Iza marina ny Francs maçon?

81. dadabe ( 22/05/2005 18:58)
oadray diso aho fa hay tsy imarozevo no nilaza azy fa i rhevinilsen .Miala tsiny marozevo a
rehevinilsen>sokafy aza fa malaza be io raha io e
82. rhevinilsen ( 26/05/2005 10:24)
dadabe:

oadray diso aho fa hay tsy imarozevo no nilaza azy fa i rhevinilsen .Miala tsiny marozevo a
rehevinilsen>sokafy aza fa malaza be io raha io e

zaho tsy dia mahavoa an'io
fa nareo angambany
arosoy dia iraha mandinika e
83. dadabe ( 26/05/2005 16:26)
:D:D:D
84. arniah ( 23/05/2013 06:00)
za mba tena liana am le tantara fa mba tantarao e, tsy manampotoana hamakiana loatra manko
85. mamyhasinaa ( 25/12/2014 17:52)

dadabe:

:?::?::?:zah klou aleoko mivavaka amin'Andriamanitra ihany e

Dadabe. Mahalina ana be ilay tantara. Dia ny tiko hoe afaka mba alefanao aty amna ve ilay tantara. Oatra hoe alefa email. Dia mety ve ra am teny malagasy amzay azo tsara nefa ra tsy misy dia tsy maninona fa na en francais ar. Dia ito ny mailako mamyhasinaa@gmail.com
86. mpisotrtoaka ( 23/01/2015 05:55)

annie:

hihihih!
Za mahafantatra olona loahandohan'ny mpisorona tao @Francs maçon de afaka milaza satria tena nahita fa tsy honohono!
Ny zavatra hitako de manitsaka baiboly enao raha vao miditra ao,ka amiko aloha zany manitsaka baiboly zany de satana,ary mbola mahafantatra zavatra betsaka aho ankoatr'io.
namana

Tena zany ve ? Mba tantarao ar rehefa ts misy porofo ihany e ! Ts hoe rehefa atao hoe tena ny masoko izao no nahita d hoe marina a !
87. ralphnoelson ( 24/03/2016 09:53)

annie:

hihihih!
Za mahafantatra olona loahandohan'ny mpisorona tao @Francs maçon de afaka milaza satria tena nahita fa tsy honohono!
Ny zavatra hitako de manitsaka baiboly enao raha vao miditra ao,ka amiko aloha zany manitsaka baiboly zany de satana,ary mbola mahafantatra zavatra betsaka aho ankoatr'io.
namana
marina izany eh. Ny franc maçon dia secte iray anatin ilay trinité ny devoly. Ny voalohany dia 1 illuminati efa teo nanomboka tamin i andron i jesosy sy namono azy ireo no kapiteny devoly . 2 ilay secte kabal izay manao faty olona sy ôffrande ra olona velona sy mamono zaza kely. Ary ny 3 front maçon tonga avy ato aoriany niaraka amin creation de la banque tamin i fotoana 1776 creation de la banque zany h ie fianakaviana rottshield tompon i vola sy banque mondiale de lasa équipe 3 ireo nitambatra. Fa raha tonga ilay front maçon t@ 1776( jiosy avy ireo 3. ) dia tonga ilay plan hoe nouvel ordre mondial efa organiser efa ela taloha. Ps ny lions club dia organisation franc macon ihany koa fa ambany kely ny gradiny. Ka mora ambakaina ilay gasy de manaon à o foana sy manaiky miditra amin i zavatra tsy fantatra. Raha mijery tsara ianareo dia misy an ilay signe mena ny croi rouge io angeh dia herevo ilay groupe anglisy taloha "les templier" nanao croisade mirady harena eran tany taloha. Ary maro koa ny groupe franc macon miaraka amin i loge. Bush miterrand mpanjakavavy Elizabeth rihanna sony music croix rouge banky rehetra tompon daka sportif ary 10taona tato aoriana ny chefo sy presida afrikana adala rehetra niditra koa satria te ho hanankarena sady te i tavela anatin i histoire du monde mampalahelo satria tsy mahay ny marina de lasa m andevo devoly. Ka aza misy manaiky miditra amin io fa mivadika fahavalon andriamanitra sady mpamono mpaminany.
88. ralphnoelson ( 24/03/2016 09:54)

89. Abcd2 ( 23/12/2016 05:36)

aristar:

Ny hevitro voalohany dia tsaho sy on-dit ary a priori afatsin\'ny XIIIèmes Rencontres humanitaires fraternelles africaines et malgaches (Rehfram)tany Gabon.
Ireo Francs macons de antokon\'olona anisan\'mpanefoefo erantany ary tsy mampiditra ho isan\'membre raha tsy laibany be, anisan\'zany ry Bush, Chirac??, ary ireo maro samihafa.

Inona no porofo-nao moba an\'izany ary anga ny Franc-maconnerie (toutes obédiences confondues) ihany no association hoe manao demande ianao dia membre ? Ohatra fotsiny ny Lions Club International L\'admission à un Lions club local se fait par invitation.Sahala amin\'izanay koa ny Rotary Club ary raha ho te hiditra ho franc-maçon dia tsy maintsy parrainé nefa na parrainé aza ianao dia tsy maintsy adouber-vany ny membres ilay loge tianao hidirana izay voa lasa franc-maçon. Raha blackboulé ianao dia tsy membre ilay loge !
Secte ny Francs macons ary mifandray tendro amin\'ny satanisme sy ny gnotisme ary misy milaza fa ireo no hamorona ny antikristy ho avy ratrizay, ahoana ny hevitrao???

Affirmation gratuite ! Informe-toi avant de dire des énormités pareilles.
Tsy afaka lazaiko @ teny fohy eto hoe inona ny franc-maçonnerie faha ity misy étude fohifohy misy historique sy fanontanina hoe \"Peut-on être chrétien et franc-maçon ?\" dia avy eo manaova recherche @ Google
http://www.centredeformation.net/actu/francmac.htm
90. Abcd2 ( 23/12/2016 08:59)

Valinteny ho an'i aristar:
Tsy filazana tsy marim-pototra ny nataon' ny namana iray izay nilaza fa mpanompo an'i Satana ny framasao. Manamarina izany Atoa Serge A Gallardo izay framasao nandritra ny 20 mahery. "Tsy fantatro, hoy izy, fa hay fanompoana an'i Losifera no natao tao" http://mobile.agorax.tv/tribune-libre/article/ancien-franc-macon-hut-71529
Miomana hanao fivoriambe eto Madagasikara ny framasao avy @ firenena maro ny 24-27 Mey 2017. Enga anie ka tsy asan'i Satana no hatao @izany! Manahy manko aho sao hanery ny Fitondrana -Prezidansa, Governemanta, Antenimiera 2 tonta- mba hanova ny lalan'ny fanambadiana no anton'ny fivoriana ?! HAMPAHA-ARA-DALANA NY FANAMBADIAN'NY LAHY SAMY LAHY SY NY VAVY SAMY VAVY E ! Tambazotra matanjaka manana tendro ao @ kaonferansan'i Parisy ny framasao. Raha marina ny fanahiako dia tsy ho azon'i Madagasikara ny vola 10 miliara dolara nampanantenaina tany Paris farany teo raha tsy resy lahatra ny mpanapa-kevitra Malagasy.Mety tsy io resaka fanambadiana io fa zava-doza hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2884