Ainsi, les Misraïmites veulent-ils fonder un ésotérisme de la nature et des corps magnétisés par l'occultisme, subvertir la Bible et se faire dieu par l'ésotérisme judaïque de leur Rite, et bâtir une république universelle par leur activisme politique. Et pour ce faire, tranchant la tête du Christ-Roi et fêtant l'avènement de la future déesse Marianne, ils célèbrent une Egypte mythique par quoi s'opère la psychanalyse et l'individuation de toute une génération.
ato anisan'ny misy anio http://glsf1.chez.tiscali.fr/doc/glsf-52.htm
16. rhevinilsen ( 05/05/2005 23:50)
raha mbola mila fanazavana momba io rite memphis-misraim io de mbola misy documents koa ato
http://www.glfmm.org/memphis-misraim/pub/page.php?id=41
17. aristar ( 05/05/2005 23:53)
Rhevi Nilsen>Rehefa manao référence dia mba hasio an\'ny tena any ampotony http://www.franc-maconnerie.org
Nul ne saurait se dire Maçon s\'il ne cherche pas, s\'il n\'entreprend pas de transformer sa vie selon la sagesse
Henri Tort Nouguès
Na i Papa Benoit XVI mbola manamafy ary nanao sonia ny fanambarana ny incompatibilités n\'ny catholicisme sy franc-maconnerie

Ny Papa Benoit XVI dia mitovy @ Opus Dei tsy tia mainty ny Francs-maçons. Raha mbola hazony hatao dia dorany velona aohatra ny Templiers ny Francs-maçons rehetra dia rehefa afaka dimy aman-jato taona mieloka aohatran\'ny nataon\'i JP2 t@ Inquisition
18. bonia ( 06/05/2005 00:58)
rhevinilsen:
Raha izany franc Macon izany aloha dia mbola sarotra hihainan'ny gasy @ izany fa mbola mety tsao ihany izany
Tsy fantatro na nahatsikaritra nareo fa efa indroa izao no nisy fivorian'ny Francs macons afrikana REHFRAM ary vao tsy ela izay no nitsidika an'i Madagasikara ny lohandohmpisoron'i Grand Loge de France. Ireo Francs macons de antokon'olona anisan'mpanefoefo erantany ary tsy mampiditra ho isan'membre raha tsy laibany be, anisan'zany ry Bush, Chirac??, ary ireo maro samihafa. Ny tanjon'iz ireo de ny hi controler ny tany manontolo...sao de mba izy koa Ny president-tsika??
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin'ny satanisme sy ny gnotisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???
jereo ireto lahatsoratra notsongaina ireto http://fiainanavirtualy.blogspot.com/



19. dadabe ( 06/05/2005 03:40)
reference ity marina ,ny fotoanako indray no tsy ampy marina ,misaotra fa tena ilaiko daholo ireo site ireo r'izalahy a : :D
20. rhevinilsen ( 06/05/2005 22:16)
Sao de mba Franc maçon ary ra Aristar io? hihi
sa membre mavitrika ao amin'ny Lyons Club n'Ankorondrano? hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1997