Iza marina ny Francs maçon?

61. dadabe ( 13/05/2005 03:47)
misaotra an'i rhevinilsen de mazotoa aza mamaky e,de lazao ahy zay zavatra hitanareo tao rehefa mahavaky ianareo
62. dadabe ( 13/05/2005 05:28)
:-w
63. booboo ( 13/05/2005 06:06)
:?:
64. routa ( 13/05/2005 11:39)
de tapitra ve lay tantara nefa za mbola saiky hanaraka tsara nareo tena tsssssssyyy
65. rhevinilsen ( 13/05/2005 22:32)
routa:

de tapitra ve lay tantara nefa za mbola saiky hanaraka tsara nareo tena tsssssssyyy



Efa itsy ambony itsy le tantara de afaka mamaky miadana sy feno enao hihi
sa mila tantaraina angano @ teny gasy mitsiny lol
66. dadabe ( 14/05/2005 16:53)
hihihi ,booboo kou angaha mila??
67. routa ( 14/05/2005 18:04)
rhevinilsen> ka raha misy tonga de tantara ve eto handany andro hikaroka ndray nefa misaotra e! :D
68. sipagasy ( 14/05/2005 18:59)
hihih routa, izaho koa mitovy hevitra aminao, tsy aleonareo ve tantaraina e! oups alohan'izaho ilay hatory iny annn hihih,

Mazotoa daholo ianareo e!! de izahay miandry mpitantara, sa ataonareo mivantana any @ RVG??? hihihihi
69. dadabe ( 15/05/2005 10:37)
sipagasy ao fa alefako any amindry e
70. rhevinilsen ( 16/05/2005 02:48)
booboo:

beuh ! zà kamo kouh sady bobaka lôtra dé aleo ihany miandry ny famintinana atôn'ny mazoto eto :°)

hihi ho fanomezana fahafahampo an'i Booboo
raha fintiniko le izy de izao: efa taloh elabe ny origin'ny franc maconnerie, ireto ny branches niforonan'ny Francs macons na nipotra avy aminy; ezahako ataoko ara-kronolojika:

- Magiciens d'Egypt, les misraims: 3000 BC
- the esoteric sect of Pythagore:582 BC - 496 BC
- the astrologues sy mathematicians tao Rome tamin'ny andron'ny Domitian: 51 - 96 AD
- La maison de la sagesse du Caire,
- les Ismailis ou Sociétés sécrètes des Assassins (Hashshashin): 8-14eme siecles http://en.wikipedia.org/wiki/Hashshashin
- les Compagnons du veillard montagnard
- les Templiers na chevaliers des temples :11-14eme siecle http://en.wikipedia.org/wiki/Templar
- les Rose-Croix (Rosicrucians): 15-17eme siecle http://en.wikipedia.org/wiki/Rosicrucians
- les Carbonari: 19eme siecle
- ceratines branches sécretes de Jesuites: depuis 15eme siecle
- les Freemasons na francs maçons: depuis 16eme siecle
- les B'nai B'rith: October 13, 1843
- les chevaliers du Columbus: March 29, 1882
- les Souffrants,
- le secte des Chercheurs,
- les loges de St. John,
- les loges de Melchisedek,
- les pretres Royaux ,
- les Maitres des sages,
- la freres Asiatiques
- les illuminati:depuis le 14eme siecle
71. routa ( 16/05/2005 13:04)
rhevinilsen> de zay ve?
tohizo moa sady tantarao e!
72. dadabe ( 16/05/2005 16:14)
rhevinilsen>misaotra lesy fa ataoko fa tsy misy ady hevitra satria marina ireo
73. rhevinilsen ( 16/05/2005 16:54)
dadabe> hihi le tantara ne zahay mbola miandry any aminao e.
le tantarain'mpahay tantara hoatranareo no tena hoatry ny mafinaritra fa alefaso e
74. dadabe ( 17/05/2005 06:28)
sao de tokony atao any ambadika letsy ?efa samy notantaraiko tany ambadika ny ankamaroan'dry zalahy ireo ka ,zah tahaka ny ytsy ho sahy eto
75. rhevinilsen ( 17/05/2005 17:49)
hihi

voalaza koa fa eto dago no firenena afrikana be francs macons indrindra ankoatr'i Sud Afrique sy reunion/maurice.

zay no mampatahotra an'i dadabe?
haha
76. isambilokely ( 18/05/2005 18:13)
Guerre de pouvoirs leitsy zany ry zalahy a ! Aza miditra amin'io raha tsy manana hery miafina fa vita be. Rehefa izay no hitany fa hahafahany mifehy an,izao tontolo zao dia aleo izy hanao e ... zahay mahazaka ny entina lol ..

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
77. dadabe ( 18/05/2005 18:29)
:?::?::?:zah klou aleoko mivavaka amin'Andriamanitra ihany e
78. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:13)
vavaka mafy zany mba tsy mbola ho tonga ny 666 sy ny antikristy!
79. dadabe ( 21/05/2005 15:58)
hhmmm marozevo inona indray le 666 sy ny anti kristy ????
80. rhevinilsen ( 21/05/2005 22:59)
dadabe:

hhmmm marozevo inona indray le 666 sy ny anti kristy ????



:lol: :) :D :^)
hihi tokony hamoronana sujet hafa mihits ngamba zay hahahah :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1854