Iza marina ny Francs maçon?

21. rhevinilsen ( 06/05/2005 22:17)
Sao de mba Franc maçon ary ra Aristar io? hihi
sa membre mavitrika ao amin'ny Lyons Club n'Ankorondrano? hihi
22. rhevinilsen ( 06/05/2005 22:18)
Sao de mba Franc maçon ary ra Aristar io? hihi
sa membre mavitrika ao amin'ny Lyons Club n'Ankorondrano? hihi
23. rhevinilsen ( 06/05/2005 22:23)
De ny fanontaniana tena manitikitika ny saina de le hoe sao de ireo lohandohan'pisoron'ny fotondrana ireo mmembre mavitrika manohana an'io "Nouveua ordre mondial" io. Tsy mampino manko raha fivoriana 3 be zao no natao nisesisesy teto amin'ny tanintsika ka tsy nisy fankatoavana sy fankasitrahana avy any amin'ny mpitondra fanjakana. Sa demokrasia izao ka samy avela hanao ny ataony ny olona? hihi
24. rhevinilsen ( 06/05/2005 22:35)
Tolorako lahatsoratra hafa koa nareo milaza fa atidoha mikotrika ny affaires bedia be tsy voavaha sy miravina fotsiny aty europa ny francs maçons, toy ny affaire ELF, le sang contaminé, l'affaire URBA, le scandale de l'ARC, le Crédit Lyonnais, la mafia des tribunaux de commerce, le massacre des Templiers en Suisse sy Canada, la "cassette" Méry, ny affaire Yann Piat sns...izay ahitana fa ny francs maçons dia ambonin'ny lalana ary mifehy ny fitondrampanjakana maro amin'izao tontolo izao...miteny ho azy ny famakiana ireto articles manaraka ireto http://www.barruel.com/info3.html
25. dadabe ( 07/05/2005 06:47)
rhevinilsen>tena vitanao irery ny fitondrana ny baolina a
hono hoa ianao ve efa namaky ilay boky hoe

\"NOUVEL ORDRE MONDILE....QUE NOUS CACHE T-IL?\"raha ny fanazavana ataonao dia manambara fa efa nahavaky io boky io ianao ,(mitovy tsika lahy :wink: )
ary ilay hoe \"LE RESCAPE DE L\'ENFER\"
histoire d\'un grand magicien zairois au grade de 4 eme degree 16 puissance,il quitte lucifer pour suivre Jesus Christ,et a son tour il a essayer de devoyler tous les secrets dans ce monde invisible.

ho antsika rehetra mba vakio ireo boky ireo satria matoa izy ireo nivoaka ara-dalanadia azo vakiana tsara sady ho fanampin\'ny fanazavan\'i rhevinilsen.
misaotra
26. sonwin ( 07/05/2005 16:35)
lalina ity resaka ity izany! eo leisy frera mba asio patiny kely amin'ilay boky eto fa zay zao ts tia mamaky boky izany klé
27. sonwin ( 07/05/2005 16:36)
lalina ity resaka ity izany! eo leisy frera mba asio patiny kely amin'ilay boky eto fa zay zao ts tia mamaky boky izany klé
28. rhevinilsen ( 08/05/2005 00:52)
marina izany,
aleo malina ihany ry zalahy fa @ zao fahantrantsika izao raha mbola miharo ozona sy fanimbana ny tany tsy ho loza ny hanjo.
Ka dinidiniho ihany ny atao sao fahafahana no notadiavina ka fanandevozan'i Satana no azo
29. isambilokely ( 08/05/2005 01:03)
Rehefa tsy mpikambana ao ry lereto dia aza miteniteny foana anh ... !

Aza milaza hoe mangidy sira ny laoka raha tsy nanadrana sira.

Mbilo
:lol:
30. dadabe ( 08/05/2005 10:42)
ka ilay izy anie ry mbilo zava-miafina e,de izay tsy mahalala ihany no voany .
sonwin>ity ary ny patiny kely e

\"RESCAPE DE L\'ENFER\"tantarana mpanao MAJIAavy any ZAIRE izy io BAKAJIKA MUANA KUMBA no anaran-dranamna teraka t@taona 1958,ary mpianatra tao @sekoly misiona Katolika tao zaire.Nisy namono ny rahalahiny ary maty tsy tsa-drano ,niezaka i bakajika ny hitady izay olona namono io rahalahiny io ka dia nanantona :
1-ombiasy ,fa tsy naha-fapo azy
2-fetiche,mbola tsy nahafa-po azy
3-mpandatsa-baratra ,fa tsy mbola nahafa-po azy
4-farany dia nanatona Pere Cure tao @fiangonana misy azy izy (lehilehy sady lava no ranjanana),ary tsy nanambara akory ny tantaram-piainany ity ranamana ity fa ilay cure no avy hatrany dia nilaza hoe \"izao avy ny olana mahazo anao \"dia gaga i bakajika satria tena marina avokoa ny zavatra notantarain\'ilay cure
de avy eo ...... (hotohizako @manaraka )
31. sonwin ( 08/05/2005 10:44)
miandry ny tohiny...
32. dadabe ( 08/05/2005 13:37)
...de avy eo maro ny zavatra nampianarin'ity cure ity an'i bakajika,ary i bakajika moa dia anisan'ny mpiservi lamesa mafana fo ka dia manga ny lanitra teo @fifandraosan'izy miaanaka.
Marihiko etoana aloha fa ity boky ity dia nivoaka ara-dalana ary azon'ny rehetra vakiana fa tsy natao hanaratsiana na hitsikerana na iza na iza,ary zah eto dia te-hitatitra fotsiny izay zavatra voasoratra tao anatin'io boky io .

Io boky io dia karazana fijoroana vavolombelona nataon'i bakajika Muana Kumba ny @zavatra rehetra izay hitany tany @ tontolo tsy hita maso (monde invisible),ary io boky io dia manazava bebe kokoa ny zava-miafina izay voalazan'i revonhilsen mikasika ny franc maccon etsy ambony .
Lazain'io boky io ny fomba nahatongavan'i bakajika Muana Kumba ho majisianina ,sy ny olona nampianatra azy nanao majia,voalaza ao koa ny misiterin'ny fiangonana sy ny mpitondra sasantsasany ao @ny fiangonana ,voalaza ao koa ny "nouvel ordre mindial",voalaza ao koa ny fikambanana'ny filoham-pirenena sasan-tsasany sy ny fomba ataony mba hampanakarena azy.
DE....(hitohy )
33. rhevinilsen ( 08/05/2005 15:46)
Hihi,
De liana de liana zany ny mpihaino tantara fa de tohizo e. Miandry ny tohiny koa hahaha.
Tandremo sao maty ny rol any @ farany haha
34. dadabe ( 09/05/2005 04:53)
ianareo mitsam irery ve no manaraka ? :cry: :cry: :cry: ,sady sao de ......ny namana eo zah kle
35. dadabe ( 09/05/2005 05:14)
andraso ary fa hilaza sombitsombiny ihany aho e.
Ny anaran'ilay lehibe (adjoint),izay niara-niasa akaiky t@bakajika muana kumba tany @tontolo tsy hita maso dia i "sommondieu de deux coeur",ary ny lehibeny araka ny fitantaran-dranamana azy dia i "bombard",rehefa ho any @io tonyolo tsy hita maso io r'izareo dia makeny @fasana ,ary mitondra sonnette,dia ampanenona ilay sonnette (@12 ora alina)dia tsy hitan'ny olona izy ireo,ary misy fomba fomba atao sy vavaka atao (araka ny voalazany )isaky ny hivory any @monde invisible izy ireo ,voalaza ao koa fa raha te-hanakerena (milliardaire)dia tsy maintsy manao soroana olona 7 ao @ fianakaviana akaiky .Ary raha te-hangalatra vola any @banky dia mampiasa Boa (bibiblava)sy voromailala(pigeon),sns...
dia ,mbola hotohizako fa hiala sasatra kely aho aloha (sady misotro rano kely )

fanamarihana :ho anao izay mamaky dia mivavaha amafy satria tsy ho mora ny tohiny fa tena horreur araka ny fiteny,fa hisy zava-miafina lehibe izay mety tsy mbola hainao nefa iainanao. (l)
36. Veloo ( 09/05/2005 15:34)
paka-fo ve ry zareo e? :?:
37. sonwin ( 09/05/2005 15:46)
tohizo leisy frera a..film orera sur forum ity klé
38. isambilokely ( 10/05/2005 05:48)
Itantaran'i Dadabe angano eo nareo ry lereto. Tssssssss film avy tany amin'ny Mahiol tany indray za io.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
39. dadabe ( 10/05/2005 17:19)
ny tantara dia mbola hitohy de :D de ampy e
zah anie miandry olona hanohy azy nefa tsy misy e,tsy manakevitra isambilo de mitady hanabatry indray :-D :-D very lesy ialahy a :-P
40. sonwin ( 10/05/2005 17:27)
:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233