Iza marina ny Francs maçon?

41. dadabe ( 10/05/2005 17:37)
:?: :?:
42. booboo ( 10/05/2005 20:35)
misy afaka mitantara ny niandohan'ny franc-maçonnerie sy ny niovany ho "secte" et bla ba bla ve kay ?
43. dadabe ( 10/05/2005 20:48)
jereo le site booboo a
44. booboo ( 11/05/2005 12:44)
beuh ! zà kamo kouh sady bobaka lôtra dé aleo ihany miandry ny famintinana atôn'ny mazoto eto :°)
45. sonwin ( 11/05/2005 15:15)
ary ilay tantara :roll:
46. dadabe ( 11/05/2005 16:19)
hmm liana be angaha frera a?
ao ary e
fa manomboka eto anie de hizara 2 amizay ny mpihaino e,ao ny manaiky ,ao ny manda satria ilay izy fijoroana vavolombelona nataondranamna de mila aho zany fa tsy zah no nilaza ,fa zah mamerina fotsiny izay zavatra voasoratra ao .Zao manko misy anarana mpitondra fivavahana ambony ho voatonona ao antin'io fijoroana vavolombelona io ,ary izany no antony mahatonga ahy sadaikatra ihhany ny hilaza ,lazaiko aminareo fa t@zaho namaky io boky io de saika tsy nahinakanina satria feno zava-miafina be de be ,ary ity franc maccon ity dia mazava be fa io boky io no manazava azy @atsipirihiny ..
... eeuhh tsy sahy aho r'izalahy a,gravy be manko fa izay afaka mamaky ny tohiny dia mba vakio e
(l) conseil d'ami ny ahy a!
47. sonwin ( 11/05/2005 16:48)
za aloha hitako hoe ao anatin'ny mandá e...satria ny fijoroana vavolombelona izany afaka miteny daholo koto sy kala ..afaka mamorona ihany koa raha misy olona tiana asiana..nefa mba tiako ho hita ilay tantara...par curiosité fotsiny io fa tairo e...
48. dadabe ( 11/05/2005 16:58)
le boky lesy frera no tokony hovakian'elah a
titre:LE RESCAPE DE L'ENFER"
edition parole et vie raha tsy diso aho
fa zah lesy tsy sahy ny hitantara a
49. annie ( 11/05/2005 20:19)
aristar!
Mahafantatra lalina momba an'io aho ary raha tianareo ho fantatra lalindaila koukou dia mandehana eny analamahitsy eo akaiky ny pullman misy an'io chateau be io fa ao ny fihaonandry zareo.
Olona akaiky ahy ny membre amin'io fa tsy tsahotsaho akory!Tsy mahafantatra ianao fa ny aty hivelany ihany no fantatrao?
I amiraly anontaniana fa an'isany ao izy

50. annie ( 11/05/2005 20:24)
ny hanampiako ny teniko teo dia ao ambanin'io fasana anjanahary io ny temple fandehanan'izy rehetra isaky ny sept ka raha mahafantatra membre ianao dia asaivo entiny manaraka azy ahitanao ny fahagagana rehetra
hoa an'i aristar io
51. dadabe ( 12/05/2005 06:30)
annie>zah mahafantatra fa izany mihitsy no tsy mbola asahiako milaza satria tsy manana courage aho ,nefa misaotra anao fa mivoka tsikelikely ilay izy ,fa ny tena goavana no tsy mbola fantatry ny namana dia le fifandraisany @filoham-piangonana sasany ??????????,tena marina io r'izalahy fa tsy hono hono a,
de mazotoa e
52. sasa ( 12/05/2005 07:30)
dadabe efa henoko kou lesy ny tantaran'io boky io fa za nefa mbola tsy namaky ny tao anatiny; fa sady matahotra aho lty e; vao ilay olona nitantara fotsiny dia efa tsy te-haheno aho nefa raha hitantara eto elah dia tantarao fa za tena tsy hanao raha io klé grave be le izy mifampidimpiditra be mantsy
53. dadabe ( 12/05/2005 15:03)
:cry:
54. sonwin ( 12/05/2005 15:21)
dia ahona ihany zany....tantarao amiko any amin'ny sisiny leisy fa liana be za a..leity e!
55. sonwin ( 12/05/2005 15:22)
dia ahona ihany zany....tantarao amiko any amin'ny sisiny leisy fa liana be za a..leity e!
56. dadabe ( 12/05/2005 15:27)
okay ary e
57. rhevinilsen ( 12/05/2005 19:52)
za le mihaino tantara no tiako fa le hamaky tsy voako loatra. Raha te hamaky ny tantaran'i BAKAJIKA MUANA NKUBA de ato jerena http://www.eglisedemaison.be/wrapper/index.php?file_wrap=rescape_de_l_enfer.htm
de aza matahotra
fa ny marina marina ihany e
hihihi
58. rhevinilsen ( 12/05/2005 19:54)
za io ko mba ndeha hamaka fa toa milay ihany le tantara
hihihi
59. fijo ( 12/05/2005 21:32)
aleo hazava fa ny chevaliers du temple anie ny tsy nitiavan'ny fiangonana azy dia noho izy nanankarena e.noho izany dia natahorana sao hanana fahefana mihoatra nohon'ny ananan'ny fiangonana.(fialonana izany io)ka rha izay,dia fanaratsiana fotsiny ny fototr'ilay resaka
60. rhevinilsen ( 12/05/2005 22:00)
hihi
fijo ve te hanao valiboraingina fotsiny sa mba mamaky tsara e haha :-D
Tena marina zany voalazanao izany fa hatr@ zao isika miteny izao dia ireo olona reio no mitana ny ankamaroann'y banky rehetrea eran'zao tontolo izao. Ary araky ny fotokevitra ijoroan'izy ireo dia hovidiny izao tontolo izao, ary hamorona "nouvel ordre mondial" ahafahany mifehy izao tontolo izao. Jesosy tany an'efitra dia efa efa nalain'i devoly fanahy hoe:"raha miankohoka eto anatrehako enao de omeko anao izao tontolo izao". Nefa izao tontolo izao efa lasan'Jesosy. Fa zay le fitak'i Satana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.091