Raoviana?

1. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:35)
Raha misy olona roa(L/V) mpinamana efa ela, raoviana vao azo atao hoe mpifankatia izy roa?
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:41
2. paulkraus1202 ( 19/03/2004 10:01)
rehefa izy ireo mihitsy no manapa-kevitra fa hivadika ho fitiavana eo anivon'ny lahy sy vavy ilay fifankatiavana naha mpinamana sa misy ankoatra izay hoy ianao
3. kitjo ( 19/03/2004 16:34)
refa lasa mpifankatia ko
4. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:58)
Inona ny SIGNE milaza fa mpifankatia izy?
5. hendry ( 20/03/2004 13:41)
nifampizara fitiavana ( @ alalan´ny teny fotsiny aloha), manao ny ataon´ny mpifankatia rehetra
ohatra mifanoroka tsy toy ny oroky ny mpinamana tsotra @ takolaka fotsiny sy ny sisa.
6. kitjo ( 20/03/2004 15:46)
afaka ifanarahana tsotra izao fts koa mangataka ny iray hoe ndao tsika hi-,mpifankatia amzay fa tsy hi-mpinamana fts
7. kitjo ( 21/03/2004 09:21)
ye koa,tsotra sady mazava
8. ikaretsaka ( 22/03/2004 10:14)
hmmmmm
9. kitjo ( 22/03/2004 13:40)
marina moa zany e
hhmmm
10. ikaretsaka ( 22/03/2004 14:43)
ie izany no tsotra sy mazava
11. kitjo ( 22/03/2004 14:35)
zay manko, tsy hitako ze ankisarotana anzany na itadiavana diplomatie b,inndra refa fantatra fa samy tia
12. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:55)
marina io
13. kitjo ( 23/03/2004 10:48)
sary indray mipika
fa le sary mijanona maharitra an
14. fijo ( 25/03/2004 20:08)
hmmm
15. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:25)
miala any indray reto
16. bice ( 25/03/2004 18:13)
afaka atao kou nge ny hoe : ndao ndray klou hiaraka kely e,de refa samy valaka de mpinamana ndray e
hi
17. xxx ( 25/03/2004 16:36)
Ilay fifankatiavana aloha amin'ny gasy dia misy ambaratongany eh toy ny hoe havana, namana, mpiray vody rindrina sns. Ny mpinamana izany dia mifankatia.
Fa hafa ilay fifankatiavan'ny mpisakaiza sy ny mpifamofo satria iny tena afaka mivady kely indraindray.
Ilay teny hoe mifamofo moa dia efa mahalaza azy satria avy amin'ny hoe mifamofoka.
Mazava an
18. fijo ( 26/03/2004 11:01)
aleo rangahy izay efa niaina an'izany no hitantara ih,ih,ih.sao izahay miteniteny foana eo
19. ikaretsaka ( 26/03/2004 14:10)
hihihihi f'hita hoa
20. fijo ( 26/03/2004 16:26)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2463